Hikiribiby foana hiroso @ unilateralisme
1. Bazilou
(
24/05/2010 09:07)
Miady na hanao fitsapan-kevi-bahoaka na fifidianana lezisilativa ny HAT @ izao fotoana izao
Ny zavatra nandraisany lesona anefa hatramin'izao dia tsy ahazo ny reconnaissance akory izy fa lany vola fotsiny , sady mamitaka foana ny vahoaka
Ka aza mitomany hotran'ireny jeneraly sy kolonely lany lainga ireny rehefa tsy tafa
Iza indray izao no jeneraly hitomany manaraka eo !!!iza???
Aiza ary izany sefon'ny foloalindahy misitri-belona izany e??? izany ve no no prezidà :twisted: :twisted: :twisted:
Aza dia laniana @ ranomaso any ambadibadika any ny ranomasom-PATY e

novalian'i Bazilou ny 25/05/2010 17:00
2. Scofield007
(
24/05/2010 09:16)
CHAQUE FOIS QUE LES MEMBRES DE LA HAT VERSENT DES LARMES, C'EST QU'ILS SONT SUR D'AVOIR ETE RESPONSABLES DANS LES EVENEMENTS SUIVANTS.
LE 07 FEVRIER 2009 : TGV PLEURAIT DANS SON PETIT COIN EN ATTAQUANT AMBOTSIROHITRA
LE 20 MAI 2010 : LYLISON PLEURAIT , ZAFERA PLEURAIT APRES AVOIR COMMIS L'IRREPARABLE.
=)) =)) =))
LE 07 FEVRIER 2009 : TGV PLEURAIT DANS SON PETIT COIN EN ATTAQUANT AMBOTSIROHITRA
LE 20 MAI 2010 : LYLISON PLEURAIT , ZAFERA PLEURAIT APRES AVOIR COMMIS L'IRREPARABLE.
=)) =)) =))
3. Bazilou
(
24/05/2010 09:24)
Fananam-pirenena sy fananam-bahoaka firifiry moa izay no nodorann'ny TGV sy ny forongony hatramin'izay , ary firy t@ ireo vahoaka tsy nanan-tsiny no nataony sorona, sy novonoiny mba hanantsoina azy fotsiny hoe prez de foza????
http://www.youtube.com/watch?v=ymC7VaryuEk
http://www.youtube.com/watch?v=ymC7VaryuEk
4. ramosekely
(
24/05/2010 10:08)
milay le video e ,ka te hipetraka eo @ plasin'ireo HAT sy ny akolitany ireo aho,ataony ahoana marina moa no hanaiky an'i satan'i maputo sy acte additionel addis abeba fa tsy sucide politika ho azy,aleony izy ihany no mikarakara fifidianana ,ka na ra wiwi sy bazylou aza ve tsy ho lany kosa kle liste tgv
5. terrysaina
(
24/05/2010 11:09)
les 3 freres izao hilatsa ary sur fa ho lany ry lerony ,vahoaka be efa presque 2millions be izao ve no nanaohana an'i rajoelina sur 5millions ao tanananrive ,grande agglomeration en afrika dia tsy ho lany ireo e
hon hon hon hon hon
hon hon hon hon hon
6. tsimendrika
(
24/05/2010 11:45)
Bazilou:
Miady na hanao fitsapan-kevi-bahoaka na fifidianana lezisilativa ny HAT @ izao fotoana izao
Ny zavatra nandraisany lesona anefa hatramin'izao dia tsy ahazo ny reconnaissance akory izy fa lany vola fotsiny , sady mamitaka foana ny vahoaka
Ka aza mitomany hotran'ireny jeneraly sy kolonely lany lainga ireny rehefa tsy tafa
Iza indray izao no jeneraly hitomany manaraka eo !!!iza???
