OMAR Odon Marie Razanakolona (tokoa ve? )
1. ngahypasy
(
17/05/2010 12:17)
http://www.youtube.com/watch?v=Ej_C8213JtU
Manohana ny teninareo koa izahay , fa naninona tokoa no lasa moana ilay nolazaina fa RAD manoloana izao toe-javatra manjo ny ondriny izao ?? maninona tokoa raha mba noraisiny ny ondriny hiara-hidinika aminy??sa ve manambara izao fa ireny hoe nolazaina mpanelanelana ireny t@ izany fotoana izany dia manamarina tokoa fa fa tgv izy?? tsy izany mantsy fa nisy resaka efa nandeha teto ny momban'i OMAR fa tsy tadidiko ilay nandefa azy :idea:

novalian'i pikatti ny 18/05/2010 23:44
2. pikatti
(
17/05/2010 12:34)
Tsy mahagaga iny rapasy a, zavatra tsy hainy no nidikidirany tao zao lery mijinja ny nafafiny
4. ngahypasy
(
17/05/2010 12:56)
Ny filoha Ravalomanana no ho lany raha manohana sy manolotra kandidà avy ao @ antoko TGV ny presidà Rajoelina fa raha mbola te-hijanona eo kosa izy dia olona ivelan'ny antokony no tokony toloriny,
Izay no ambarako anareo
Bjr Maryline
Izay no ambarako anareo
Bjr Maryline
5. ravatorano
(
17/05/2010 13:36)
iza koa moa no olona azo tohanana ao amin'ny antoko TGV ?
izaho manokana dia tsy mahalala olona ao izany hoe tsy mbola nanao izany politika izany, ny mba fantatro dia misy ihany kay ireo olona efa taloha amin'ny polifika!Amiko tsy manana olona fantatry ny malagasy ny tgv ary raha hanohana olona hafa ingahy andry rajoelina dia ho sahirana tokoa satria iza amin' ireo izay nanohana azy teny amin'ny kianjan'ny 13 mai no ho tohanany !
tafiditra lalina ihany ingahirainy kouh !
aleo asina tsiky dia ampy e

6. nilex
(
17/05/2010 13:38)
Efa hatramin'ny voalohany anie no hita taratra fa manohana an'i TGV i Odon e,tsy mpanelanelana mihintsy izy fa hita ho nitongilana be tamin'ireny fotoana ireny ka nahamenatra tokoa fa ny tena nampangiana azy ankehitriny dia izao:ilay olona notohanana sy natosika toa tsy hita be ihany satria tsy malely sady indrindra toa manaonao foana no tena betsaka.Menatra I Odon razanakolona ka tsy hita izay ho tenenina,ilay teo aloha naratsina nela ilay natosika koa toa tsy nanova zavatra .Mahagaga ihany raha olona ambony sahala amin'ireny ve tsy mba afaka ny hamakafaka mialoha vao manao zavatra ,izahay olona tsotra aza efa nahita raha vao niandoha ireny fa tsy ho lasa lavitra io fitondrana io.
7. diloo
(
17/05/2010 16:25)
I monsaigneur au dos ie ve no dinihina eto?
Ntss, olona mpamadika an'i Jesoa iny.
Ilay rà sotroiny dia ny rà an'ireo natao sorona. Rehefa lavo ireo ondriny maty mitsilany, dia nangataka ny FIS izy hitsentritra ny rà ireo lavo.Dia nataon'ny FIS tao anatin'ny bokaly, ary rehefa tonga tao anatin'ny hefitranony, dia navadiny ny la croix. Niondrika teo anatrehan'ny 666 :twisted: izy, ary nisotro ny rà ireo voatifitra ny FIS sy ny CAPSAT.
Izany no mahatonga azy tsy miraharaha ny ondry izay tsy tonga sy tsy mandray sakramenta ankehintriny.
Tsy mijoro ho vavolombelon'i Jesoa intsony izy, fa kosa mijoro ho vavolombelon'ny FATY alevina mpamono ny tsy manan-tsiny.
Odon le sacrificateur.Ntssss

8. locl
(
17/05/2010 16:33)
Ny loza anie dia izao e! Ny eglizy Katôlika dia efa victime pédépholie ataon'ireo pretra au niveau mondial, ny antsika ao Dago indray dia nanao ny tsy fanao i Odon ka dia asa na hanaiky mora izao ny kristianina na akory fa raha izaho dia aleo manamafy ny eny andalambe.
Ho anareo mpiray fiangonana aminy Andry, mba asio kabary kely ao ampiangonana hoe hijerevana azy

