ireo misy lien !...mba azon'i hery jerena ao amin'ny SOBIKA ve ireo azafady !!..valin'ny le resakao atsy ambany hoe 'mivarotra tanindrazana "
1. terrywui
(
04/06/2010 09:04)
azafady letsy Billy fa lasako kely vetivety ity kozinao ty fa misy ilako azy an !!......
VAROTRA TANINDRAZANA – HARENA AN-KIBON’NY TANY NATAO VARO-BOBA
Uranium, diamants, or, émeraude, rubis, nickel, cobalt, …….
Daewoo no niantombohan’ny olana ho an-Ravalomanana fa ny explorations kanadiana, sud-afrikanina, amerikanina sns tsy vitan'ny hoe tsy voalaza an-gazety any Madagascar fa mbola tsy voalazan’ny gazety any ivelany ihany koa. ..
Documents de rapports annuels-n’ireo sociétés izany hoe tsy hidiran’ny Hat ka tsy misy ahiana hisian’ny manipulation chiffre no ahitana ohatra fa hay misy an’izany :
--- Majescor izany mitana ny droit d'exploration de minéraux (or ) a 100% sur 4 proprietes (Besakoa : 56 km²; Daraina : 331 km²; Analalava : 38 km²; Ankaramy : 94 km²) ary 100% amin’ny resaka diamants sy uranium ohatra any amin’ny faritra Antsakabary district sofia(856 km²)
----Pencari Mining corporation izany mitazona propriétés mitotaly 3.2 millions d'hectares : volamena : Itea à Manandriana, Tsiroanomandidy, à Antanifotsy à Ejeda et à Fianarantsoa-Est ary ny mikasika ny uranium : Morondava, Betroka, Betafo, Fianarantsoa-Ouest, Ambatofotsy Soavinandriana
----- Sheritt international (Kanadianina, japonais )hisian’ny exploration de nickel (en developpement) an'isany goavana indrindra eto an'tany (10% production mondiale) nefa tsy ampy 45 millions de dollars ny haba azon’ny fanjakana isan-taona
---- . Tsy misy izay tsy mahalala raha mbola nandeha nijery ny faritr’Anosy iny fa niakatra Pan African Mining (uranium, diamants…) 1,5 millions d’hectares (antsirabe, dabolava,vavavato, vatovory, andramasina…).
---- Rio Tinto (QMM) Mody hoe ilménite fa ny tena tanjona dia ny diamants sy ny uranium. Samy mahafantatra daholo isika ny amin’ny désastre écologique aterakin’ny fandrobana ny nofon-tany , samy nahita daholo isika fa nanao barrage araki’ny hilany azy izy ka ireo tompon-tany no sahirana (tsy misy trondro intsony, sahirana amin’ny rano mamy sns). Hitantsika iany koa fa na dia nifanarahana aza ny hanamborany ny lalana sy hanomezany herim-baratra dia tsy nitàna ny fampanantenana ry zareonihoam-pampana ny vidim-piainana ka zary tsy misy gasy afaka maharaka ny vidim-piainana any raha tsy mpiasa ambonin’ny QMM. Contrat tsy nisy vola naloa « droit de mise en exploitation) , latsakin’ny 45 millions de dollars isan-taona no haba haloany amin’ny fanjakana.
- Americana Gold and Diamond Holdings izay mitazona ny Platinium Work inc (Ilakaka : saphir). Tsy misy mahafantatra ny mikasika ny contrat. Tsy misy vola ho an’ny firenena gasy io .
- Uramad (ALM & Forex) (anglisy sy kanadianina)/ mikatsaka ny uranium sy nahazo contrat varo-boba. Tsy misy vola ho an’ny firenena gasy
Ho an’ireo tia karokaroka dia jereo ohatra
PAS DE PUBLICITE DE SITES SUR SOBIKA SVPmajescor.com/fr/projects/other/madagascar.aspx.
PAS DE PUBLICITE DE SITES SUR SOBIKA SVPpencarimining.com/s/Madagascar.asp
PAS DE PUBLICITE DE SITES SUR SOBIKA SVPafricanqueenmines.com/props_mining.htm
REHEFA MISY FOTOANA HERY DIA JEREO IREO SITES IREO

novalian'i AndriambyII ny 06/06/2010 01:03
2. bekiraro
(
04/06/2010 09:34)
Ahoana tsy valin'ialahy ny fanontaniko raha tena milay ialahy e, omeo ahy ny adiresy hanaovana fotoana dia izay fotsiny ,tsy mila olo vantara,jerevako tsara araha mazana ialahy , zanaka miaramila e ouaiouay e, PA e, , tsy raharahiko izany ialahy sy izaho izao raha favy ialahy ! aiza tiako mba ho hita, karakory hagnano sa tsy hagnano raha !!!olo mavozo
3. bekiraro

4. terrywui
(
04/06/2010 09:43)
aza tabainlah alou ra ZAMA91 i Hery fa mbola mikozy amiko lery fa lasa malaina lery mamaly a!!..tsy maita avaly anah anie hery io no mampiodikodina azy io de korotanlah ndray !....efa oe ho avy any amlah any zahay sy rapika fa malalaka ve elah rahapitso !...?
5. bekiraro
(
04/06/2010 09:47)
Aza mifezaka leity raha tena favy ialahy a, aiza iazy fandrahonana nataon'ialahy anay teto no resabe fotsiny miandry e, alefaso fa favy ialahy
6. bekiraro

7. bekiraro

9. terrywui
(
04/06/2010 09:51)
30rue jean jaures st denis la plaine à coté metro porte de paris letsy a!....de mitenena mialoha elah refa akaiky hanomanana sakafo maivana !....misotro J&B ve elah ? akako iray elah raha hamely kely !...teneno rapika fa libre koa lery rapitso ..
12. terrywui
(
04/06/2010 10:04)
aoka alou e aza mbola mande elaj rabatista a!....aona alou ? avina elah no ho avy le hakaty hanaomanana kaly anie e! ....elah ve ho jerena fotsiny zany raha tonga ato amiko !!...
15. terrywui
(
04/06/2010 10:12)
za zao no mahafantatra anlah tsara fa elah sur fa tsy ahafantyatra ahy fa tongava elah de lazao refa ho avy de za no mitsena anlah !...eo amin portes de paris fa tsisy sariko anie letsy rabatista ireny hitanlah ireny e!...tsy manisy ny tena sariko zany ah !...fikany sy Rapika hatram voalo izay !..fa za no mahalala anlah tsar de antoniko elah refa koboko eo ! d'acc ?? zay e!....
16. terrywui

17. bekiraro
(
04/06/2010 10:13)
LAZAO FOTSINY IZAY MAMPALALAKA DIA HO AVY ANY AHO ARY HO HITAN'IALAHY FA BANDY NY ATY
18. bekiraro
(
04/06/2010 10:13)
LAZAO FOTSINY IZAY MAMPALALAKA DIA HO AVY ANY AHO ARY HO HITAN'IALAHY FA BANDY NY ATY
19. terrywui
(
04/06/2010 10:17)
bye letsy elah ry akama fa handeha hikandra kely ah fa tapaka tsinay mitsy ah mikozy amlah otran zazakely ty le !!...kozy e...zao letsy lasa rahery tokony hiresaka amiko teo fa notabainlah le......a+ letsy ra ZAMA91 a