aza mampiesona rangahy
1. bazylou
(
21/06/2010 22:36)
Samy manao izay mahafalifaly ny fony eeeee
Milaza ianareo a anao grevy tsy hananga tsaina.
Milaza anao izatsy sy zaroa. Satria tsy mankasitraka ny hat sy tgv.
Fanontaniana:
Maninona no tsy nandeha nirifatra any RSA daholo ianareo mianakavy fa mijanona ao ihany????
Hitanareo ny misy azy, ny fiainany sy ny fianakaviany, maninona no tsy voaonganareo izy ireo????
Maninona no lany andro mivazavaza etsy sy eroa fotsiny????
Anao baolina izy roa radema, ze resy eo tsy mahazo saosy no mbola mahazo daka vody.
TGV ary tsy voaongana ka mizity miseho milay eo. Shhhhhhhhhhhhh

novalian'i pikatti ny 22/06/2010 13:51
2. pikatti
(
21/06/2010 22:55)
Ahoana lessy bazilozitra a, fa elah kay mbola velona tao ihany , zay mbamin-drawix efa nisaona fa hoe maty hono elah klé, namaky teny tao am-piangonana i rawix ho fanaovam-beloma farany [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticone-msn-lis-un-livre.gif[/IMG]
Ny anelah de resaka beurrrk lava foana anie e, mba asio débat de fond fa tsy lozitra be bainn a[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-frappe-maboule.gif[/IMG]
Maninona no tsy nandeha nirifatra any RSA daholo ianareo mianakavy fa mijanona ao ihany????
Ny anelah de resaka beurrrk lava foana anie e, mba asio débat de fond fa tsy lozitra be bainn a[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-frappe-maboule.gif[/IMG]
3. rijadolly
(
22/06/2010 04:38)
bazylou:Fanotaniana tezitra ve zany ry bazylou sa ahoana? Fa angaha ry se ny RSA no tian' Gasy ho afaka a? Ny Gasy any aza efa tsy fidiny fa mitaitaina ny mahazo ny Fireneny.
Maninona no tsy nandeha nirifatra any RSA daholo ianareo mianakavy fa mijanona ao ihany????
bazylou:Izay hevitra izay no maha bazylou an' bazylou an!
Hitanareo ny misy azy, ny fiainany sy ny fianakaviany, maninona no tsy voaonganareo izy ireo????
Maninona no lany andro mivazavaza etsy sy eroa fotsiny????
Anao baolina izy roa radema, ze resy eo tsy mahazo saosy no mbola mahazo daka vody.
TGV ary tsy voaongana ka mizity miseho milay eo. Shhhhhhhhhhhhh
4. hery
(
22/06/2010 08:04)
Diso lalana izany adihevitrao izany rangahy :-)
Izahay raha manao izany tsy ho an-dRavalo velively fa ho an'ny Firenena. Na tsy hilatsaka hofidina aza Ravalo, na hijanona mandrakizay any RSA aza izy, ary na maty any aza, tsy izany no olanay. Ny anay dia hoe tsy nety ny nakàna ny fitondrana satria tsy modely ho an'ny taranaka any aoriana. Dia izay no hanoheranay ny HAT na iza na iza mitondra an'io.
Noho izany, tsy mahamaika anay ny ho any RSA fa Madagasikara no jerenay.

5. terrywui
(
22/06/2010 08:55)
Hery ......fa nety ny nakan'ny Mpitondra teo aloha ny Fitondrany ? faty oul firin-jato no nakan'i dada patinareo aniny Fitondrany ninannengannni iny !
--Ny mahavoa anareo mantsy rahery sy ny ekipany de le mitapi-maso toy ny soavaly hoa ka ny eo alohany ihany no tazany !! otran'ny odianareo fannn ve sa heverinareo fa badoalahy daholo ny oul ka hanadino ny tantara taloha !....
-hira iray alou ary ho an'ny ekipan'ny hery mihevitra ny oul ho laisoa !!!!!

6. terrywui
(
22/06/2010 08:58)
O lty Bazylou a...ary taiza foana lety elah a!?? za letsy niady irery tato nanakenda irery andry zalah mpiondana ronono antavy ireo a ! mitandrema elah bazylou fa pikatti = bekiraro = zigzag ihany a!...efa kobo lery na mety efa niala ps zay angamba fa nanopanopa ze oul rehetra manohitra kely azy tato lery !...
7. pikatti
(
22/06/2010 13:30)
.
Kay kléaza mendy be elah ato zany rawix
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/0032.gif[/IMG]
Ny anay dia hoe tsy nety ny nakàna ny fitondrana satria tsy modely ho an'ny taranaka any aoriana.
Kay kléaza mendy be elah ato zany rawix
9. pikatti
(
22/06/2010 13:51)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]fa ahoana less , elah anie no nanomboka teo e, zavatra tsy lery ve fa bazylou no namely anela de lazain'elah fa ny akama