Illuminati - les maîtres du monde

21. AndriambyII ( 02/07/2010 12:46)


Tsy laviko fa ny fivoarana eo amin ny fiainan ' ny zanak olombelona dia mety misy hifandraisany amin io fikambanana io , ary raha ny famoronana no mitondra zavatsoa ho an 'ny taranaka dia fahasoavana nomen Andriamanitra.
Fa ny foto pisainana tsy ho eken 'ny saiko dia ny hoe rehefa ho tanteraka ny tanjona kasain 'izy ireo ,izany hoe ny filohan io fikambanana io irery ihany no ho mpandidy sy ho mpanapaka eto ambonin ' ny tany ka ireo izay tsy manaiky dia ho tapahin doha, angamba tsy tokony ho izay no hitranga fa enga anie homena fahafahana hisafidy malalaka hatramin ny farany ny taranak ' olombelona amin izay heveriny hahasoa azy.


Raha miresaka ny fivoarana isika dia tsy hiraisako hevitra ny fitsaranao injainjay any , ny fivoarana dia voajanahary ,tsy misy tompoteny @ io ny zanak' olombelona fa efa voafaritry ny erana misy antsika ny lalan-kizorana !







22. bichette ( 09/07/2010 11:40)
misy tsy voalaza amin'ny lisitra ny mambran'ny illuminati : ny PAPA RAY MASINA KOA TAFIDITRA AO ka tsy haiko na io no nisy namafa na tsia aloha !
23. fijo ( 17/07/2010 19:03)
mijery "film" loatra ngah de mahita resaka "illuminati"?????de hoe ny "camerlingue"koa no lazaina fa lehibeany ?????film ihany iny fa tsy tena izy ka,sa......
24. AndriambyII ( 18/07/2010 19:10)
Raha tantara ampitaina @ film anie raFijo ka tsy marina à 90% a ! La perdition de la sensation naturelle est evidente concernant les veracités voulues pour atteindre les objectifs à travers les projections visuelles quels que soit les dispositifs conçus par l' étre humain jusqu'à aujourd' hui sans éxceptions ! Sans parler l' originalité temporelle durant laquelle l'acte voulu étre interpreté sera toujours unique et immuable , peut-on comprendre les sensations d' un cyborg (si çà éxiste bien sûr) au moment de l' interpretation historique par projection visuelle de ses actes en tant qu' étre humain? est ce qu'on s'etait rendu compte que Maryline Monroe a péter pendant le tournage d' un de ses polars à succés une fois ses oeuvres visualisés ultérieurement ? Les spectateurs ont ils senti l' odeur du caca de Ronald Reagan quand il faisait dans ses froques pendant le tournage de ses films cowboys ? est ce que le monde a senti l' odeur des aisselles de Mel Gibson dans la sensation du christ en suivant cette histoire ?
Idem pour la conception des principes des illuminatis !Raha tsy hiainanao ilay izy dia tsy ho fantatrao mihintsy ary tsy ho tsapanao ! Ary tsy tokony hanao fitsaràna ambongadiny @ raharaha ohatra itony !
25. fijo ( 19/07/2010 19:07)
film wa no itany de manao ity resaka ity izy.tamin'ilay film di any "camerlingue"no lehibean'ireo "illuminate"
26. AndriambyII ( 23/07/2010 12:22)
Mety ho marina ny fahatsapan- draFijo ny ao antsain' i Tiarah , nefa tsy niteny izy hoe avy t@ io Film io no nahatonga azy hiteny io heviny io , tsara apetraka aminy angamba ny fanontaniana hoe " ahoana ny famaritany ny vondron'olona mirona @ illuminati " Geographiquement , philosophiquement ,mode de fonction , ets ...
27. ravonjison ( 12/08/2010 14:04)
Ny hoe vondron' olona hanjanaka na hanapaka izao tontolo izao aloha dia tsy tsy possible mihitsy e, na miafina izy na tsy miafina. Ny antony : betsaka loatra ny olona eto an-tany, ary betsaka loatra ny hevitra tsy mitovy, noho izany tsy maintsy misy foana ny mpanohitra , sy hevitra hifandirana, na avy ao anatiny na avy atý ivelany.
Efa nisy ohatra azo tsapain-tanana teo : Hitler. Mba efa niezaka ihany izy nanao izay azo natao mba hanjaka eran' izao tontolo izao, fa e e ee , maty no niafarany. Ny atentat natao taminy moa dia efa tsy tambo isaina.

Donc raha io resaka Illuminati io dia sady tsy mahataitra ahy, no tsy mampatahotra ahy, tsy mampihetsi-bolomaso ahy akory.
28. vonynive ( 04/10/2010 10:17)

eritra:

marina ny voalaza ery ambony fa mifandray ihany ireo ( illuminatin francmaçonnerie...)
Ekena fa olona ambony, nanakarena, mpitindra avokoa no mpikambana ao fa tsy midika izany fa mety avokoa ny azavtra ataony
Ny tanjony dia ny ho mpanapaka izao tontolo izao ( fanahin'ny demonia no ao anatiny dia ilay naka fanahy an'i jesoa tany an-tendrombohitra nanao hoe miankohofa amiko dia homeko anao ireo voninahitra sy fanjakana ireo Matio...)
Mody miafina ao amin'ny fanaovana asa soa izy saingy ny fanahin'ny olona no tena katsahiny.
Ny olona tia vola, voninahitra sns no tena katsahiny.
Rehefa mivory ry zareo dia tsy misy mahazo manatrika izany na dia ny mpanao gazety aza kanefa betsaka nympitondra mpanao politika no mpikambana amin'io ( ny vazaha aloha izany fa ny malagasy koa tsy vitsy.
Farany, tao anatin'izao krizy izao dia nisy fivoriana lehibe tsy latsaky ny indroa natao teto madagasikara ka ny farany dia tamùin'ny volana avrily teo.Tian'ny satana hobaboina M/kara koa mila antsika mitolona am-bavaka fa raha tsy izany dia ho levon'ny satana ato isika
"raha ny oloko izay nantsoina.........................................hanasitrana ny taniny" II Tantara7:14
Mahereza

ie za koa naheno fa oe tonga teto dago ny filohan'ny francmaçon,
fa za milaza koa ho fanampin'ny zavatra nolazainao de manao oe tohizantsika ny vavaka, fa ampiantsika fandinihan-tena araka io 2tan7 -14 io, isika mpino kristiana no nolazain'Atra eto fa mila miala @ ota an, ny fifanenjehana, fitiavana zavatry ny tany, fitiavantena, ny tsy fanaovantsoa nefa tokony hanao .. sns dia ota.
rehefa manapakevitra miala @ ratsy isika dia ho lasa fanasina sy jiro ary ny jirontsika dia ampy handresy ny haizina, ny hasintsika de ampy hanala ny fangidiana; mahery ny Tompo !
ary efa nanome antsika fahefana izy, sady manoatra noho ny mpandresy isika @ alalan'ilay tia antsika. amen
aza matahotra azy fa rehefa madio ny fitondratenantsika dia hatoky isika, ary ho sahy ny hiady aminy (ara-panahy ) an, tsy ho azo sakanana ny mondialisation fa mila ny fahavononantsika ny Tompo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4177