kely aina rainitetaka

1. sylvain ( 03/07/2010 13:41)
miseho ho mafy nefa tsy sahy niseho, nitonatonana ka tsy sahy niditra

Toliara : nafana ny fitsenan'ny vahoaka ny FAT !

Tsy sahy niatrika ny mponin'ny Toliara ny filohan'ny FAT omaly, raha saika hitokana ny zava-bita. Teo amin'ny minitra farany no niova hevitra i Andry Rajoelina ka Ingahy Camille Vital no nisolon-tena azy. Notsenain'ny vahoakan'ny Toliara tamin'ny sora-baventy maneho ny tsy fahafaliana izany, teny amin'ny Sanfily :"miala Rajoelina, Tsy mila anao i Toliara. Modia ianao». Araka ny angom-baovao nomen'ny namana tany an-toerana ihany koa dia mitokona ny mpampianatra amin’ny sekolim-panjakana (EPP, CEG, Lycée) ao Toliara hatramin’ny afak'omaly
novalian'i pikatti ny 05/07/2010 15:30
2. Noue ( 03/07/2010 13:55)
ahahahahaha ka sahy hiseho aninona eo io eee ! tsy adalan'ny olona anie ny hilazana azy oe kelifingotra eee ! sady sans kalité !! beurkkk ozy bazilozitra zay !!! zany ny aina ka te hisehoseho mitomany lava ho prezidà !
3. 3188 ( 03/07/2010 14:26)
hihi.tezitra ndray zao i rain'lebazy mpanao kifafa sy wiwi mpivarotra tolana masiso @io.lazaivo fa tsaho indray ry talak'alika a!
4. terrywui ( 03/07/2010 15:04)

3188 - 03/07/2010 16:26
hihi.tezitra ndray zao i rain'lebazy mpanao kifafa sy wiwi mpivarotra tolana masiso @io.lazaivo fa tsaho indray ry talak'alika a!



le hoe mpivarotra taolana masiso zaako no tena mahatapaka ahy leeee.... hin hin hin hin hin

--Noue a!...de mbola tsy arak'elah ve anganom-baobao anie hono io ozy ra-sylvain eo ambony io e!!....tsy tena marina zany le vaovao n'edala fa anganom-baovao fotsiny !!




». Araka ny anganom-baovao nomen'ny namana tany an-toerana ihany koa
5. ouioui ( 03/07/2010 15:05)

Tsy sahy niatrika ny mponin'ny Toliara ny filohan'ny FAT omaly
Mihinannemaniny indray zany e, hihihihi, izany no izy rehefa lazaina foana nefa manao be marenina hatrany an-kibon-dreniny tany hihihi, tsy mandeh le fikan toi leuleu, kôpy ialahy
6. terrywui ( 03/07/2010 15:12)
TENY RATSY BE NDRAY NY AN'I BATISTA ATO ZANY KLE ... MAHERY ELAH EE ..
7. ouioui ( 03/07/2010 15:21)
Marenina leissy a, tapeno ny sofin'ialahy fa aza be kafara teo , ary maninona ialahy miovantay hotran'ny vhv tsy mandray phone ty aloha e???
8. sylvain ( 03/07/2010 16:02)
ary ry zalà foza d mampiseho foana ny tsy fahaizany nininona sy ny maha sans qualité azy iza no miteny any élà fa anganom- baovao rehefa tsy nianatra lesy d aza miteniteny foana fa handana miverina any @ T2 angom- baovao hazavaina @ élà donendrina io fa avy @ fiteny hoe fanangonam-baovao.
9. zigzag ( 03/07/2010 19:32)
izy iny zalah zanaka MAKORELINA aa!!diky jiaby anaty atidohagny é!!
efa miandry an'iny ny Vahoaka !i mialy moa raha tratra sy ny bavin i domelina tonga d ometsika atao selekin' ny Amboa
10. diloo ( 03/07/2010 23:01)

..tsy tena marina zany le vaovao n'edala fa anganom-baovao fotsiny !!

Somary tara kely ra-Syli fa efa nomeko etsy ambany io vaovao io ry Terry dia terry an.Tsy mamorina izany na i ra-Syli na i Ra-Noue fa marina io.araka ny efa voambara maro maro izay, dia tsy tia an'i rajoHell ny vahoaka malagasy. Ny tena tia azy dia ny basy sy ny tafondro ihany.
Asaivo tsy mampiasa basy anie izy e dia ho hitan'ny Toi eo fa mitsoaka oahatran'ny tadio izy.
Ny maha TGV azy dia ny basy. rehefa tsisy basy, dia basy lo izy.Dia tahak'izay koa i ra-terry sy basilou: lo lo daholo ny [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
11. diloo ( 03/07/2010 23:11)
Lo lo poritra mafy izao ny foza fa tsy misy manohana azy ny any amin'ny Faritra rehetra.Rava ny fitsidihana any @'ny Provinces.Asaivo mandeha any Manakara anie izy e,fa ataon'ny vahaoka didimpoatra fanindrohany e.Izay voa tena voa mafy i Mialy fa tsy eo intsony i Rakomanga Mijoro.kozy e![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
12. diloo ( 03/07/2010 23:33)
Ity ilay izy ra-Terry:

diloo - 03/07/2010 01:15
Citation
ny zava-misy anefa dia niverina ho voazanaka ara-politika ara-toekarena indray i Madakasikara

