manontany tena sady mba te anontany vahaolana

1. pisolahy ( 30/08/2010 19:50)
salama daoly,toy izao ny blem-ko, 5 mois zay zao aho no niaraka t@oul, ary tena nifankati ts nisy otrizany zay. t@volou za lou ts de tena sur ny fitiavany fa refa nande teny ny ftona d itako fa tena ti ahy marina izy, d nisy ftona nefa za tratrany nampiresaka sipa t@net, ary io sipa io fantany sady ts tiny, d ady be t@zay fa za mou nifona t@ny ary niteny fa ts amerina intsony, d nilamina iany aveo. d t@mois de juillet teo izy nande niakatra tany tana, d t@izy ts teto zany zah sy ny namany niaraka nvoka alina nanao karaoké, ka t@io @zay za sendra nahita ny ex-ko ary d niresaka zay, ts ela kory fa angamba 5 min fotsny, nifampanontany vaovao, d zay iany, d t@izy tonga avy any tana @zay, d notenenin'y namany t@ny oe za niresaka t@sipako talou, d iny no nahatonga ny adinay,ary tonga d natambany tao daoly ze alaelony t@atrizay, nolazainy fa za ono égoïste, oe za mandrara azy ts iresaka @ex-ny nefa za mresaka @ze tiko resahana, ozy oe ts mba omeko liberté mints ono izy nefa za afaka manao ze tiko atao, Atra kosa lou mahita ra mba nampirafy azy zany ah na de kely aza, d aveo lé izy lasa niteraka ady be, ozy t@ko oe tsika afaka miaraka fona fa ts misy engagement tsony, d za nteny oe ts mety oa zany fa ts itako ze masamihafa antsika @oul ts miaraka ra izany, d ozy oe zao no tedavinao ozy d zakao, laizany fa oe izy ono misy ftona mba te iaraka @namany d za manarabody azy fona nefa talou zay miaraka fona na d miaraka @namany aza izy, ozy oe manomboka zao ah ozy ts idependr @oul zany tsony, oe vitany fona ono ny fiainany na de tsis ahy aza, d zay n zvtr tena ts zakako sy nankarary fo ahy, d naleoko mints lou nanapaka ny relation t@ny, ts niantso tsony ah, ts nandefa msg tsony, ngamba 1semaine teo,d aveo @zay za niantso azy oe afaka mifankahita ve oa tsika d eny ozy, d aveo zay nifankahita d niaraka nandende sy nresadresaka niaraka t@namany, d za ts de niteny firy fa t@za nanatitra azy @zay d niresaka zay, d ozy ah oe bola tezitr @ko fona ve oa enao, d izy namaly oe ra teztr @nao ve za d iresaka @nao, d nantaniko izy oe aona iany oa ny @tsika rou, d ozy oe reny efa noteneniko anao reny daoly fa za ts iverina @zany tsony, d za mou bola tena narary fo sady nalahelo ka tafiteny za oe aleo ary za ionona refa ts tia ahy tsony enao oa, ts anjara ngamba nentsika roa, omeko tsodrano enao ahita ze oul itia anao miotra ny itiavako anao, d lasa za ts nteny tsony, d ny alina @zay nosoratako t@facebook oe vita ny aminay, d nisy nanao commentaire, d noteneniko oe araky ny noteneniny oa, vitako fona ko ny fiainako na de tsis azy ary, d itany lé izy d nandefa msg t@ko izy oe fa maninn no apotrapotrako @oul rehetra oe nisaraka tsika, d tezitra b izy, d ozy aveo oe ts te ho tonga @zao izy,bola tia ahy izy fa zay, oe na de nifamaly aza zay atrizay izy bola nanaja ahy fona fa zao ataoko zao ony efa ts rariny tsony, oe za avelako oentin'ny foko fa ts mba misaina lou vao manao zvtr, d ny alin'iny aho ts tafatory fa nandinika ny zvtr noteneniny ary itako fa tena ts nety marina ny nataoko, d ny maraina vao nifoha aho niantso azy d niteny oe vonona ny hiova oa za ra tena ti ahy marina enao,ts isaraka zany tsika ra mbola azoko atao ny manarina ny fahadisoako, d niteny izy oe oka zay! ts vo voloany za no niteny oe iova, ts mino ahy tsony ono izy, ampy azy ono reny fikako nanaratsiko azy t@facebook reny, fa ra tena ti azy aho d aleo ijanona mpinamana fa ny fianany aza idikidirako tsony. d nisy namako zay niara-nivoaka ny zoma alina, d oe andao andalo ao @karaoké d t@zay niditra tao d ry zareo tao, izy sy ny namany, d nisy bandy niresaka t@ny, d za ts nazaka nahita azy niresaka t@lé bandy io d tonga d niteny t@lé namako aho oe andao oa ande fa jereo @zao ny fikany, d nandalo teo aloandry zareo za d narabaiko izy d za ts nresaka t@ny fa tonga de lasa zay nande nivoaka.d ny apitson'iny lé bandy akamako niresaka t@ny d niteny izy oe za ts mila saropiaro loatra fa ts mety, sady ts matoky tena no ts matoky olona, fa namany mpanao vacance lé niresaka t@ny iny, zay ono n tena blem, d nandefa msg t@ny za oe azko @zay lé tena pb anao atrizay, fa ts maninona fa libre @ze tinao atao oa enao manomboka izay, ananako confiance enao, fa za oa mba mangataka seconde chance, d novaliny oe za ono possessif lotra, oe za te anao vie parallèle non serieuse en cas de roue de secours, ts mety @ny ono zany, fa marina ozy fa bola manana sentiment amiko izy, fa ny fiainana ts vitan'ny fitiavana, d oe j'ai dépassé les bornes t@lé zavatr nataoko t@facebook reny, fa aza insistena ono fa aleo ijanona mpinamana de zay fotsiny.

