Fa maninona no Israely no ataon'Atra fanoharana ho antsika?

21. ikaretsaka ( 30/07/2010 16:34)

AndriambyII:


ikaretsaka:

prime:

Raha ny fahafantarako azy dia Israely no resahana satria ny Andriamanitr'Israely ihany no tena Andriamanitra, ilay nahary izao tontolo izao, Jehovah no anarany... ary ny mahaIzy Azy an'io Andriamanitra io dia ny fifandraisany manokana amin'io firenena io sy ny finoan'io firenena io Azy ary ny fitiavany manokana io firenena io...


ka ataontsika hoe tsy Israely ilay izy fa supposeo hoe fafaina daholo ny tantara dia i Jamaika io ohatra , dia au lieu de Israely dia Jamaika no eo satria izay no voasoratra ao anaty baiboly ohatra..de ahoana

amiko de hoe satria ry zareo Israelites fotsiny no naha etabli ireo conditions rehetra voalazako ao ambony na ara tantara na ara jeografia,
fa raha nisy tribu monothesita , nety ho andevozina sy natao sesitany etsy sy eroa, nisy empires be sy civilizations matanjaka tsy monotheiste manodidina azy... ary voasoratra tsara ny tantarany...
dia applicable n'aiza n'aiza io
satria tsy Israely irery no noharian'Atra fa izao tontolo izao

Nefa monotheiste ny razamben' ny malagasy hatramin' ny Fahagolantany !

marina!
fa ny tsy nampety azy dia sady tsy natao sesitany ry zareo vahoaka manontolo , no tsy voahodidina empires matambaka be tsy monotheista ary tsy voasoratra tsara ny tantarany
22. Miharena ( 02/08/2010 07:44)
Ny fahatsapan'ny olon-drehetra na aiza na aiza, na iza na iza eran-tany fa voary izy dia ahafahany milaza hoe misy Mpamorona ary io no iraisan'ny rehetra atao hoe Andriamanitra.
Samy manana ny anaraNY nomeNY ny oloNY araka ny fokony avy IZY fa tsy mialonjafy. Fa ny olona misarika mamefy AZY (amin'ny anarana samihafa fanononana) no mahatonga ilay babela voalaza atsy ambadika atsy.

Andriamanitra dia UNIVERSEL ary mahalala tsara ny tenintsika tsirairay avy sy ny hevitsika tsirairay avy. Raha mitodika ao anaty isika dia mahazo AZY ary afaka miresaka AMINY tsara momba ny trangan-javatra rehetra isam-poko sy ny vontoatin'ny vavaky ny foko samihafa.
Dia mahita tsara ny fitoviam-pisainan'ny olon-drehetra sy ny anton'ny korontana nitranga izay ady noho ny fitiavan-tena hampanjaka ny hevitra bontolo.
23. fijo ( 03/08/2010 20:32)
efa voavalin'ika eo aminn'y valiny faharoa ny ady hevitra.ampiako fotsiny hoe,satria jiosy no nanoratra ilay tantara tany ampiandohany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0402