Aiza ary izany sefon'ny foloalindahy misitri-belona izany e??? izany ve no no prezidà :twisted: :twisted: :twisted:
Aza dia laniana @ ranomaso any ambadibadika any ny ranomasom-PATY e
Bazilou,
Marina ny anao fa nyy fanapahan-kevitra mandeha irery (unilateralisme) dia tena efa tsy nety ary tsy hety mihintsy amin'izao toe-draharaha izao. Na izany aza isaorana Andriamatoa Andry RAJOELINA nanao ireny soson-kevitra ireny... Enga anie mba ho tena finiavana te-hamaha olana tokoa fa tsy sanatria te-hitondra ny lohany fotsiny izy. Raha ity farany ity no marina Andriamatoa Filohan'ny HAT, dia tena miangavy anao handinika lalina ary hiverina amin'ny fanapahan-kevitrao, fa vao mainka ho sarotra ny raharaha.
Faharoa, miangavy anao ihany koa hampiseho ho modely amin'ny fampiraisam-pirenena sy fampihavanana, satria anisan'ny TOETRA tsara tokony ananan'ny MPITARIKA toa anao izany. Aoka ho adino ny lasa rehetra, satria raha ireny lasa ireny no hanamelohana an'izatsy na izaroa dia tsarovy fa hanahirana ihany. Samy nanao fahadisoana bevava avokoa ny andaniny sy ny ankilany koa aoka hifamela fa tsy sanatria ailika amin'ny ilany ihany ny rihitra (fahadisoana). Tsy te-hanadihady lalina aho, satria tsy fotoanany intsony izao, saingy raha atao izany dia hibaribary eo fa samy tompon'andraikitra ny rehetra (amin'ny saina tsy miangatra). FA amiko ny FIFAMELANA re no aoka hirosoana;
Farany, raha mety Andriamatoa Filohan'ny HAT, dia ataovy izay ifanarahana amin'ny Fikambanambe iraisam-pirenena, fa ny tsy fiverenanao midinika ihany koa dia manasaro-javatra maro. Tsy afaka miala amin'ny fankatoavana omen'ny Firaisambem-pirenena io isika raha hatreto aloha.
Koa alao ambony alao ambany Ry Ray amandreny hajaina.
Misaotra antsika rehetra.
ILAY TSY MENDRIKA
7. milamm
(
24/05/2010 12:01)
ho avy @zay ny pressure int.amnesty,parlement european,bekintana fa tsy resaka
fotsiny mahandrasa dia iarahahita...
fotsiny mahandrasa dia iarahahita...
8. amlewii
(
24/05/2010 14:50)
Na izany aza isaorana Andriamatoa Andry RAJOELINA nanao ireny soson-kevitra ireny...
inn indray ity ry Tsy mendrika, mody maty an, efa kobonay ilay fika mampandry andrisa ééé hi hi hi hon hon hon ... ao ambany ao izao efa misy manome tsiny ny mpiandry vavahady, ary hitako efa tezitra mafy mihintsy ary satria toa ohatrany ni-pactise avec le diable ka tsy maintsy handray ny valin\'ny nataony;
Faharoa, miangavy anao ihany koa hampiseho ho modely amin\'ny fampiraisam-pirenena sy fampihavanana, satria anisan\'ny TOETRA tsara tokony ananan\'ny MPITARIKA toa anao izany.
Ka io fampihavanam-pirenena io dia tokony efa natao t@ 2002 ary tsy nitsahatra nangataka an\'izany moa i Professeur Babakool fa toa tsy nihaino mihintsy ny FAHAVALO ny M(P)ANANA hi hi hi hon hon hon...
Aoka ho adino ny lasa rehetra, satria raha ireny lasa ireny no hanamelohana an\'izatsy na izaroa dia tsarovy fa hanahirana ihany.
D ahoana izany hofongorona any ampasana ve ny rahalahin\'ilay Jamba d avela handevina anazy izy sa tsy avela mody any dago handevina ny rahalahiny izy fa avela ao @ ilay somptueuse villa Madrid ao Neuilly Sa Mère ao.
Samy nanao fahadisoana bevava avokoa ny andaniny sy ny ankilany koa aoka hifamela fa tsy sanatria ailika amin\'ny ilany ihany ny rihitra (fahadisoana).