D zay lé izy, @zao aho tena very hevitra mints, ts itako tsony ze atao, tena tiko izy ary tena je sui prèt a tout pour elle, vonona ny hiova aho, mba mangataka torohevitra avy aminareo re fa tena very e! misaotra mialoha
répondu par hanjaris le 22/05/2012 13:10
2. mpoon ( 30/08/2010 20:52)
Angamba fantatra ialahy ihany aho. sady gaga moa no nihomehy kely hoe lery ve io? tsy voalohany ary tsy farany koa no mitranga ny toe-javatra toy ireny. azo lazaina fa efa nipetraka teo amin'ny toeran'ialahy aho vao namaly sy hanome toro-hevitra. efa niainako izany toe-javatra izany ka inoako fa hitondra soa ho an'ialahy ihany izay ho ambarako eto. zao baina, maka saina aloha handinihana satria tsy hiverina indray mipimaso akory izy. ny vehivavy izany rehefa tia dia tia fa rehefa nisy nandratra ny fony tao dia tsy hadinony. ekena fa mbola misy ihany afom-pitiavana ao anatiny ao. ary mbola tia an'ialahy izy fa tsy hafa manoatra.ny toro-hevitra mahamomby dia hovay tsikelikely ny toetra ary ampisehoy azy fa manan-danja eo amin'ny fiainan'ialahy izy.
Izay fa mahereza aza kivy izany fa ny lehilahy tsy boka herintaona.

3. soanja ( 02/09/2010 04:01)
Raha ny fitiavana no betsaka olana dia maka aina kely indray aloha dia mba mitady zavatra hafa indray hanome anao fahafinaretana sy fifantohana mahafinaritra sy mahasalama. Tsy tokony atao hamparary andoha sy mampijaly ny fitiavana fa natao hifanomezana fahafinaretana sy fitonian-tsaina ary fahasambarana. Raha mbola tsy mahatazana izany ianao amin'izay olona mahalasa adala anao sy mahafatifaty anao dia tsy mbola izy izay ilay olona. Raisiko ny ohatra, mety tiako be i Brad Pitt saingy azoko antsaina fa na hitia ahy aza izy dia hanary ahy vetivety ary tsy hahatolaka ireo mamiratra hafa manodidina azy aho. Noho izany dia tsy anjarako i Brad Pitt.

