hasarotampiaro diso tafahoatra , maladie ve sa ????
21. vale
(
13/07/2010 11:56)
tena manana problème de confiance izy, na @ tenany, na avy @ attituden'ilay partenaire-ny.
trop b ko zany, mdrrr. Olona misy pb ngamba zany
23. MitovyB
(
02/06/2011 19:17)
Band sarimbavy zany band manaiky ataona vevavy anzany, tadidio tsara fa ny ol anie tsy oe vo mifankahita androany D mifanambady androany e!, fa tsy maintsy misy temps imfampijerena toetra ao,D miresaha oe maatezitra anao ny ataonla na maatezitra anao ny ataon' vavy fa tsy refa ao an-trano vo mametraka fitsipika toy izany,nisy sipa zay nanao toy izany tamiko satria za tia feonalaB mintsy D ra vo mandefa feonala za ao antrano D tezitra izy D hoy za oe za tsy mijery zvt tsy mafinaritra zany fa ovay ny toetsaina D toy zany koa io ny toetsain' ny vavy no tkn miova fa tsy band no atao toy izany!
24. siga_soa
(
15/08/2011 11:00)
N'iza n'iza samy saro-piaro amin'ilay olon-tiany fa arakaraky ny olona io. Mila mahay mandrefy tsara io fahasarontam-piaro io ny tsirairay mba ahafahana mianina tsara. Marina ny voalaza teo fa mila mifampiresaka fa matetika ilay tsy fisian'ny firesahana no miteraka zava-dratsy @ fahasarotam-piaro. Mila mifampatoky koa, ary koa izay no ilaina ilay hoe mahafantatra ny iray ny iray vao mivady fa tsy vao nifankahita dia mivady. Matetika koa mahina @ zavatra ataony ilay saro-piaro satria heveriny fa toy ny ataony no ataon'ny vadiny, ka koa efa nataony taloha. Ny fanafodiny dia ny fifampiresahana ihany.
25. labouche
(
26/01/2012 10:26)
Ny ahy ndray contraire nzay tsy sipa no saropiaro fa le bandy?fa makamo be
1- tsy mahazo miresaka @namana lehilahy
2- tsy mahazo miresaka lehilahy refa miarak@miny:OH:mba tsara kosa ny lobaka anaovaniny bandy iny a!fatonga dia mahazo taimbava oe ndana manarakazy sady atosiny makany ianao
3- Tsy maintsy mifampitantana eny andalana faratsy zany gidrabe
4- savaina foana ny phone nefa ny azy ampiany code le phone
5- refa sendra tsy tafaraka de atsoina fona anotaniana oe tonga de mody fatsy mivilivily lalana,lozana mapiarakany ndray,itako enao io fa manao @bandy hafa
6- fa ity no tena loza refa miantso katsy raisina:tonga dia taimbava rano fotsiny;mivoaka daolo ny tantara rehetra tany aloha tany;atraminy sipanao.namana.TOUT E!
FA RATSY LE SAROPIARO E!ISAORAKO ANILAY AO AMBONY FATSY OTRANZANY NY FIAINAKO
TSITA ZE ANOVANAZY FA ARAHINA @ZAY TIANY IZY;TENA ARETINA LE IZY RAHA NY FIJERIKO AZY