Io no tanjona fametrahana ny HAT, ahamora ny fidiran'ny orita mpanjanaka ankolaka.
Saingy tsy manaiky ny vahoaka ary efa manda izany ohatra ny ao Toleara:

« Mialà Andry Rajoelina. Tsy mila anao i Toliara. » (Andry Rajoelina, démissionnez! Toliara n'a pas besoin de vous) C'est ce qu'on a lu sur les banderoles brandies hier à Toliara par des gens mécontents qui se sont positionnés sur la route vers l'aéroport, plus précisément au niveau du quartier de Sans Fil. En fait, ces individus mécontents, composés majoritairement de jeunes, se préparaient à accueillir avec leurs banderoles le président de la HAT, Andry Rajoelina, prévu débarquer hier matin dans la Cité du Soleil pour inaugurer le nouveau bâtiment du projet PACP du ministère de la Péche et des Ressources Halieutiques. Faute de Andry Rajoelina, qui aurait annulé au dernier moment ses déplacements à Toliara, ces jeunes s'en sont pris au cortège du Premier ministre, Camille Vital, qui rejoignait le centre ville en provenance de l'aéroport. Le cortège du Premier ministre de la HAT a été sifflé et hué. Des jeunes filles ont méme jeté des sandales sur le cortège officiel. Les jeunes mécontents ont barricadé la route de l'aéroport après le passage du cortège.
Tournée régionale. Ayant annulé ses déplacements hier dans le chef-lieu de la région Atsimo Andrefana, le président de la HAT, Andry Rajoelina, a raté sa première tournée régionale.

Manda ny FATE koa ny ao Manakara:

Olona efatra no naiditra am-ponja omaly tany Manakara taorian’ny hetsika nataon’ny vahoaka ho fangatahana ny fampiharana ny fanapahan-kevitry ny «conseil d’Etat». Araky ny didy navoakan’ity farany dia tokony hamela malalaka ny ben’ny tanàna Andriano Giscard hiasa ny PDS notendren'ny FATE ary hiala ao amin’ny lapan’ny tanànan’ny Manakara. Misy andriam-bavilanitra moa ireto naiditra am-ponja ireto koa dia mampiaka-peo ny vahoaka. Nanapa-kevitra ary ny vahaoaka sy ireo mpitari-tolona fa araha tsy mbola mivoaka ny fonja ireo mpiara-mitolona ireo dia hisy olona 1200 hijoro ka hifatotra tady ary hanatona ny hery famoretana mba haiditra am-ponja miaraka amin’ireo namany. Izany dia hofanamarihana ny zava-bitan’ny FATE sy ny fiafaran’izany fahefana nalaina teny an-dalam-be izany.
Ny vehivavy ao Manakara, dia fady amin'ny ozon-tany ny asiana chaine.Ny vahoaka ao manakara dia vonona hanao sorona ny hain-dreo na basy na tafondro no hipoaka, ny hamoahana ireo nogadraina.
Asa raha mety ho lavorary ny tetika ny mpanjanaka hampiasa ny HAT sy hampiady ny vahoaka malagasy.
Everiko, fa tsy ho hisy ny adim-poko, fa kosa ady manoloana ny HAT sy ny forongony no ho hisy.
Efa milay aloha ny hetsika misy any amin'ny Faritra e: Toleara, Diégo, Toamasina, Manakara, Antsirabe. Mbola hitombo ireo tsy ho ela, dia vita ny foza.
13. ndotofetsy ( 04/07/2010 17:35)
mahafaly izany miady ny gasy samy gasy
hon hon ohn
14. terrywui ( 05/07/2010 11:13)

ouioui - 03/07/2010 17:21
Marenina leissy a, tapeno ny sofin'ialahy fa aza be kafara teo , ary maninona ialahy miovantay hotran'ny vhv tsy mandray phone ty aloha e???



o lty ra feticon a! fa elah ty ve tena nidiran'ny demony zany marina tokoa lety fa isaky ny miteny elah de feno kaka (tay)ny vavanlah !!.... teny ratsy daholo!! ho alazako marina eto farany ny tena anaranlah io oe iza fa tohizo ihany ny teny ratsinlah eto io ! miaraka am sary tompoko! lehilahy lehibe misary kivà !!! hon hon hon hon
15. wxxx ( 05/07/2010 14:38)
MAIBO NY SERASERA VAO MISY VAVA WIWI MISOKATRA
16. terrywui ( 05/07/2010 14:54)
ALEFASO NY ZIGZAG NLAH ARY E ...

ELAH BANDY TSY MILAY ELAH E EFA HENOKO TAMINDRY ZALAH ALOU ZAY
17. pikatti ( 05/07/2010 15:30)
Elah mihantsy olona nefa elah anie rawix bekonetaka refa petsan-dry zalahy eto de avy eo elah handefa sary maloto eo indray[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3104