Aza mety andevozin'io facebook io ny fiainanareo ry zandriko isany! raiso mora fa mbola tanora!
4. vale ( 23/09/2010 15:36)
Bjr Pisolahy!
tsy hoe mandàtsa anao za, na nareo lhl mpanadala vhv itony kanefa EFA manana ny tiany, dia izao no vokany! ^_- ataovy anatra ny ho @ sisa fotsiny iny fa zavatra hiainako à izao fotoana izao koa io resaka tsy fisiana confiance io intsony, resaka trahison, io ihany, tsy tantaraiko eto fa saika nitovitovy ny tantara, fa ny ahy indray IZY nanaiky nadalain'olona! ^_- dia izay e, zà izao lasa TSY dia tia sy TSY mahatoky azy intsony na dia EFA nifona tamiko sy ny sisa aza izy ary efa Nangataka FISARAHANA t@ mihintsy aza zà fa izy indray no tsy nety! o_O, fa mba teniko fotsiny oe: ny anareo lhl mantsy vitan'ny hoe: EFA azoko iny, efa TIA anah, efa mifankatia zahay, dia manao izay tianareo atao nareo, fa ny anay vh kosa dia oe: TIKO izy, mifankatia ZAHAY, dia tena manaja an'ilay izy fa tsy mbola medaladala sy manaiky adalain'oul intsony, izay no tsy nampety intsony ny fiarahanareo! dia ra zà koa ny teo @ place-ny oe: tany @ Fb enao no nandràtra ny fony (le oe nanadala sipa) de tany indray kou no nilaza fa oe: c'est fini" entre vous eux, alors là!!!! lol! normal be ilay réaction, mila mamantatra tsara ny fietsempon'ny Vhv alou i Pisolahy dia tsy hanao bétises intsony @ manaraka ( mananiany zà an!) , fa ny conseil-ko dia na mbola hitohy aza ny fiarahanareo an, IZY sur za fa tsy atoky anao INTSONY, dia na izay fotsiny aza d efa hitarika tsy fifanarahana tsara eo @ relation- anareo, fa ra zà aza enao dia miezaka manadino anaz, mba conseil io oà fa tsy voatery oe METY à! mandehana manao vacances, pour te changer n peu les idés, tena efficace io fa efa nataoko kou, lol!, miala @ io tanana misy anareo io mihintsy, mi-découvrir fiainana vao2, lavitra ny FAHATSIAROVANA anazy!
Bonne chance pour tout....!!! -_^
5. Lejoba ( 24/09/2010 14:13)
aleo hilamina papa fa ohatry ny ataonareo makarary an-doha be ilay fitiavana a! Rehefa ny sipa no miteny ireo lazainy ireo, ialao pà fa tsy any intsony izy izay.
Reveo manja miaraka @ bandy akama aloha dia aza mieritreritra azy intsony, efa notsofina rano izy dia tanteraho tokoa fa raha izao no mitohy, mpanatanteraka ny sitrapony ny antom-pisianareo dia vao mainka lasa ohatry ny fanompoana ilay izy fa tsy fitiavana mampivelatra.

Mba manan-kambo koa fa ny zavatra efa miahaka ao @ facebook, mijanona ao am-pon'ny mahalala rehetra, lasy tandra vadin-koditra mandoto ilay fifandraisana

Lehilahy ny tena dia mijoroa fa mbola aiza ny fiainana. Sipa misy foana fa mila amboarina aloha ny saina , tsy vao ny anareo irery no tantaram-pitiavana rava teo @ tantaran'ny zanak'olombelona
6. vale ( 24/09/2010 18:43)
Marina koa aloha izany voalazan'i Léjoba izany an, mandeana mihintsy aloha mandeha manao vacances, dia mi s'amuszeva à fond, lol, hitanao eo fa ohatry ny tsy nisy akory ilay fiarahanareo teo, indrindra moa ka oe nahita fitiavana vao2 any, hum! hummm! ( hi!hi!hi!), bon courage -_^
7. kolo ( 27/12/2010 11:59)
Ô ry zandry e, inona ary ity mampiseho faiblesse eo imason'ny jôba ity. rehefa tany am karaoke no tsy levin'ny vavonin-la lety ndana indray mandeha mijery basket na rugby eny malacam d ataovy toy ny tsy misy aloha izy, ho kobon-la eo ny suite ny .... hahaha na suite numerique io na arhitmetique na geometrique . Aza maka lagy am resaka sipa zany ry zandry a.
8. cyril ( 27/12/2010 17:07)

pisolahy:

