ireo misy lien !...mba azon'i hery jerena ao amin'ny SOBIKA ve ireo azafady !!..valin'ny le resakao atsy ambany hoe 'mivarotra tanindrazana "

21. bekiraro ( 04/06/2010 10:18)
MANDEHANA MANDEHA ANY FA TSY MILA OLO MAVOZO
22. xxx3 ( 04/06/2010 15:15)
ialahy ry bain aza mandainga an ,misy namany izay mahafanatatra tsara an'ialahy fa ialahy ,gasy vao tonga ialahy ,eto no mba fialambolin'ialahy indrindra mi insulte olona eto ,izay lesy fa antsoiko ihany ialahy ce soir ,izay bain an mahazotoa e
23. fijo ( 04/06/2010 21:30)
nareo lehiretsy de tena tssss
24. AndriambyII ( 05/06/2010 22:18)
Resaka inn mou lé izy alou ?
25. AndriambyII ( 06/06/2010 01:03)


azafady letsy Billy fa lasako kely vetivety ity kozinao ty fa misy ilako azy an !!......


VAROTRA TANINDRAZANA – HARENA AN-KIBON’NY TANY NATAO VARO-BOBA

Uranium, diamants, or, émeraude, rubis, nickel, cobalt, …….


Daewoo no niantombohan’ny olana ho an-Ravalomanana fa ny explorations kanadiana, sud-afrikanina, amerikanina sns tsy vitan'ny hoe tsy voalaza an-gazety any Madagascar fa mbola tsy voalazan’ny gazety any ivelany ihany koa. ..

Documents de rapports annuels-n’ireo sociétés izany hoe tsy hidiran’ny Hat ka tsy misy ahiana hisian’ny manipulation chiffre no ahitana ohatra fa hay misy an’izany :

--- Majescor izany mitana ny droit d'exploration de minéraux (or ) a 100% sur 4 proprietes (Besakoa : 56 km²; Daraina : 331 km²; Analalava : 38 km²; Ankaramy : 94 km²) ary 100% amin’ny resaka diamants sy uranium ohatra any amin’ny faritra Antsakabary district sofia(856 km²)

----Pencari Mining corporation izany mitazona propriétés mitotaly 3.2 millions d'hectares : volamena : Itea à Manandriana, Tsiroanomandidy, à Antanifotsy à Ejeda et à Fianarantsoa-Est ary ny mikasika ny uranium : Morondava, Betroka, Betafo, Fianarantsoa-Ouest, Ambatofotsy Soavinandriana

----- Sheritt international (Kanadianina, japonais )hisian’ny exploration de nickel (en developpement) an'isany goavana indrindra eto an'tany (10% production mondiale) nefa tsy ampy 45 millions de dollars ny haba azon’ny fanjakana isan-taona


---- . Tsy misy izay tsy mahalala raha mbola nandeha nijery ny faritr’Anosy iny fa niakatra Pan African Mining (uranium, diamants…) 1,5 millions d’hectares (antsirabe, dabolava,vavavato, vatovory, andramasina…).

---- Rio Tinto (QMM) Mody hoe ilménite fa ny tena tanjona dia ny diamants sy ny uranium. Samy mahafantatra daholo isika ny amin’ny désastre écologique aterakin’ny fandrobana ny nofon-tany , samy nahita daholo isika fa nanao barrage araki’ny hilany azy izy ka ireo tompon-tany no sahirana (tsy misy trondro intsony, sahirana amin’ny rano mamy sns). Hitantsika iany koa fa na dia nifanarahana aza ny hanamborany ny lalana sy hanomezany herim-baratra dia tsy nitàna ny fampanantenana ry zareonihoam-pampana ny vidim-piainana ka zary tsy misy gasy afaka maharaka ny vidim-piainana any raha tsy mpiasa ambonin’ny QMM. Contrat tsy nisy vola naloa « droit de mise en exploitation) , latsakin’ny 45 millions de dollars isan-taona no haba haloany amin’ny fanjakana.

- Americana Gold and Diamond Holdings izay mitazona ny Platinium Work inc (Ilakaka : saphir). Tsy misy mahafantatra ny mikasika ny contrat. Tsy misy vola ho an’ny firenena gasy io .

- Uramad (ALM & Forex) (anglisy sy kanadianina)/ mikatsaka ny uranium sy nahazo contrat varo-boba. Tsy misy vola ho an’ny firenena gasy

Ho an’ireo tia karokaroka dia jereo ohatra

PAS DE PUBLICITE DE SITES SUR SOBIKA SVPmajescor.com/fr/projects/other/madagascar.aspx.

PAS DE PUBLICITE DE SITES SUR SOBIKA SVPpencarimining.com/s/Madagascar.asp
PAS DE PUBLICITE DE SITES SUR SOBIKA SVPafricanqueenmines.com/props_mining.htm



REHEFA MISY FOTOANA HERY DIA JEREO IREO SITES IREO


Tsisy zavatra maimaipôna tsony @ zao ra wuikss , reefa maka dé mahaiza mamerina , zay fotsny !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0069