Tandremo ny sekta
21. ikaretsaka
(
21/08/2010 09:16)
De kroazasy moderina izany ny sekta?
novalian'i xxxw ny 22/08/2010 06:01
22. ouioui
(
21/08/2010 12:54)
Izay integrista dia sekta daholo, ady masina moderna hoy ialahy izany no filaza azy hihihi
23. ikaretsaka
(
22/08/2010 00:20)
velabelaro sy farito ny atao hoe integrista tian-drangahy lazaina eto raha tsy mahadiso, dia mahaliana koa ny hoe fa maninona ilay izy no tafiditra eto
25. xxxw
(
22/08/2010 06:03)
Jereo ny dico na Wikipédia fa voalaza ao ny dikany sao kosa dia izay marina tokoa ika
