toro-hevitra ny ahy ity ze hanaraka !!!

1. terrywui ( 10/06/2010 14:07)
Tsoriko aminareo fa ratsy be zany fotopisainana ny "hanohitra foana"zany !! fotopisainan-tsika Malagasy io tsy mahatanty resy io fa tsy mba mipetraka refa petsa ! -ka izao ny anah !!...aleo ho eo alou ze efa napetrak'Andriamanitra eo fa matoa izy activé teo de Izy mihitsy zay no nanendry azy satria nisy zavatra tsy nety tao!!..ka avelao hon le manohitra be fahatany ty fa mba atodiho mahitsy ndray ny loha de atrakao tsara ny tenda fa misy lalana vaovao tena tsara ao hizoran'ny firenena raha samy manohana isika !
--de manantena ny fahendrenareo e !!



Ilay tsiresy!
novalian'i pikatti ny 11/06/2010 12:43
2. Mirananirina ( 10/06/2010 14:16)
ilay tsiresy fa mbola ho resy na ho ela na ho haingana.Ary aza miteniteny foana hoa:napetr'Andriamanitra aho Andriamanitra.Aza manonononom-poana ny anarany.Ianareo ve mba mivavaka hiany sa ahoana eh?????raha napetrak'Andriamanitra teo izy,tokony nidina tao mada Andriamanitra dia niteny t@vahoaka hoe...io ny zanako lahy tokana RAD'nareo(Rajoelina).ka dia hajao sy hobio.bon d'accord zahay.
3. terrywui ( 10/06/2010 14:21)
Raha tsy Andriamanitra ve nametraka azy aminio toerana saropady io ho tafiditra teo izy fa tsy tonga de nataony petsa otran'ny Egyptiana tam ranomasina mena teo e! hin hin hin hin ka jereo ary kou !! alefa daholo izao fanaovana coup d'etat rehetra izao fa mitsefotra daholo nefa efa ireo milaza fa mpivavaka be fjkm mitsy no mitantana azy niaraka tam FIGN !! ka naninona nalain'Andriamanitra baraka be hatram FJKM?? tsy hita ze fandehany ! ka Mpanohitra ay kou !! ozy ny baiboly hoe" Manajà izay mitondra anareo"
4. gassmilay ( 10/06/2010 14:33)

! ka naninona nalain'Andriamanitra baraka be hatram FJKM?? tsy hita ze fandehany ! ka Mpanohitra ay kou !! ozy ny baiboly hoe" Manajà izay mitondra anareo"

vary amin'anana be ny resakao ndrematoa, naninona no tsisy fanajana ny dada R8 raha izany, aza manao tari-dositra fa valio tsara ny fanontaniana
5. terrywui ( 10/06/2010 14:36)
najaina tsara izy tao anatin'ny FITO TAONA kah !!...fa refa itan'ny pokna oe manao folaitra be de naongan'ny vahoaka amizay i dada !!! norma be zay !!! misy fetrany ny fandeferana !! FITO taona ngarangidiny !
6. gassmilay ( 10/06/2010 14:40)
ié ka izay indrindra no tsy hanajaina ny misy @ izao fotoana izao satrai dieny teny ambohalohany dia folaitra no nitranga, zohiko ny raisonnementnao dia izay izany no tokony atao sa ahoana?sao kosa dia absurde?
7. gassmilay ( 10/06/2010 14:40)
ié ka izay indrindra no tsy hanajaina ny misy @ izao fotoana izao satrai dieny teny ambohalohany dia folaitra no nitranga, zohiko ny raisonnementnao dia izay izany no tokony atao sa ahoana?sao kosa dia absurde?
8. terrywui ( 10/06/2010 14:43)
Gassmilay ====vao tsy ampy heritaona ve defa ho tsarain'ingah sahady lee...tsy mety kosa zany e!! mba alao kou ary mba fito taona otran an'ny sasany de ho hita eo oe niakatra ve harikarena faobe sa tsia !!...
9. gassmilay ( 10/06/2010 14:58)
Afaka ny hitondra daholo ny olom-pirenena mahafehy ny hilatsaka ho fidiana , tsy izany moa ve? fa raha natao fitsapan-kevi-bahoaka na nety na tsy nety ny teo aloha fa tsy natao @ alalan'ny basy ve tsy nety kokoa?, tadidio fa nanolotra izany soso-kevitra izany i Ravalomanana siangy tsy nisy nanaiky , aza adino koa fa i Pr Zafy anie ka efa tratran'ny empéchement dia niala , izay no laàlana mifehy koa na iza na iza dia lalà-panorenana no mitondra antsika, raha hita fa tsy tiam-bahoaka i Rvalomanana dia niala , ny mifanohitra @ izay kosa angamba dia tsy mety ary tsy maintsy nasorina, sa ahoana hoy ianao
10. hery ( 10/06/2010 15:15)
Rehefa hita fa tsy mamely ety amboalohany dia faizina fa tsy hiandry 7 taona akory. Avela hampijaly vahoaka mandritra ny 7 taona koa ve? Avela hihinana mandritra ny 7 taona ve?

Non
11. Noue ( 10/06/2010 15:37)

terrywui:
..aleo ho eo alou ze efa napetrak'Andriamanitra eo fa matoa izy activé teo de Izy mihitsy zay no nanendry azy satria nisy zavatra tsy nety tao!!..
Tapaka ny tsinaiko mamaky an'ity ry wiwi aaa ! fa Andriamanitra iza aloha no nametraka an'iza teo eee ??? Aza mba manonontona ny anaran'Andriamanitra @ tsisy antony leisy aaa ! Sa possible ve zany oe napetrany teo radom hanao coup d'état?? grave zany klet'ieeee
12. saosibe ( 10/06/2010 15:50)
ny momba an'i fitondran'i dada anie dia tsotra e ,Aandriamanitra no nanomeha fa i balita(i dada ) no tsy hambinina ,aleo ho entinay aloha ny baolina dia manaraha fotsiny
13. terrywui ( 10/06/2010 19:36)
hoy hery :

Rehefa hita fa tsy mamely ety amboalohany dia faizina fa tsy hiandry 7 taona akory. Avela hampijaly vahoaka mandritra ny 7 taona koa ve? Avela hihinana mandritra ny 7 taona ve?



f'angah r'ingahroa mbola nisy porofo nahitana fa tsy mamely le TGV vao heritaona tao anatin'ny fingana ve de hitsaràna azy sahady ?? ny an'ny dadanareo anie FITO taona ,sady izy ndray ary no nanafay e , nefa sady tsy mamely !! ka refa hitanao fa nihinana ny TGV de faizo esory fa tsy vao manomboka tsisy ninoninnn de oe tsy mamely ety amboalohany ! en plus ny vola mba tokony hiasàna lasan'i dada daholo !!!!nitady porofo i hery atsy ambany atsy !!!tsy hitan'ingah angaha le tribunal momba an'izay tamn roa taona sa tam heritaona iny fa 3milliards d'ariary no norobainy tam fanjakana !.....
14. pikatti ( 11/06/2010 12:43)

Sa possible ve zany oe napetrany teo radom hanao coup d'état?? grave zany klet'ieeee

Ka ilay Andriamanitra voalazany angamba le demony fa andriamanitra betsaka , anarana commun io tsinona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.2602