FILAZANA MANJO

1. ni81 ( 06/07/2010 10:20)


Amin’ny alahelo lehibe no ampandrenesanay fa ny malalanay


RANDRIAMANANTSOA Sehenovololona Lydia Josiane

Teraka RAKOTOZAFY


Monina ao Val de Reuil – France –

Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy

Tamin’ny Sabotsy 3 juillet 2010

Taorinan’ny nahazahoany ny Sakramenta Farany

Hoy

Ny vadiny :

Jean David RANDRIAMANANTSOA (Val de Reuil – France)

Ny zanany :

RANDRIAMANANTSOA Davina (Champigny –France)

RANDRIAMANANTSOA Vinciane (France)

RANDRIAMANANTSOA Pierrick (France)

Ny reniny :

RASEHENOSOA Meltine vady navelan’Itompokolahy RAKOTOZAFY Julien

Ny rahavavin-dreniny :

RAZAFIMANANTSOA Richard sy Henriette mivady

Ny iray tampo aminy :

RAKOTOZAFY Willy mivady sy ny zanany – Algérie

RAKOTOZAFY Olivier mivady sy ny zanany aman-jafiny – France

RAKOTOZAFY Princis mivady sy ny zanany –Clihy-France

Itompokovavy Bodo sy Bernard VIUDEZ sy zanany –Toulouse-France .

RAZAFINDRAZAKA Tahina Augustin mivady sy ny zanany –Canteleu-France

HAUCHARD Jean Pierre mivady sy ny zanany-Rouen-France

Ny iray tampo amin’ny rainy :

Terak’Itompokovavy RAVAO

Terak’Itompokovavy RAZANABAHOAKA Angèle

Ny terak’Itompokolahy RAMIANDRASOA Alphonse sy RAHARISOA Elisabeth

Terak’Itompokovavy Rosalie

RASOANJARIVO Jeanne

Ny iray tampo amin’ny vadiny

Ny terak’Itompokolahy RANDRIAMANANTSOA Joseph Clair

Sy ny fianakaviana manontolo

Ny fokontany Mahamasina Atsimo sy fokontany Ambohitrimanjaka

Ny fiangonana Katolika sy Protestanta Val de Reuil (France)

Ny fiangonana Saint Joseph Mahamasina – Antanimena

Ny mpiara miasa taminy tao amin’ny Palais de Justice Rouen

Ny nofony dia hiala ao Mahamasina Atsimo Lot III F 15 amin’ny Alahady 11 juillet . Entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny EKAR Saint Joseph ,Mahamasina, amin’ny 1 ora tolakandro (13h) alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany eny Carion.


Hangina aho ka tsy hiloa-bava fa ianao no nahavita izany
novalian'i niryna ny 08/07/2010 18:04
2. ni81 ( 06/07/2010 10:20)
SHOAN no anarana nentiny teto @ ity serasera ity ary maro no mahalala azy.

Mandria am-piadanana akia!
3. ni81 ( 07/07/2010 10:00)
http://www.midi-madagasikara.mg/index.php/component/content/article/3274-necrologie-du-07-juillet-2010?start=5
4. niryna ( 08/07/2010 18:04)
Mamangy ny fahoriana ho an'ny havana rehetra sy ny vady aman-janany aho.
Ho lasa amin'izay anie ny ratsy rehetra.Mametraka fampiononana ho azy ireo koa aho
Mahereza
niryna
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2171