La grande arnaque !
1. AndriambyII
(
22/06/2010 00:23)
Aiza ho aiza ny fahalafosan' i Mada @ izao fotoana izao ?
2. rijadolly
(
22/06/2010 04:41)
Ko raha tsy inona izy ry Andriamby II no anao peta- drindrina an' izany eo, ny hitan' olona aza efa tsy fidiny.
3. terrywui
(
22/06/2010 09:54)
ITY NY LOGO ATSIKA O ....DE MBA ZARAZARAO AMIN'NY NAMANA SASANY TSY MAHALALA ANY E
4. pikatti
(
22/06/2010 13:25)
Very elah rawix miverina @ naloa leissy zany a, 50taona ve leiss de mbola zazabodo foana klé
Aiza ho aiza ny fahalafosan' i Mada @ izao fotoana izao ?
Efa gaboraraka leis Rabilly a, 1€=1t de Fer no novin'ny sonoa[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/F_14WA%7E1.GIF[/IMG]
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.1953