Ny konfesy
22. niryna
(
10/09/2010 17:11)
Misaotra ry Hery nizara a
Zavatra efatra no tsara ho fantantsika
1- Ny finoana
2- Ny lanjan'ny hazofijaliana
3 Ny fanahy izay manampy antsika amin'ny fiainana
4 Ny vokatra ho azontsika raha mampiasa ireo ambony ireo isika
Nampianatra ny baiboly fa raha misy manana fahotana dia avelao izy anatona ireo diakonina ary rehefa mizara izany fahotany izany aniny izy dia ho voavela ilay fahotan-heloka hibaboana mody rariny.
Ny finoana fa Atra-zanak'/Atra nanala ny fahotan'izao tontolo izao izy( na iza na iza izany) ary rehefa mibaboka ka mangataka ny famelankeloka aminy isika,izy dia ho voavela tokoa izany
" Fa ankehitriny dia tsy mbola nangataka tamiko hianareo,fa na iza na iza no mangataka amin'ny anarako dia omeko azy tokoa izany "
Noho izany mbola misy ihany no tsy mivavaka amin'i kristy fa hafa no hivavahany.Tsy manana ambara anefa aho fa Atra irery no afaka anova ilay olona rehefa tonga sy mangataka ny fanahy masina izy ary mino,tena mino fa mamela heloka izy-na mena toy ny jaky aza ny fahotanareo dia ho fotsy toy ny hora-mpanala
Ny hazofijaliana izany dia symbol hilazantsika fa vita ny adidy nampitondrain'ny ray azy-nanaka ny fahotantsika rehetra izy ,mino izany ve isika sa misalasala?
Ny fanahy masina: raha tsy mino an'i kristy ,kristy irery dia tsy ho tonga ao anatintsika ilay fanahy masina satria ny tenany mihitsy no niteny fa raha andeha aho dia angataka ny ray mba anome anareo ny fanahy masina ary io fanahy masina io no ampianatra anareo ny zavatra rehetra ary hiaraka aminareo mandrakizay io
Inona izany no vokatra azontsika raha tena mino azy isika-ny lasa tsy tsaroany intsony-olombaovao isika-isika ihany no isika fa ny toetra ratsy,fitiavantena,fankahalana,fahatezeranadava,toetra ratsy tsy mety hiala dia hiova tsikelikely-tsikelikely hoy aho fa tsy misy miracle tonga dia ity aho fa niova tanteraka
Farany raha misy roa na telo no mangataka aminareo zavatra amin'ny anarako dia ho eo afovoany aho-tsy maninona izany no mikonfesy amin'ny petra na olona na namana na iza na iza fa anafaka antsika ilay fo tsy sahy mamela mifona amin'Atra izany
Tsara ho fantatra fa na hifona isika na hikonfesy isika na tsia dia efa fantany izany
Ny tsy tokony ataontsika fotsiny dia tsy manome toerana ambony mitovy amin'Atra na inona na inona na zavatra io na olona io fa Atra saropiaro ny Atra hinoantsika sy hivavahantsika
23. niryna

24. mirananirina
(
11/09/2010 08:40)
ny pretra na ny pasitera dia natao anelanelan'Andriamanitra sy ny olombelona???Ka raha mikonfesy ny olona dia mandalo @mpanelanelana inona moa no olana @zany!
Voavela ny helokaohoy mopera satria ny konfesy atao ao dia mitanisa ny zavatra ratsy natao,avy eo dia mangataka famelana sy mivavaka :rainay izay any andanitra sns...ka izay mangataka famelana @ Andriamanitra dia voavela heloka avy hatrany!Normal raha miteny mopr hoe voavela ny helokao satria fantany fa Andriamanitra mamela heloka rehefa avy nifona taminy enao.(Ny vavaka atao ao ry Andrywui dia fiarahana mivavaka @ mopera fa tsy mivavaka @mopera aoka hazava aminao)

25. ikaretsaka
(
11/09/2010 13:37)
ka ohatran'ny mivady le tsofindrano any am-piangonana ihany io ho'a
Raha miteny i Mompera sy Pasitera hoe "ambarako zany fa mpivady ianareo"
de miteny en-tant que maha Mompera sy pasitera azy izy @ iny sa miteny @ maha solotenan'Atra azy? ka mahatonga ny olona sady manao Mariazy am-piangonana no manao mariazy ara-panjakana