olona vaovao ihany no
1. bazylou
(
18/08/2010 12:08)
vaha olana e.
Olona vaovao tsy mila dinozoro.
Ny olana anefa dia tsy misy an'izany any Madagasikara fa fandaniana andro no betsaka.
esorina daholo ze 3 movansy venansy any.
Endasina daholo zay pastera maiola lany baolina ary sy ry satro bory and co.
Mada vaovao , olona vaovao

répondu par piozila le 05/09/2010 14:48
2. marcus11
(
18/08/2010 16:41)
Foarte tare!!
[IMG]http://s07.flagcounter.com/count/DymW/bg=ffffff/txt=ffffff/border=ffffff/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG]

4. andrywui
(
19/08/2010 08:37)
ka ny loza ho an'ny and CO ty anie rabazylou dia izao e! ..
-- i Harinaivo kely mba nantenaina ty nivadika gisa mainty !
- i Ndafy be soavaly ndray koa efa malaindaina foana konikoa amle tsy mety tafa foana ( izy ary efa nipoaka petsa be ndray mande tao amn Hilton iny ..)
- i ngahy Yves aimée be vava be ry moa ngah nankaia fa toa tsary hitahita koa fa angamba namotoka koa !
raha atao ary hoe mahazo milatsaka zany ny and CO dia ....
- Tsy hitako tsony hoe iza ary no halatsaka satria i dada ty toa valala voatango !!
- Ny antoko koa mihamalemy andro aman'alina tsisy heriny tsony !
- Ny fifidianana ty efa akaiky ,ny olona efa mihazakazaka hanao fifidianana daholo !
- ... tsy itako tsony e !... mahamay be ny Tolona and co!!!!

5. xxwx
(
19/08/2010 12:26)
Nangetoran'ny Iarizaka koa ny foza aty , izany rehefa manao didy kofehy lehibe , aiza koa efa mahazo alalana avy @ fitsarana fa mahazo licence ny MADAMOBIL dia sakanana fotsiny @ izao , SANKALITé , Nouvelle brasserie de Mada koa tartran'io , ry zalahy ao @ tgv ao mantsy anisany mpihinana ao @ STAR ao
Tsy mahagaga raha tsy misy zavatra mandeha daholo ny ao an-tànana ao

6. piozila
(
05/09/2010 14:48)
tsy efa olona vaovao ve i radomelina izay nimatimatesanao e!!!! dia io izay fa nanao ekipa, HAT e! Ministra e! FIS e!!!! sy ny sisa. Olombaovao daholo ny ao anatin'ireo an! sady olona madio be tsy mbola nanota, sady gasy iringiriny daholo (jereo fotsiny ry vita al), dia milay be mihintsy ilay jeux e!!!
Ny hetra anefa aloavy ihany fa manjary ty misy ikaramana n'ireo dia amidio amin'ny wisco koa ny firenena sitrany ahay misy vola anaovana propagandy sns e..... milay ka!