D ahoana ny atao fa ny Filohan\'ny MDM zao noho ny tsy famelana anazy nilatsaka t@ fifidianana t@ alalan\'ny fanidina ny habakabak\'i Madagsikara d lasa sola mihintsy noho ny fahoriana niainany nadritra ny sesin-tany nahazo azy...
Tsy te-hanadihady lalina aho, satria tsy fotoanany intsony izao, saingy raha atao izany dia hibaribary eo fa samy tompon\'andraikitra ny rehetra (amin\'ny saina tsy miangatra). FA amiko ny FIFAMELANA re no aoka hirosoana;
D ahoana fa ny FAHAVALO ny M(P)ANANA aza efa nangataka fanadihadiana iraisam-pirenena @ raharaha 07 fevrier 2009
Farany, raha mety Andriamatoa Filohan\'ny HAT,
Fa angaha tsy filohan\'ny FATY araka ny filazanareo antitra miverintsaina GTT indray ny MAHERINAY Andry Rajoelina fa efa nahazo ANDRIAMATOA.
Hamaranako azy dia tsotra, TSY LANY OLOMANGA i Madagasikara, Efa nanambara iny ny MAHERINAY Andry Rajoelina Fa tsy hilatsaka hofidiana @ fitantanana ny repoblika faha efatra, Mazava izany hatreto fa NY ANTONY NITARIHANY NY TOLONA T@ 2009 D HANDRAVA NY JADONA SY NY TERITERY INDRINDRA MOA NY FIKASANA NATAON\'NY FAHAVALO NY M(P)ANANA ARY MPAMORITRA NY MAHANTRA (Ravalomanana) ny FIKASAN\'ITY FARANY ITY HANDRAVA NY INJET NO NAHATONGA AN\'i Andry Nirina Rajoelina nitarika ny tolona FA TSY FITIAVAN-TSEZA. Noho izany dia efa nanao be teo na ny Jamba na ny Bado na Mpivarodronono ary efa samy nalohan\'ny vahoaka, ka aleo mba olom-baovao sy tanora amin\'izay no hitondra ny firenena fa TSY LANY OLOMANGA ITY MADAGASIKARA ITY. HO TANTERAKA ANIE NY SITRAPON\'ANDRIAMANITRA. MAMIKO LOATRA I MADAGASIKARA. MASINA NY TANINDRAZANA.
9. tsimendrika
(
24/05/2010 15:21)
amlewi,
Misaotra anao indrindra tamin'ny valinteny nataonao. Raha miteny ireny aho dia milaza amin'ny fo tsotra ny fijeriko ny raharaha amin'izao fotoana izao. Angamba tsy hanome tsiny ahy amin'izany ianao. Ianao koa manana ny fomba fijerinao, ary dia manaja izany koa aho.
Raha nanao ireny aho dia mba te-haneho etoana hoe : aleo isika rehetra hifanantona sy hijery ny fomba fahitana ny toe-draharaha, izay iarahantsika rehetra mamaha. Ny tiako ambara dia izao : avelao hijanona any ny fomba fijery tsy mitovy, fa ny itoviana no imasoana. Ohatra : ny itoviantsika dia ny hivoahana amin'izao olana izao. Mino aho fa marina izany. Ny fifamaliana sy fifanaratsiana dia aleo ho any ambadika any amin'izay. Raha manaiky izany isika rehetra dia handeha io.
Mety hihevitra ianao hoe : mitongilana amin'izatsy na izaroa tokoa aho, kanefa fomba fijery ihany ny ahy iny, ary mino aho fa tsy dia hanafintohina anao izany. Mbola afaka miresaka tsara foana isika.
Ny fahitako azy mantsy raha samy mihizingizina amin'ny heviny eo ny andaniny roa dia tonga amin'ilay fitenenana hoe : hihenjan-droa hatrany ny tady, dia tsy ho hay ny hiafarany... Fa... raha manaiky hifampiresaka amin'ny fo tony kosa isika, eny... fa na amin'ity DINIKA ity ihany aza dia inoako fa hisy zavatra azontsika raisina aoriana kely, ary tsy ho ela izany.
