vavy kely !!!
21. hery
(
15/06/2010 21:20)
Misy koa milaza fa raha kely aizana (mifanarakaraka be) ny fiterahana dia tsy maintsy samihafa hatrany ny sexe ireo zaza teraka mifanesisesy be ireo
Io aloha tsy marina foana satria izahay izao herintaona ny elanelan'ny maro aminay kanefa dia 5 lahy be izao nifanesy.
novalian'i vahiny2004 ny 19/06/2010 21:13
23. hery
(
15/06/2010 21:27)
Rabainina anefa miaramila. Ka sao dia mifanohitra ary ilay izy.
Teo amin'ny tanàna nisy anay koa mantsy, miaramila koa ilay rangahy fa kelikely, ny vadiny kosa glady matanjaka be mihitsy, dia vavy daholo ny zanany 5 voalohany fa ny iray farany no lahy. Nifanohitra sy nifaninana taminay mihitsy ry zareo.

24. Ratoa
(
16/06/2010 00:41)
tsy ny tanjaka ara batana ilay izy ra hery an! tsy hery physique fa traikefan'ny ovule sy ny spermatozoïde satria ireo dia samy aina mandehandeha ary mety marefo na miridiridy be.
Marina aloha fa misy fiatraikany amin'ireo ny toe-pahasalamana sy ny fahavitrihina amin'ny akaponey.
Zavatra vao porofo ara tsiansa no avaliko anao fa tsy ny hevitro akory. Jereo hoy aho ny asan'i Dr Paul Radaody Ralarosy izay gynécologue (efa maty) sy mpikaroka (chercheur) ara pahasalamana.
izaho tsy gynéco ka tsy haiko ny manazava azy tsara no kamo koa aho hikaroka.
Tadiavo ilay boky na fara faharatsiny, ilay article scientifique momba izay fa tsy ho sarotra akory satria miresaka betsaka ny asany ny internet.

25. soanja
(
16/06/2010 02:06)
Marina fa efa betsaka tokoa ny fikarohana saingy satria noho ny mahasamihafa ny tenan'olombelona dia tsy ho voatery hipaika amin'ny izay tadiavina tokoa raha io resaka fitaovam-pananahan-jaza io.
Raha nianatra tao ambany fitondran'ny profesora Ratsimamanga aho dia izy dia tena nanoro mihitsy ny sakafo ilaina ho hanina mandritra ny enimbolana voalohany hanamboarana ny zaza ka hatramin'ny fotoana hipetrahany ao, ny otra tokony atao. Ary ireo tokony atao rehetra eo ampanaovana ilay zaza sy fahatanjahana samihafa. Saingy dia hilaza aho fa mbola tsato-piso avokoa izany satria betsaka no nanaraka izany sy nampihatra fa ambany ny % tanteraka.
Isika olombelona dia mahaliana tokoa fa samihafa ka io dia mbola anjara sy lahatra avokoa aloha. Mahereza anefa izay te hanandrana.

28. AndriambyII
(
02/07/2010 13:25)
Ary ilay resaka abblation numerique xx xy ve tsy mitombina ?? genostatistique ?