Atsangano ny saina ry olom-pirenena Malagasy !!
1. terrywui
(
18/06/2010 15:53)
vaovao tena mahakasika tanteraka ny fo ary mahafinaritra dia ny nahavitantsika ny LOGO famantarana ny faha 50taona ny fahaleovantenantsika Malagasy !
--Ny fiandrianam-pirenena sy ny Voninahim-pirenena no tandrovintsika ka tsy tokony hijery izay Mpitondra eo isika Malagasy ,ka ankoatra sainam-pirenena zay mbola tsy tara ny tokony hananganatsika azy dia ity koa ny LOGO famantarana ny faha 50taona nahazahoantsika ilay fahaleovantena ! tokony hiofahofa eo antokotany sy eny amin'ny birao rehetra ireto LOGO roa ireto raha ny tena marina satria Ho an'ny Tanindrazana fa tsy ho an'ny TGV na ny Arema na ny TIM na ny 3mv akory ny Tanindrazana !
MASINA NY TANINDRAZANA
ATSANGANO NY SAINAMPIRENENA SY NY LOGO N'NY FAHA 50TAONANY
teny filamatra !...
HAMBOMPOM-PIRENENA SY FITIAVAN-TANINDRAZANA

répondu par swann le 21/06/2010 09:44
3. 3188
(
18/06/2010 19:28)
efa lany lainga ve rawix sa aona a!io fona no averin'toi eto.tena akaman-ndradomelina marina lah .le filamatra woa AMBOMPOM-POZA SY FIVAROTAN-TANINDRAZANA fa aza miteniteny fona elah
4. 3188
(
18/06/2010 19:35)
sady efa leo an'lah ny mpisera dia tsis mpamaly tsony ny hevitr'elah. fa elah iany no mamaly azy.mbola ho lasa adala @ io miteny rery toi fa ataovy
6. 3188
(
18/06/2010 21:48)
tongava saina o! tongava saina o!mba tongava saina @zay ry foza fa am-bava loza ny tanin-tsika an! an an!ho an'lah io vazo io rawix a!
7. terrywui
(
21/06/2010 09:16)
-Mba tongava saina amin'izay manaiky fa aza manohitra foana fa nareo ve tsy leo manohitra mitsy e ??? -- sady en plus kalaky le toherina amin'ny totondry ....
8. swann
(
21/06/2010 09:44)
ATSANGANO ? ekena !
RAISO NY ADIDINAO AMIN'NY TANINDRAZANA FA VONINAHITRY NY FIRENENA IZANY ETO AMIN'IZAO TONTOLO IZAO
RAISO NY ADIDINAO AMIN'NY TANINDRAZANA FA VONINAHITRY NY FIRENENA IZANY ETO AMIN'IZAO TONTOLO IZAO