Ankoatra izany, hitako sy tsapako amin'izao dinika izao, fa tena samy manana ny maha-izy azy avokoa ireo mpomba ny andaniny sy ny ankilany. Ka raha ireo fahiratan-tsainantsika ireo no ampiasaintsika miaraka dia ho voavaha malaky izany.
Ka hoy aho hoe : "AOKA TSY FAHASAMIHAFANA NO JERENA SY IFOTORANA, FA NY FIFAMENOANTSIKA MIANAKAVY".
Samy manana ny maha-izy azy ny olona tsirairay, fa tsy misy ny olona tsy misy fotony izany (fahitako azy io an !).
NY HEVITRY NY MARO MAHATAKA-DAVITRA
NY AKANGA MARO TSY VAKIN'AMBOA
Koa aleo ny hevitra tsara avy amintsika no iaraha-mitrandraka re e.
Sa ahoana hoy isika ? ?
Dia mirary soa aby.
Ny havanareo, ILAY TSY MENDRIKA

10. terrywui
(
24/05/2010 15:38)
Ny tena mandreraka be amle MPANOHITRA hoa de le fivoizany mafy sy tsy ampihambahambana intsony ny resaka RACE ao aminy ao !!!! ary zay mitsy no tsy maharesy lahatra anay hiditra ao aminio Antoko io!!! rehefa Tanindrana ao na maintimainty de alikaindry lerony sy ataony ambany mihitsy !!! defa milaza anefa aho fa tsy ho tafavoaka aminio lalana izoranareo io nareo ry mpanohitra a!! raha vao io resaka razana ;, foko , fihaviana , lokontarehy sy fiheboheboana ,miseho milay io no entinareo!!!!!
--- ahita ny anganonareo foana nareo fa eto anie isika e!!! ovay mihitsy aloha le toetsaina !!! anareo MPANOHITRA ato amin serasera.org no manaova fitaratra mitarika azy voalo de angamba mety hiova ihany io loha ratsy io!!!..... :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:

11. tsimendrika
(
24/05/2010 16:09)
Fa izao ry namana isany,
Lazaiko hoe namana eto dia isika rehetra miditra ato anatin'ity Dinika ity, na mpomba an'iza, na mpomba an'iza. Tsarovy tsara fa Malagasy RAY, Malagasy RENY isika ireo, Rà Malagasy no mikoriana ao anatintsika ao. Tsy hiadian-kevitra izany.
Ny tiako ambara dia izao :
Voalohany indrindra, tsy azo vakivakiana izany isika, na mainty na fotsy, na tanindrana, na ambaniandro, sns... Malagasy izaho sy ianao io... Ary dia mbola miaina ato anatin'ity Nosy malalantsika ity. Reharehantsika izany. Koa 'Ndao re halavirina im-7 mandifotra olona izany fanavakavahana izany e (Raha sanatria mbola misy mitady hivoy) ;
Faharoa manaraka izany, miangavy aho, raha mety, tsy hifanimbazimba na hifamingavinga, indrindra amin'ny fiantsoana anarana. Isika mantsy fatra-panaja ny RAY AMANDRENY, koa maninona raha hamafisina hatrany izany. Ohatra : Radomelina, fa maninona no ataontsika izany izy. Tsy mitovy fijery amintsika izy fa ny anarany kosa tokony apetraka amin'ny tokony ho izy. Izany no nanaovako azy hoe ANDRIAMATO ry amlewi fa tsy inona akory. Faharoa, misy milaza hoe : Profesora Babakoo, Ray amandreny iny, ary efa Filoham-pirenena teto amintsika, amiko dia mbola mendrika azy ny antsoina hoe Filoha, Jamba, R8, sns... Deraina isika Malagasy amin'ny fanajàna olona, koa tsy mety ve raha mba apetraka izany fanajàna izany. Ny Gal ZAFERA, dia Ray amandreny, raha jerentsika, dia apetraka amin'ny maha-Ray amandreny azy, sns...
Hevitra ihany ny ahy ry Namana hajaina, raha tsy mety amintsika, ny hevitro ariana fa tsy izaho.
