Misaotra e,
Miverin-dalana ny miaramilam-poza vao nahita ny FIGN miaro ny vahoaka klé, ary efa be ihyany ny foza midaty hanary lamba ato zany klé :-D :-D
Aiza ialahy isany miseho favy reny e, ramarosokina, tgv, hypopo :-D :-D :-D
nahita jet ihany ve sa ahoana e, tsy afaka ao lisany aloha e
Fanombohany fotsiny tsy maintsy misy ny fanomboaham-piadiana na tsy tao ny bataille ny guerre mbola vrakriny e, kalamina fotsiny tsika mbola ao daholo ny vahoaka sy ny rasily betsaka efa tonga saina