Ny gasy anie ratsy loha e! ory hava-manana , mpiatsara-iveletsihy ....
1. andrywui
(
26/07/2010 06:07)
Ka izay no taoko hoe tsy hiverina ho neutre zany mihitsy ireo miaramila ireo ..!
-- satria raha vao miova loko hafa eo io fitondrana io de tsisy afa-tsy ny hanagadra any Tsiafahy ny miaramila amperin'asa no ho ataonze tonga eo ! mahamay be amin'izany ny CAPSAT ,ACMIL ,BATAK ,BANA(diégo)... mazava be izay !!
--- otrizay foana tsinona le lohan'ny gasy ! ratsy loha raha vao tonga eo amin'io Fitondrana eo ! izy rehetra an fa tsy anavahana io ,na PSD na AREMA na AVI , na TIM , TGV mitovy daholo ! de aleo miaro ny rambo tsy ho tapaka ny miaramila !!
--- miaro ny rambony ny miaramila (mba tsy hiditra Tsiafahy sns...) = Tsy famelàna loko hafa hiditra eo !!
LOJIKAM-PIAINANA POLITIKA HATRAMIN'IZAY TETO AMIN'NY TANANA IO !!
IZA TSONY NO HO GADRAINLAH EO ? NOFINOFY ! ... ALEON'NY BANDY VOATIFITRA !!!....
.

novalian'i Rabaradaka ny 28/07/2010 10:02
3. ouioui
(
26/07/2010 08:59)
Ory hava-manana ve ry ngama hisy hotran'ny tgv a, efa ampiana mbola miavon-tsy mila nefa aiza zao, tsy any anaty ny lohany ,raha mbola misy, hihih
4. pikatti
(
26/07/2010 18:14)
Tena marina ny kôzin'elah rawix , efa hampiana izao rajoelina de lasa nanao sesi-tany , de any @ izany toerana izany lery no miwawawaawa waka [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
5. AndriambyII
(
26/07/2010 21:58)
Aiza kous ééé !! Mbola ao @ tanàna fôna i zandry kely ka ! Akama milay anie lery iny é ! sady tso-po no tia olona be !
6. pikatti
(
27/07/2010 00:14)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
Sao kosa nendasin'elah aza i Mialy klé
Raha ireo toetra ireo anie bainn azo volena refa mandé télé elah , fa le sankalité aloha tsiazo afenina [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/fache-non-non-248932.gif[/IMG]

7. pengiun
(
27/07/2010 09:13)
Manao ahoana enao andrywui ,
mino aho fa tena handeha tsara amin'izay ny fifandresen-dahatra ataontsika eto satria efa hitako efa calme be enao amin'ireo dinika alefanao ato , misaotra anao ary maniry anao ho namana koa mba ahitantsika ny tena lalana marina hizoran'ny firenena tanteraka amin'ny fahafahana sy ny krizy lavareny hiainany

8. Rabaradaka
(
28/07/2010 10:02)
Tena reveko ny resaky dadatoa andrywui ary tena mahay manao analyse politique tsara ianao dadatoa. Ary ny tena mandreraka dia ilay hoe mody atao hoe tandrovy ny fihavanana, hajao ny soa toavina nefa ry zareo (surtout dadafarakely) mangalatra sy mamono olona sy manazimbazimba antsika. Hiaritra foana ve ?