Misaotra indrindra àry.

12. pikatti
(
24/05/2010 16:09)
ovay mihitsy aloha le toetsaina !!
Koa raha ny miseho ho prezy aza leisy no manom" ohatra hotran'ireny dia inona intsony ..........hafa no lazainy dia hafa no ataony
13. ouioui
(
24/05/2010 16:09)
Ny tena mandreraka be amle MPANOHITRA hoa de le fivoizany mafy sy tsy ampihambahambana intsony ny resaka RACE ao aminy ao:idea: :idea: :idea: :?: :?:
14. rijadolly
(
24/05/2010 17:23)
TSIMENDRIKA A! efa zavatra nahiako io valitenin' Amlewii io. se anie fantatro ry Tsimendrika fa mahita ny tsy fetezany e! fa ny mpomba ny azy kosa mahita fa mande tsara izao fandehan' Firenentsika izao e! Voafehiny tsara ny mpanakorotana aminy. Dia ho reraka isika ny hiantso ny fifamelana eto raha tsy mahatsapa sy mandresy lahatra fa tsy mande anie izao raharaha eto MADA izao e! Raha vao mipetra amin' izay toerana izay anefa isika izay mihezaka ny hampifanaraka sy hitondra ny raharaha an- databatra boribory dia hevitra hafa haviatrany ny ao an- tsain' sasany, inona hoy se: Ny hanala ny Maheriny eo amin' toerana misy azy.
Ny hevitra hitako aloha mba hanantateraka ny zavatra kasain' se dia ny fametrahana fanotaniana hoe :
Mety ve izao zava- miseho eto Madagasikara izao?
Misy krizy ve eto Madagasikara sa tsy misy?
Mijaly ve ny vahoaka sa miaina tsara?
Ka raha mitovy ny fijery amin' ireo dia mety ilay Tanjotsika, fa raha tsy mitovy dia lasa Mpanohitra ho azy i Tsimendrika ohatran' io fitsaran' Terrywui ahy ao ambadika ao satria hanala izay efa mandeha tsara.

15. terrysaina
(
24/05/2010 17:46)
rijadahalo an,fa ialahy ve miporina tsy mahita fa milamina ny firenena e
izay ondry naniha 300 ve no lazaina fa vahoaka @ izay ireo sisa no manakorontana eto
tsy misy krizy izany eto voaloha tsara ny karaman'ny mpiasa
ny vahoaka mihaina tsara ,efa t@ androny dadalisany ireo no nijaly

16. amlewii
(
24/05/2010 18:03)
rijadolly:
TSIMENDRIKA A! efa zavatra nahiako io valitenin\' Amlewii io. Ny hanala ny Maheriny eo amin\' toerana misy azy.
Ny anay tsy mila halana izany fa mahalala miala satria rehefa tafapetraka ny repoblika fahaefatra dia miala ny MAHERINAY, efa nilaza izy fa tsy hilatsaka ary izany dia nentiny nanamafisana fa NY JADONA SY NY ANTSONJAY NATAO T@ MALAGASY ,ANISAN\'IZANY NY NAHAZO ANAZY MANOKANA? NO NAHATONGA AZY NANAO POLITIKA FA TSY FITIAVAN-TSEZA VELIVELY.
rijadolly:
Ny hevitra hitako aloha mba hanantateraka ny zavatra kasain\' se dia ny fametrahana fanotaniana hoe :
Mety ve izao zava- miseho eto Madagasikara izao?
Misy krizy ve eto Madagasikara sa tsy misy?
Mijaly ve ny vahoaka sa miaina tsara?
Ka raha mitovy ny fijery amin\' ireo dia mety ilay Tanjotsika, fa raha tsy mitovy dia lasa Mpanohitra ho azy i Tsimendrika ohatran\' io fitsaran\' Terrywui ahy ao ambadika ao satria hanala izay efa mandeha tsara.
izao fomba fijery izao dia manamafy ilay fomba fisainan\'i dada hory hava-manana rehefa tsy mitovy hevitra aminy dia fahavalony mba mandehana anie vakio izay nolazain\'i Ngahy Ambasadoro Niels Marquardt ééé.
