Afaka mitory teny ve ny vehivavy?
21. Miharena
(
02/08/2010 06:19)
Raha boloky dia tsy mitoetra ny loha fa mamerinteny fotsiny fa ny mahay mampiasa ny Teny Fiainana no manan-doha eo ambony soroka ary mahita tsara hoe izatsy ny diso tiana ahitsy ary izaroa no soa Fototra iorenan'izany fanitsiana izany.
Na izany na tsy izany isika dia bolokin'Andriamanitra Mpamorona rehefa mahitsy fa mandeha amin'ny sainbentsika fotsiny ary mitsipaka ny laka-nitana rehefa midrikina mampanjaka ny hevi-bitika tsy manam-pototra akory.

novalian'i soanja ny 04/08/2010 18:04
22. soanja
(
02/08/2010 20:50)
ikaretsaka:
tsy resaka guerre de sexe loatra ilay izy ry soanja na hoe ianona mahavita na tsia, fa na izany aza misy hoa faritra tsy mety mihitsy
Ka raha raisina cas par cas tahak'izay ilay izy dia hanana be dia be aho azoko avoaka eto fa tsy tafita ny sambo raha niandry lehilahy handravona sy hamaha olana. Tsy any ny resaka amiko fa hoe raha afaka nankany amin'ny volana ny vehivavy dia tsy hoe satria hoe nanan'elatra izy fa ny sainy, ny talentany, ny fahafahany no nahatafita azy any.
Hoy ilay fitenena aty izay hoe" do not underestimate the power of cheese"
23. Miharena
(
03/08/2010 15:08)
Resaka ambom-po no fandraizan'ny olona ny toetran'ny vehivavy raha toa ka io fomba fitondranao ny ady hevitra io soanja.
Fa amiko dia ny resaka lanjan'ny andraikitry ny vehivavy araka ny maha-izy azy no tokony jerena ary ny fananarana sy fitaizana dia fitoriana avokoa. Tsy dia misy koa moa ny nandrara ny vehivavy raha ny resak'i Kristy no lazaina fa i Paoly anie no nametraka io resaka voatsipika hoe tsy mahazo mitory amin'ny lehilahy ny vehivavy e!
Dia mahagaga fa tanteraka amin'ny resaka fitoriam-pitiavana koa aza ilay izy amin'ny fiainana andavanandro fa tsy teo amin'ny fiangonana ihany no nitrangany.
Hatramin'izao isika aloha dia mihodinkodina fa tsy dia mahita fehin-teny matotra amin'ny fanontaniana napetrak'i Mpanazava eo ambony.

24. ikaretsaka
(
03/08/2010 17:39)
Na izany na tsy izany isika dia bolokin'Andriamanitra Mpamorona rehefa mahitsy fa mandeha amin'ny sainbentsika fotsiny ary mitsipaka ny laka-nitana rehefa midrikina mampanjaka ny hevi-bitika tsy manam-pototra akory.
nomena "sainbe" isika hanadihasy ka, fa tsy hoe ity avereno de averina
25. fijo
(
03/08/2010 20:41)
raha manana ny heviny sy ny finoany izy,inona no misakana azy tsy hitory?????
26. Miharena
(
04/08/2010 09:15)
Ika:
nomena "sainbe" isika hanadihasy ka, fa tsy hoe ity avereno de averina
Dia marina tokoa izany satria ny teny averina dia ao anatin'ny antony tokony hitenenana azy indrindra. Toy ny kabary ihany io. Rehefa hitanao fa miteniteny foana ilay ohabolana lasa ohabilana dia hoy ianao hoe boloky RatrĂ izany!
27. soanja
(
04/08/2010 18:02)
Miharena> tsy zava-dehibe ny fihevitry ny hafa amin'izay ataonao sy heverinao fa ny zava-dehibe kosa dia ny aloaky ny fo ka mitaky famitana sy fandrindrana mba ahafahana mahazo zavatsoa ho an'ny rehetra sy ny tena indrindra indrindra.
Misy fiteny izay hoe:
"I care not what others think of what I do, but I care very much about what I think of what I do. That is character!"