HO AN'I HERY ....
1. terrywui
(
02/07/2010 11:29)
ny politia sy ny hevitra mahery vaika alefa eto de samy manao daholo fa ireo sasany manao otr'ity ve azo ekena ato iany ,tsy tokony miala IP ve ny manao tahak'ity ? sa avela ho bordel ny serasera ?
ahoana ? any aminareo mpiandraikitra ny baolina satria zahay tsy mbola niteny ratsy teny teto na de manao teny mahery sy mivatravatra aza ! ny teny ratsy ve ekena ?
ouioui - 02/07/2010 13:00
Diso titre hi VIH FAT hi hi petsa ralena hihihi
Ny FAT mbola tsy nahazo 50M$ , BE zesta nandany vola izao minanemaniny lasa mitsindro zaoridira
ahoana ? any aminareo mpiandraikitra ny baolina satria zahay tsy mbola niteny ratsy teny teto na de manao teny mahery sy mivatravatra aza ! ny teny ratsy ve ekena ?
novalian'i pikatti ny 05/07/2010 15:31
2. terrywui
(
02/07/2010 11:43)
tsy hiresaka an'ireo teny ratsin'i bekiraro sy i zigzag mbola mitohy ao ambany kely ao ah fa io alou defa hita zao!!... ka raha tsy miala IP io ouioui io de iaraha- mahita eto!! ka aleo ko mba hilamm ra ry bazylou na ry swann na ry andriambyll na ry wuiwui no mba manao vinany eto!..
zao ve de mba teny fiteny eto imasom-bahoaka eto ?
minanemaniny
zao ve de mba teny fiteny eto imasom-bahoaka eto ?
3. ouioui
(
02/07/2010 11:49)
Hay ve bekoretaka be ity terrywui ity rehefa atao e, hihihihii, ny ompa nataon'ialahy teto izay aloha dia tsy ho voatanisa intsony , ary adalana miteniteny olona io fa tsy dinika io no mankaleo ny olona tsy mamaly ny hafatr'ialahy satria ambany loatra ny , aiza ilay vavaben'ialahy katala e, raha tena nasian-dry lerony ialahy dia tsy afaka tao fa aza manompa olona fotsiny , AZON'IALAHY TSARA !!!!
4. bekiraro
(
02/07/2010 12:03)
Tsy ianao akory terrywui no hibaiko anay , raiso ambony raiso ambany fa tsy vao izao akory ianao no misoloky eto,,,,ny fanompana olona pelaka,( homophobie), ny fanambanana basy(tsy dinika izany) sy ny ompa samihafa hajanony sao ianao no hisidina eo vao gaga
Mpandrindra
Mpandrindra
5. ouioui
(
02/07/2010 12:05)
Aoka leisss bekitro a, mitomany eo indray io hihihiihihi, aleo lery analana hihihih
6. terrywui
(
02/07/2010 13:09)
Ny politika valiana sy atao lty rabatista fa tsy teny ratsy lava izao no ataonlah sy rapika aminio ouioui , bekiraro vendrana be , zigzag tsisy dikany reo a!!... mifalia aou fa mahazo faveur hiteny ratsy mamoafady ato kay zany lisany kouu!!.... tena milay kosa alou zany ee!!...
7. terrywui
(
02/07/2010 13:18)
zesta fotsiny ny an'ny mpiondana chien de salon fa tsisy hapoaka e ! teri-kiho no betsaka fa pppfffff.... zero !!!!!! kely aina !!...
9. mepaka
(
03/07/2010 13:59)
aza be konetaka lesy rawiwi a!mbola vaop io fotsiny aza de mitomany toi
10. rijadolly
(
03/07/2010 16:37)
Ny zavatra iraisako an' Terrywui kosa aloa iny e! Aoka mba tsy hisy ohatr' izao fa manjary manimba ny fijery. Ekena fa samy mafana fo, sy mandrangitra izay tsy misy dikany ny ataon' hafa aminao, dia aleo re mba tsy alefa ato fa anisany tena malahelo ny tena raha misy ireny teny mavesatra tsy zaka ireny, voavakiko ilay teny dia tena maniba .
Ny fahamarinan' ny hoe niteny an' io Ouioui na tsy dia tsy fantatro. Fa ny zavatra angatahako aminareo dia aoka mba hifampiteny manokana any ianareo. Hery koa inoako fa tsy hijery fotsiny an' ireny fa tsy maintsy hanome fampitandremana any ho any.
Misaotr betsaka amin' fijerena ny manodidina sy ny mpamaky e!

11. xxwx
(
04/07/2010 06:33)
Zaho ndraiky tsy dakôro aminao rijadolly
1/ Tsisy marigny raha volagniny ,endrikendriky foany ,, fotony tsy resiny lahatra ny serasera
2/Izy tegnany lahateo no tena mpagnano olo Donko mila mizaha tegnany izy alôha
3/Raha nisy ôlo mpignafôka ôlo ndraiky mpandrava dinika izy number 1

13. terrywui
(
05/07/2010 11:39)
Ny koziko fotsiny Hery rehefa miavonavona elah de izao !!!! -- aza mifanamamo rehefa manao vinany eto ny kofy TGV !!!!..... io kozy manapetsa TGV lava io no nitadiavako anlah saika hiresahatsika lahy mitokana kely tamin'ny 26juin teo fa tsy tazako mitsy elah !! sa tsy nikatra paris elah ?
14. pikatti
(
05/07/2010 15:31)
Olona adala ve leisy elah rawix de hisy handray sérieux ny resak'elah klé[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]