oui oui ==== ) inona ndray zao no mahamahana anlah eo ? aza miantso osekoro amin'i noue eo elah fa elah ary mbola ho apoakan'i noue ony kouu.... misy kozy zay letsy rabatista a! kozy tena serieux le izy !! atsoinlah ve zah ?
Ialahy ve leity dia tsy mba manana crédits mihitsy hanantsoina fa toa izaho foana no ?
Tongava milahatra rariva raha tehikôzy amiko ialahy, tahitien TSARA ny tena tickets lanin'ialahy remborseko fa tsy hotran'ilay ndraipa iny , tickets nitsimpon'ialahy nefa ialahy nikidaona ,izay izany fa rdv rariva