Inona no tanjona @ ireto lolovokatra

1. xxwx ( 23/07/2010 11:17)
Mba manontany tena ihany aloha hoe, inona marina moa no tanjona t@ namoahana ireto lolovokatra e???
Lasa mandositra daholo ny mpisera VAO mahita fa nitsangana t@ maty i ANDRYWUI mpanopa sy mpaniratsira mpisera teto??? Aza asiana "culte d'impunité" fa manjary tsy milay e
novalian'i cyril ny 03/10/2010 03:01
2. andrywui ( 25/07/2010 11:28)
ary i zigzag mpiteny ratsy be tato toa mbola ao io ihany ? toa mbola namindrana fo koa ? nefa ompa tsy ompa zany nataony tato zany !!.... sa avela hanjakan'ny mpiteny mamoafady ato
3. xxwx ( 26/07/2010 07:43)
Mba lazao kely ahy eto hoe ratonton ny heloko ?? fa ny an'ialahy aloha ilay fanaratsiana mpisera sy fanopana aioka izay , dia io , pornon'ialahy io koa sao ahita angano!!!
4. ouioui ( 26/07/2010 09:04)
Ni-bug hono ny serasera dia nanararaotra ny lolovokatra [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/loool.gif[/IMG]
5. andrywui ( 26/07/2010 13:30)
o lty rafeticon a! ary le ankitifitifitra beanlah tamin'ny heritaona otrizao aoana koa ?? ....
le PS Batista tokoa mo no nanao an'iny kifitifititra PORNO be naharava serasera manomboka amin'ny 7h30 hariva iny !!! vao migadona ny amin'ny 7h30 defa vonona sahady elah handefa porno tato !! tadidinlah ve zany e??? .... nefa elah mbola io iany !! tsy nalàn'i hery ny IP anlah ! nefa tena fahotana mahafaty mitsy le izy !! tsara fanahy iany alou i hery raha ny marina e!! tena gentil be lery fa tokony efa ho faty in-telo mihitsy elah raha ny marina !
6. pikatti ( 26/07/2010 17:42)
Kiiii , elah leisy de tsy mahalala afa tsy feticon foana klé , fa inona ihany leity no tena kakain'elah @ lery klé,sao kosa ary peziny ny papouzin'elah bain ,[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mort-de-rire-saoul-28492.gif[/IMG]
7. andrywui ( 28/07/2010 14:36)
Hay ve less tsy i zama le feticon ony ozy lery le .... za ve nahalala fa neveriko fa i zama le izy fa refa niteny teto lery vao kopy ah ! nefa efa tsisy fika tsony fa efa voasoratra ny pistily klee... nikozy lery oe bandy hafa letsy rawiwi iny zigzag sy feticon sy xxwx ireny fa tsy zah a!... niozona tamin'ny anabaviny mihitsy lery ,de zay ah vao nanaiky hoe tena tsy lery marina zany iny ! - elah tokoa hono ry XXWX anadahin'i sabine le sipa any amin'ny province iny ?? akamako be letss iny a!... anotanio azy fa ela ony somary misy zavatra tsy hifanarahanareo (tena kozy zany a) fa elah be mokony be de mifandona fona nareo ! marina ve less zany ???
8. xxwx ( 28/07/2010 15:06)

kosa ary peziny ny papouzin'elah bain

Iny indray no tsy hitako
9. ouioui ( 28/07/2010 15:23)
Ajanony ny daina ry wiwi a, tsy mahazaka anie toi izany e hihihihi
10. andrywui ( 28/07/2010 19:51)
bavinlah ve i sabine e!... akamako anie iny e !! tena kozy zany lty a! ... o lty a! azoko aty daholo lty ny sarindrangorivao a! hon hon hon aona petsaina ve lery sa hamindrana fo
11. xxwx ( 29/07/2010 11:04)
Ny amin'ialahy aloha dia efa fantany @ antsipirihany raha vonona ny hifanao , efa lasa any daholo ny sarin'ialahy tao @ FB nofafan'ialahy ireny , lasa tsy fidiny any koa ilay nideserta
12. andrywui ( 29/07/2010 11:48)

lasa tsy fidiny any koa ilay nideserta


elah oa aza manao sangy miotry ny loha elah fa efa tsy izy tsony zany fa mba mikozy ah letsy batista a!
13. xxxw ( 29/07/2010 12:53)
Io sangy io anie ka misy fetrany daholo fa raha izao ataonareo roalahy izao raha tsy misy ny fifandeferana dia ho lasa lavitra , ka hoy aho hoe mifanajà
14. cyril ( 03/10/2010 03:01)
bold text
ouioui:

Ajanony ny daina ry wiwi a, tsy mahazaka anie toi izany e hihihihi
tratra ouioui mifoaka daina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4882