Resy lahatra fa Il faut désarmer les milices sy ny FIS

1. Rabaradaka ( 11/08/2010 10:09)
Il faut désarmer les milices et FIS de Andry TGV si nous voulons sortir de la crise rapidement
novalian'i milamm ny 23/08/2010 19:16
2. fijo ( 11/08/2010 20:32)
izay ihany no tena vahaolana azo antoka
3. bacouli ( 13/08/2010 09:15)
Dia mahagaga ange ,inona moa no tsy nandehana tamin'io lalana io hatramin'izay elabe izay hampiesonina lava @fivoriana ery sy etsy ,rehefa tsy désarmer- na ny milice ,rehefa tsy izay ny vahaolana raisina dia ekena ny fanonganampanjakana eto Madagasikara ,mifampiraharaha lava @ny olona vendrana dia lasa vendrana ohatra azy ,efa tsy ekena ny communauté internationale ty tgv ty ,dia na izy saziana na mandefa mpampandry tany .
Ny tena mapalahelo koa ange mitady seza daolo ireo milaza azy ho mpanao politika é!raha tena misy @izy ireo ny fitiavan-tanindrazana tsy navela hanjakan'ny jiolahy mitambasy sy potehina ohatra izao Madagasikara !!!
Dia mazava ho azy fa ny vahoaka madinika foana no mifafa ny kihony sy mijaly @ny hataon'ny dry tia seza isany !
NY vahiny no miletra ny haren'Ramalagasy ,hanaovan'olona" diviser pour régner ", DIA MANAIKY ireto mpanongana ,izao misy Malagasy sasantsany mitsipona fako nefa firenena manana pétrole ,manana izao harena tsy hanan'ny pays manankarena rehetra izao nefa classer ao anaty pays mahantra indrindra eran'izao tontolo izao!!! , na ny vahiny sasany aza efa tsy mahazo intsony sady manontany hoe; fa aiza ilay VOLABE rehetra azo avy @ny harenanareo ???
4. milamm ( 23/08/2010 19:16)
efa ela no nokoziko oe tsy mandaintra ny filozofian'i matma ghandi ao amintsika resaka bokna ihany io,ny momba ny faty kalo de nify laniny olitra ka alana ihany no mahatsara azy ,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4314