salama daoly,toy izao ny blem-ko, 5 mois zay zao aho no niaraka t@oul, ary tena nifankati ts nisy otrizany zay. t@volou za lou ts de tena sur ny fitiavany fa refa nande teny ny ftona d itako fa tena ti ahy marina izy, d nisy ftona nefa za tratrany nampiresaka sipa t@net, ary io sipa io fantany sady ts tiny, d ady be t@zay fa za mou nifona t@ny ary niteny fa ts amerina intsony, d nilamina iany aveo. d t@mois de juillet teo izy nande niakatra tany tana, d t@izy ts teto zany zah sy ny namany niaraka nvoka alina nanao karaoké, ka t@io @zay za sendra nahita ny ex-ko ary d niresaka zay, ts ela kory fa angamba 5 min fotsny, nifampanontany vaovao, d zay iany, d t@izy tonga avy any tana @zay, d notenenin'y namany t@ny oe za niresaka t@sipako talou, d iny no nahatonga ny adinay,ary tonga d natambany tao daoly ze alaelony t@atrizay, nolazainy fa za ono égoïste, oe za mandrara azy ts iresaka @ex-ny nefa za mresaka @ze tiko resahana, ozy oe ts mba omeko liberté mints ono izy nefa za afaka manao ze tiko atao, Atra kosa lou mahita ra mba nampirafy azy zany ah na de kely aza, d aveo lé izy lasa niteraka ady be, ozy t@ko oe tsika afaka miaraka fona fa ts misy engagement tsony, d za nteny oe ts mety oa zany fa ts itako ze masamihafa antsika @oul ts miaraka ra izany, d ozy oe zao no tedavinao ozy d zakao, laizany fa oe izy ono misy ftona mba te iaraka @namany d za manarabody azy fona nefa talou zay miaraka fona na d miaraka @namany aza izy, ozy oe manomboka zao ah ozy ts idependr @oul zany tsony, oe vitany fona ono ny fiainany na de tsis ahy aza, d zay n zvtr tena ts zakako sy nankarary fo ahy, d naleoko mints lou nanapaka ny relation t@ny, ts niantso tsony ah, ts nandefa msg tsony, ngamba 1semaine teo,d aveo @zay za niantso azy oe afaka mifankahita ve oa tsika d eny ozy, d aveo zay nifankahita d niaraka nandende sy nresadresaka niaraka t@namany, d za ts de niteny firy fa t@za nanatitra azy @zay d niresaka zay, d ozy ah oe bola tezitr @ko fona ve oa enao, d izy namaly oe ra teztr @nao ve za d iresaka @nao, d nantaniko izy oe aona iany oa ny @tsika rou, d ozy oe reny efa noteneniko anao reny daoly fa za ts iverina @zany tsony, d za mou bola tena narary fo sady nalahelo ka tafiteny za oe aleo ary za ionona refa ts tia ahy tsony enao oa, ts anjara ngamba nentsika roa, omeko tsodrano enao ahita ze oul itia anao miotra ny itiavako anao, d lasa za ts nteny tsony, d ny alina @zay nosoratako t@facebook oe vita ny aminay, d nisy nanao commentaire, d noteneniko oe araky ny noteneniny oa, vitako fona ko ny fiainako na de tsis azy ary, d itany lé izy d nandefa msg t@ko izy oe fa maninn no apotrapotrako @oul rehetra oe nisaraka tsika, d tezitra b izy, d ozy aveo oe ts te ho tonga @zao izy,bola tia ahy izy fa zay, oe na de nifamaly aza zay atrizay izy bola nanaja ahy fona fa zao ataoko zao ony efa ts rariny tsony, oe za avelako oentin'ny foko fa ts mba misaina lou vao manao zvtr, d ny alin'iny aho ts tafatory fa nandinika ny zvtr noteneniny ary itako fa tena ts nety marina ny nataoko, d ny maraina vao nifoha aho niantso azy d niteny oe vonona ny hiova oa za ra tena ti ahy marina enao,ts isaraka zany tsika ra mbola azoko atao ny manarina ny fahadisoako, d niteny izy oe oka zay! ts vo voloany za no niteny oe iova, ts mino ahy tsony ono izy, ampy azy ono reny fikako nanaratsiko azy t@facebook reny, fa ra tena ti azy aho d aleo ijanona mpinamana fa ny fianany aza idikidirako tsony. d nisy namako zay niara-nivoaka ny zoma alina, d oe andao andalo ao @karaoké d t@zay niditra tao d ry zareo tao, izy sy ny namany, d nisy bandy niresaka t@ny, d za ts nazaka nahita azy niresaka t@lé bandy io d tonga d niteny t@lé namako aho oe andao oa ande fa jereo @zao ny fikany, d nandalo teo aloandry zareo za d narabaiko izy d za ts nresaka t@ny fa tonga de lasa zay nande nivoaka.d ny apitson'iny lé bandy akamako niresaka t@ny d niteny izy oe za ts mila saropiaro loatra fa ts mety, sady ts matoky tena no ts matoky olona, fa namany mpanao vacance lé niresaka t@ny iny, zay ono n tena blem, d nandefa msg t@ny za oe azko @zay lé tena pb anao atrizay, fa ts maninona fa libre @ze tinao atao oa enao manomboka izay, ananako confiance enao, fa za oa mba mangataka seconde chance, d novaliny oe za ono possessif lotra, oe za te anao vie parallèle non serieuse en cas de roue de secours, ts mety @ny ono zany, fa marina ozy fa bola manana sentiment amiko izy, fa ny fiainana ts vitan'ny fitiavana, d oe j'ai dépassé les bornes t@lé zavatr nataoko t@facebook reny, fa aza insistena ono fa aleo ijanona mpinamana de zay fotsiny.

