HOAVY DADA
1. falimanana
(
15/06/2010 15:26)
Depiote Manoela : Efa mangotraka ny any Toliary. Feno tanora manao fehiloha mena Ny tanàna, ary vonona ny handringana ny FAT ry zareo. Nitsoaka avokoa ny fianakavian’i camille vital, niakatra ao Antananarivo koa ny mpiasan’ny fitsarana rehetra fa matahotra.
Nilaza ireo tanora ireo fa tsy hikitika ny Merina sy Malagasy, fa ny fianakavian’i vital ihany no ho asian’izy ireo ary ireo vahiny vazaha sy FAT sasantsasany.
Mitety ny Maso Ivoho vahiny rehetra i jean marc satanier maso ivoho frantsay mandresy lahatra azy ireo mba hamonjy ny 26 jona. Mampitandrina ny KARANA SY FRANTSAY fa ho avy ny O.I.F (Opération Indo-Pakistannais et Français) raha miadaladala eo ireo.

novalian'i pikatti ny 16/06/2010 11:27
2. wxxx
(
15/06/2010 15:42)
Hihihi fandraisana ny ambasadaoro pakistà hihihi nohon' ny nataon'ny foza daholo natonga an'io
taovy ihany mou
taovy ihany mou
3. terrywui
(
15/06/2010 16:40)
danielle a! io ndray lery e !......rapika io fa manovanova ps fotsiny e!...
4. pikatti
(
15/06/2010 19:43)
Aza mimemenomenona leity a, taiza leisy no nisy natahotra ps zany teto klé, ialahy ihany angamba[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/mdr-cochon.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/mdr-cochon.gif[/IMG]
5. terrywui
(
16/06/2010 09:25)
colonie an'i danielle 100% elah ka raha mbola bebe vava eto de miala any bagnolet , sabine , sarin'i mirana sy tess nataonlah resaka maloto !!...ny mombamomba anlah rehetra mipoitra eo daholo sady amin antsipirihany !!....vao misioka tokana ah de avy eo i danielle
6. pikatti
(
16/06/2010 11:27)
Loham-poza mifangaro kisoa leissy ny anlisany a, tgv zany aza asiana resaka fa efa namono tena, izao resaka tsaho sisa no hiveloman-dry zalahy [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG]
7. pikatti