Tany sy Vahoaka notahin\'Andriamanitra i Madagasikara sy Ny Malagasy ka na iza na iza mpanao ratsy sy tia tena ary mpandainga sy tsy mikatsaka hafa tsy ny harena ho azy sy ny fianakaviany dia tsy haharitra eo @ fitondrana izany no nahazo an\'Atoa Ravalomanana.
Tsy lany olomanga i Madagasikara ka aza lany andro mitsindroka ny efa nalohan\'ny vahoaka izay efa any anaty daban-joridira ééé!!!
Jereo fa ny Tovolahy Tanora sy Tomady TTT aza sahy milaza fa tsy mitady toerana ka tsy hilatsaka hofidiana ka maninn ny goaika antintra mbola mihazakazaka, ny antony dia tsotra NANDRAY NY VOLA BE NY AMERIKANINA SY NY MAURICIEN ARY NY ZOULOU T@ FAMPANANTENANA FA REHEFA TAFAVERINA EO @ TOERANA D TSY MISY OLANA INTSONY FA AMIDY TANTERAKA I MADAGASIKARA KA NY AMERIKANINA SY NY MAURICIEN ARY NY ZOULOU NO MPIVIDY. NY TSY FANTANY ANEFA DIA MANANA AN\'ANDRIAMANITRA HO MPIAHY AZY I MADAGASIKARA SY NY VAHOAKANY NOHO IZANY DIA TSY HOTANTERAKA NY FANIRIANDRATSINY. Ho tanteraka anie ny sitrapon\'Andriamanitra. Mamiko Loatra i Madagasikara. Masina ny Tanindrazana.
17. rijadolly
(
24/05/2010 18:21)
Io sahady ny porofo ry Tsimendrika, anajaran' se no mandinika, ho sarotra ny raharahatsika,
vao ao ambony ao koa se ry Tsimendrika no miteny hoe tokony hifanaja dia "rijadahalo" ny azoko =)) =)) =)) =)) saika hadinoko fa "miporina" koa =)) =)) =))
Hitan' se ry Tsimendrika, ny marina amin' olona sasany dia izay, tsy tokony hisy ady hevitra eto na iray aza, fa mandeha tsara ny raharaham- Pirenetsika.

18. terrysaina
(
24/05/2010 18:32)
mazava amin'ise tsara le izy izany ry rijadahalo,io gouvernement fa teraka dia mba mi souhaiter hoe bonne lisany haingana si non pan pan pan goaka ny voudinlisany an
19. rijadolly
(
24/05/2010 19:13)
Marina ny anareo fa Mandeha tsara ny fiainantsika ka!tsy misy mpanohitra izany eto, fa mpanohana daholo. Mahereza Terry fa andeha hiandry Omby aloa sao miverina any amin' tompony eo ireo omby azo androany ireo a! ok!
20. tsimendrika
(
25/05/2010 05:50)
Ho antsika jiaby,
Samy manana ny fijeriny tokoa ny rehetra, marina izany, satria ny itsitokotokoan'ny loha dia samy manana ny sainy.
Tsarovy koa anefa fa ny fomba fijery no tsy mitovy, fa ny zava-misy kosa dia tsy azo iadian-kevitra amin'izao fotoana izao, ary tsy azo hodian-tsy hita mihintsy.
Tsy haiko aloha, fa ny fahitako azy dia tena ao anatin'ny fijaliana ny Vahoaka madinika. Raha tsy hilaza fotsiny aho dia mba jereo tsara ange ny fiakaran'ny tsy an'asa e. Ary raha izao no mitohy dia tena hanahirana ny ho avintsika.
Koa mangataka mba samy hijery amin'ny saina TONY TSARA.
Tsy misy anjely eto ka tonga lafatra izany, fa misy foana ny tsininy. Ary ity tsininy ity no aoka fakafakaina tsara dia ho hitantsika eo.
Dia misaotra indrindra e.