ririnina marina ny andro le
1. bazylou
(
18/05/2010 20:12)
Raikitra daholo zao revin gadra rehetra izao. Maketsy tgv e , toa izao e handeha ho any harvard e.
Ny etsy indray d oe ny harvard tsy mila bado. Efa hitanareo ve oe mankaiza daholo zay promotion harvard ve??
Jereo fa ny orinasa sy ny firenena entin ireny olon ny harvard reny de maty oazy daholo.
Jereo sy diniho. Jereo ry USA trosa tsy tambo isaina,ny arabo emirr sy sortant harvard sy ry princetown aza nifafa ny kihony azon ny krizy.
Aleo mba samy hanao ze reviny e. Rehefa resy ianao dia akombony ny vava.
Gasy lany bala be wawawa fotsiny nandra velona.Io tsy maintsy manompo an I TGv io mandra pialany eo.
Raha hiaka izy.loooll
I ambroisenareo aza frantsay koooo. Andana anotanio lery oe maninona no tsy nariny ny
Nationalite frantsainy. Pauvre gasy beuurrkk.
Vive tGV io ihany no ady eo.

novalian'i milamm ny 20/05/2010 11:59
2. rasamy
(
18/05/2010 21:16)
dia efa betsaka marina no mitapy eto sisa no mba hanalany ny androny tohizo lesty bazy an
3. AndriambyII
(
18/05/2010 23:34)
Gasy ka manja lesy Bazylou an !! Na dia mahantra sy mitafy lambaoany aza ,milay foana ny fisainana gasy ,ny malagasy !! 8) 8) mbola hahatsapa izany ialahy rehefa tonga beantitra !!
4. tsimatimanota
(
19/05/2010 09:59)
rova, bypass, boulevards, rn, jardins,parcs, ppn,medicaments,vetements, agoa, citic, suprem, rnm, tvm, ...
5. vitalkamaoly
(
19/05/2010 11:27)
:@ :@ pfffff...mersi e tena tafavoakan'ialahy lesy rabazy le santiman -ko amin'le poah a. koff koff..azafady.. :@ izay ka lesy no tsy mampandeha an'ty masinina ity kle :@ :@ kof kof..pffff...
6. bazylou
(
19/05/2010 17:58)
lesy gasy ka manja maty noana ho azy le aza, tsss .
tsy mahavita ohatran'ny thailande akory raha kombaka fa miforitra daholo na ny maramila aza , beuuuurrk

7. Toumba
(
19/05/2010 21:34)
bazylou:
Raikitra daholo zao revin gadra rehetra izao. Maketsy tgv e , toa izao e handeha ho any harvard e.
Ny etsy indray d oe ny harvard tsy mila bado. Efa hitanareo ve oe mankaiza daholo zay promotion harvard ve??
Jereo fa ny orinasa sy ny firenena entin ireny olon ny harvard reny de maty oazy daholo.
Jereo sy diniho. Jereo ry USA trosa tsy tambo isaina,ny arabo emirr sy sortant harvard sy ry princetown aza nifafa ny kihony azon ny krizy.
Aleo mba samy hanao ze reviny e. Rehefa resy ianao dia akombony ny vava.
Gasy lany bala be wawawa fotsiny nandra velona.Io tsy maintsy manompo an I TGv io mandra pialany eo.
Raha hiaka izy.loooll
I ambroisenareo aza frantsay koooo. Andana anotanio lery oe maninona no tsy nariny ny
Nationalite frantsainy. Pauvre gasy beuurrkk.
Vive tGV io ihany no ady eo.
MIHETSIKA INDRAY ANGA NY ALZAIMERA INGAHA IO E
9. milamm
(
20/05/2010 11:59)
tsy alzheimer ihany toumba no mahazo an'i bazil just bcoz he's a cock innit !