D zay lé izy, @zao aho tena very hevitra mints, ts itako tsony ze atao, tena tiko izy ary tena je sui prèt a tout pour elle, vonona ny hiova aho, mba mangataka torohevitra avy aminareo re fa tena very e! misaotra mialoha

ialahy lesy ry karilahy ity manalabaraka ny kofboay mihitsy ,efa firan'ny le sipa lesy dia mitady sa iny ihany no sipa eto @ tanana
9. cyril ( 28/12/2010 18:30)
Aiza izy izany pisolahy.zakan ialahy le sipa sa dia nifirany
10. fafane ( 29/12/2010 21:13)
Zao ndray vao mba hamaly kely fa nareo lelahy reto koa mba mianatra be vava fa refa asian'ny vevavy misy tena mitolefika ihany e, ary refa ny vevavy no manao oe non zay de efa tena misy zvtr tsy zakany mafy zay tao, fa ny vevavy mantsy mpandefitra foana fa refa mivadika koa izy tsy azo ahodina a. Fa mba mitandrema ihany ry zalahy fa ho sasatry ny manova anie raha vao manao2 foana e, mampalaelo i Pisolahy fa de mahereza , fa raha mbola tinao izy insistiavo ihany alou sao mba mamolaka anao fotsiny koa fa refa avy eo izy manaiky ihany, afo ny fitiavana
11. Aynah ( 14/01/2011 18:57)
Fafane, vale, lejoba, misy fahamarinany daholo ireo na dia somary mifanohitra kely aza!
Pisolahy a, toerana efa nandalovako zany, maro rahateo no efa nandalo teo!Fa nijalijaly ihany klou e, vaky saina koa! Fa ny tena mety dia izao, mandehana aloha misintaka kely ny tanana elaela, éviteo ny mifanena, changeo mihintsy ny num mba tsy isian'ny fifandraisana, dia any maka saina! Occupeo ny fotoana rehetra, aza avela hisy laps de temps ahafahanao mieritreritra akory ilay blem fa manjary lasa any foana ny saina! Leizy enao nanao erreur, izy efa manana izay mba eritreritry ny fony koa na dia tia anao aza, matahotra izy sao dia voafitaka... Dia aleo mihintsy aloha hijanona kely! Raha toa ianao tsy afaka mandeha vacances dia mijereva fotsiny zavatra i-occupena ny fotoana, ohatra mibôsy be, miasabe, mivavaka be, tandremo ny mirevy be sao dia maty eo kosa aloha e! Vavaka no tena vahaolana voalohany! Rehefa any aoriana amizay, tsapatsapanao oe misavasava ilay blem dia manantona azy amizay, resaho izy hoe niova enao, ataovy tsapany le fitiavanao azy, ialao ny hasarotam-piaro diso toerana,... manaiky moa izy dia tsara, tsy manaiky izy, enao amzay fotoana izay efa tsy dia hoe be adin-tsaina be intsony fa dia minamana sisa, dia manova fiainana... Izay fa mahereza lesia. Ataovy voan-tsakay latsaka anaty maso ny resaka wawawa anaty facebook, aza atao manin-droa fa maharary kosa anie ireny e!
Zay lesia, courage!
12. hanjaris ( 22/05/2012 13:10)
TSY FAIBLE IANAO FA RY ZAREO BE KIANA NO FAIBLE
Tsy faiblesse ny mivaky loha amin ny sipa tena tinao fa iretsy mody miseho be loha iretsy no faible ka manakona ny faiblesseny amin ny hoe mody tsy mivaky loha.fa mahafantara tsara ireo hoe misy fitiavana tsy ho tsapanao amin ny sipa hafa intsony na hitety vazatany sy sipa hafa 200 000 isa aza.
Tsisy complexe enao nitantara izany teto ka noho izany tsy faible ny tsisy complex fa "tu sais ce que tu veux" ary olona manana caractère ny toa izany!!!
Hafatra: raha tianao izy, ampisehoy amin ny fomba rehetra izany fa mbola mety hiverina izy.Manana namana toy izany aho ary nivady tamin ny heritaona reefa nisaraka heritaona sy tapany...courage baina a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079