9. dadax
(
18/05/2010 06:53)
fa in mo no mahagaga antsika am resaka politika eto am tanana e fa tsy mifandimby mifampiana-dratsy teto daolo v ireo efa teo reo? ka efa nisy mpitondra tena marina tanteraka v teto ary iza mo no nampiditra ny mpivavaka ho tafalatsaka lal am ty resaka politik ty nifandimby nanono ol nifandimby mameno paosy ka tokony tsy ho gaga isika rah izao no zavamisy fa rah nahay nitondra tena mlay ny teo aloh sy nanome lesona mlay momba ny atao hoe fitondrana d mlay koh ny manarak azy eo mba dinio ihany fa aza d faly hanenjika ny afa fotsny e
11. Mandefitra
(
18/05/2010 07:24)
dadax a, f'angaha tsy fiovana no dradraina? ka mba fiovana @ tsara fa tsy @ ratsy manjary simbasimba foana ny firenena. Kouny an!
12. diloo
(
18/05/2010 10:00)
Ny dinika eto anie ry dadax dia ny manoloana ny fampijaliana ny vahoaka, indrindra ny famonoana ny tsy manantsiny nataon'ny capsat , ny FIS, ny FIP sy ingahy ramarosokina e.
Izany hoe ny zava nitranga nandritra ny 16 volona 2009-2010: tsy fanajana ny zon'ombelona (sorona, fidaroana, fanampenam-bava ny vahoaka sy ny médias, ets..
Or, i monsaigneur au dos ie (odon), qui ne dit mot consent. Izany hoe, en tant que chef hiérarchique et représentant du Vatican à Madagascar, il bénit les exactions du capsat, du FIS, du FIP, de rasarloty, de lelyson et de ramarosokina.
Il a atteint son objectif en divisant ses propres zouailles, quitte à ce que des innocents comme la bouquiniste ayant eu la téte félée en 2 pièces par exemple, et d'autres mpiray tanindrazana martyres: pour lui tous ces actes de barbaries actuels sont des pains bénis.
Alors ne fait pas semblant d'esquiver les réalités quotidiennes, en mettant sur le dos de ceux qui ne sont pas au pouvoir (provisoirement).J'insiste: je parle bien des faits rééls quotidiens de la HAT.
Ce n'est pas la peine de tenter d'arrondir les angles, alors méme qu'à l' ère du TIC( Internet, twitter,FB,youtube, dailymotion, médias,...) Tout se sait à la minute près.
C'est pourquoi le pouvoir actuel est taxé de sans qualité par l'ONU: quelle honte!
Il fait ce que Pie XII avait fait lors de la seconde guerre mondiale: ignoré l'extermination des Juifs. :evil:
Alors fait ton pacs dadax avec ton idole d'au dos ie. OK.Quelle fourberie! Ntss :evil:

13. toovs
(
18/05/2010 16:30)
locl:
Ny loza anie dia izao e! Ny eglizy Katôlika dia efa victime pédépholie ataon'ireo pretra au niveau mondial, ny antsika ao Dago indray dia nanao ny tsy fanao i Odon ka dia asa na hanaiky mora izao ny kristianina na akory fa raha izaho dia aleo manamafy ny eny andalambe.
Ho anareo mpiray fiangonana aminy Andry, mba asio kabary kely ao ampiangonana hoe hijerevana azy
ary ny fiangonan lah inona? resaka pôlitika atao fa aza ny fiangonan'olona no asiana resaka raha tena mpino kristiana tokoa. fa ankoatran'ny katôlika de inona? tsy protestant ve, ka efa nahita secte catholique ve rangah? de azo lazaina koa ve izany fa ny protestant rehetra dia secte daholo?????? ny patera lala rasendrahasina raha nanohana tim tsy nisy nilaza mihitsy hoe tim = fjkm.
mba alefaso lavitra ny saina fa aza faly manenjika fotsiny
14. fijo
(
18/05/2010 20:16)
i omar tompoko dia misolotena ny eglizy katolika,ka ny hetsika ataony izany ,dia taratry ny eglizy katolika.
izay no tokony hisainan'i omar hoe raha tsy miteny izy izao,dia midika izany fa tsy miteny ny katolika.
tsy hadinon tsik angamba fa nisy sinema nataon'i omar sy sylla tamin'ireny fotoan aireny.raha nisy fotoana natao hiaonana teny amin'ny hintsy,dia efa naik ahoeny i ravalo,fa i sylla no nilaza taminy hoe aza mankeny.
di amody niakatra mafy omar sy andry avy eo,ary izay no nitarika ny faharavan'ny dinika teny ambohimanambola.ka tandrifin javatra sa sinema kely????soa fa nisy ireo mpiangona katolika tonga saina ka mba manala henatra ny fiangonany.

15. pikatti
(
18/05/2010 23:44)
« Ça suffit, l'heure est venue, levons-nous! » Le « Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana » (HMF) a lancé le mot d'ordre depuis trois jours. Ses dirigeants ont fait hier leur dernière communication avec la presse sur la « grande manif » de demain. « Une grande première », selon les termes du pasteur Roger Randriamisata pour qualifier ce « rendez-vous historique » par lequel les ecclésiastiques entendent d'un commun accord avec le « Vahoaka » mettre fin à la crise. Pour des raisons stratégiques, les leaders du HMF n'ont pas donné les endroits pour lesquels ils ont formulé des demandes d'autorisation. « Ce ne sera pas Antsahamanitra car l'endroit est assez étroit pour accueillir un tel événement. Par contre, nous pouvons vous annoncer que la grande manif débutera ce jeudi à 11h. », ont-ils expliqué.
Miampy andro aman'alina foana ny tsy mirevy an'i tgv, ampy an'elah tsara zay :lol: