Raha tsy hankalaza ny 26 jiona

1. hery ( 23/06/2010 09:56)
Raha toa ka tsy te hankalaza ny 26 jiona 2010 ianao dia asa miasa saina fa zonao izany.

Eritrereto ho toy ny migrevy ianao dia tsy misy olana fa mandry tsara ny eritreritra.

Raha hoy ny sasany hoe "Tsy fitiavan-tanindrazana" dia valio hoe fitiavan-tanindrazana koa izany satria fomba iray hanoheranao ny tsindrihazolena sy ny didy jadona ary ny fanonganam-panjakana.
Raha hoy ny sasany hoe "Tsy fanajàna ireo niady ho an'ny fahaleovan-tena" dia mijoroa aza satria raha velona teo angamba ireo niady ho an'ny fahaleovan-tena dia niaraka nigrevy taminao satria toa very maina ny ady nataony.
Raha hoy ny sasany hoe "Manangàna saina". Dia asaivo mividy lamba maitso sy fotsy ary mena izy aloha satria efa lafo koa ireo.
Raha hoy ny sasany hoe "Dia tsy hanao fety izany?". Dia tsy maty antoka ianao satria be dia be ny fety azo ankalazaina.
Ary raha toa moa ianao ka efa nividy sakafo isankarazany hanaovana fety, dia aza misalasala manao fety amin'ny 26 jiona satria misy fankalazana hafa azo atao 26 jiona koa jereo eto.

novalian'i pikatti ny 24/06/2010 14:45
2. peta83 ( 23/06/2010 12:00)
sinon refa tsy hita izay hatao d ndana mijery bol ery mamasina eo am ny ecran geant, d manao picnic kely miaraka am fianakaviana na brochette party.
3. tontonsola ( 23/06/2010 13:12)

Na koa mihomana tsara hanamboatra ny fozatay, tsy manan-katao , tena ara-bakiteny satria feno fako mamofona eran'ny Antananarivo izao
4. terrywui ( 23/06/2010 13:55)
= hery --)
5. terrywui ( 23/06/2010 13:58)
maninona zao hery raha mangiana fotsiny fa tsy mampiditra ny olona amin'ny fahotana mahafaty ?......zao mety hidiran'ny devoly daholo ny Mpiondana amin'ny ataonareo !!..

--Hanohitra foana !!! -- tsy manaiky foana !!! -- handà ze efa voatondro foana !!! -- mba manaova otrizaondray re ry Mpiondana a!....
6. ouioui ( 23/06/2010 14:03)
Ny marina tsy mba maty , hita foana fa tsy mahavoa ny fozaorana
7. terrywui ( 23/06/2010 14:18)


MASINA NY TANINDRAZANA NA DIA HITSAKITSAHIN'IRETO MPIONDANA IRETO AZA NY HASINAO RY NOSY MAMIKO
8. swnan ( 23/06/2010 14:22)

Na koa mihomana tsara hanamboatra ny fozatay, tsy manan-katao , tena ara-bakiteny satria feno fako mamofona eran'ny Antananarivo izao



MASINA NY TANINDRAZANA NA DIA HITSAKITSAHIN'IRETO MPIONDAM-PATIMPOZA IRETO AZA NY HASINAO RY NOSY MAMIKO

Indrisy mantsy e, mbola hirodana io FATY io fa aza manahy e
9. terrywui ( 23/06/2010 14:25)




INDRISY RY NOSY MAMIKO FITIAVAN-TENA TAFAHOATRA VE NO HANIMBAZIMBANA NY FIANDRIANANAO ?


aiza ny maha-izy anao ry Gasikarako ?
10. terrywiui ( 23/06/2010 14:37)
Dia tsy haleon-tena ve isika fa hiverina @ ziogan'ny mpanjanaka , raha izao ataon'ny FATY izao dia izay no dikany !!![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/fache-non-non-248932.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/fache-non-non-248932.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/fache-non-non-248932.gif[/IMG]
11. swnan ( 23/06/2010 14:37)
Nenganininy zany klé
12. terrywui ( 24/06/2010 07:34)





HO ELA VELONA GASIKARA

HO ANKALAZAINAY NY FETINAO RY NOSY MAMIKO


HO TANDROVANAY NY NAHAZAHOANAO FAHAFAHANA FA TSISY HIDIRAN'NY POLITIKA IZANY FA VONINAHITRAO MANOKANA
13. ouioui ( 24/06/2010 08:26)

HO TANDROVANAY NY NAHAZAHOANAO FAHAFAHANA FA TSISY HIDIRAN'NY POLITIKA IZANY FA VONINAHITRAO MANOKANA
Tssss, aza doma papa a, hihihi
14. terrywui ( 24/06/2010 08:48)
Tsy hitako ze hifandraisan'ny fankalazana ny fahaleovantena sy ny TGV na ny FAT na ny Mpiondana !!!!........fa de le tsy fitiavana an'i Gasikara mitsy no mibosesika ao andohanareo
15. ouioui ( 24/06/2010 08:54)
SAMBORY TGV MPAMADIKA TANINDRAZANA, MPAMONO MPIRAY TANINDRAZANA
16. hery ( 24/06/2010 08:58)
Mody fanina ve sa tena donto? :-)

Jereo ange ity tantara ity e :-)
Eritrereto hoe elah sy pikatti iray trano. lolll.
Misy chambres 3 ny trano dia samy manana chambre 1 lisany roalahy fa ny trano fandraisambahiny itambarana. Dia hozy ny tompontrano hoe i terrywui no mikarakara ny salon.
Dia tamin'ny ora tsy nampoizina tsy nanaiky an'izay nolazain'ny tompontrano izay i pikatti fa niteny hoe zah indray no mitantana ny salon fa tsy elah intsony. Dia nalain'i pikatti daholo ny lakile rehetra.

Dia nony tonga ny fotoana fankalazana ny anniversairen'ny inauguration-n'ny trano. Dia hikarakara fety i pikatti dia nasainy ny tompontrano dia mba nasainy koa ialahy. Dia ho tonga ve ialahy? Ialahy mihitsy angamba no hiteny amin'ny tompontrano hoe aza tonga amin'izany inauguration izany fa tsy nety ny nakàn'i leiry ny fitantanana ny trano.

Dia eritrereto hoe ilay trano = madagasikara, dia ilay tompontrano = vahoaka, dia ialahy = Ra8 sy ny legalista, ary pikatti = rajoelina

Izany ve dia tsy ho takatra? lolll
17. ouioui ( 24/06/2010 09:15)
hihihihi, tsy ratsy ialy ohatra sefo a, asa raha mba ho tafiditra ao an-dohan'i wiwi izany aloha hihihi
18. terrywui ( 24/06/2010 09:23)
HERY === RAHA TSARA SAINA ENAO DIA TSY HIERITRERI-DRATSY FOANA FA HANANA FO SPORTIF

ARY TSY HOE I PIKATTI NO NAKA NY TRANO FA ZA MIHITSY NO NANIPY NY LACLE HO AN'I PIKATTI NEFA ZA MANANA MPIARO(GARDE DU CORPS) BEDEBE
TSY MITOMBINA ZANY NY HOE NORAHONANA SY NY HOE NALAINA ANKERINY FA ZA MITSY NO VENDRANA NANOME NY LACLE NNY TRANO HON HON HON
19. terrywui ( 24/06/2010 09:30)
HERY === RAHA TSARA SAINA ENAO DIA TSY HIERITRERI-DRATSY FOANA FA HANANA FO SPORTIF

ARY TSY HOE I PIKATTI NO NAKA NY TRANO FA ZA MIHITSY NO NANIPY NY LACLE HO AN'I PIKATTI HIPETRAKA AO NDRAY REHEFA NORAHONANY KELY AHO,
--ZA NEFA MANANA MPIARO(GARDE DU CORPS) BEDEBE SY MIARAMILA AMANALINY EO AMBANY FIFEHEZAKO
--TSY MITOMBINA ZANY NY HOE NORAHONANA SY NY HOE NALAINA ANKERINY FA ZA MITSY NO VENDRANA NANOME FAHATANY NY LACLE NNY TRANO AN'I PIKATTI
20. ouioui ( 24/06/2010 09:42)
Io ary angaha miditra @ lohany akory fa ovaina indray ny ohatra ,tssss, tsy mamaly sady tsy manazava , ary aza maka 19 @ rapika eo ialahy sao hantsoiko eo lery hanapetsa an'toi hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3067