Ry mpanarato

41. ikaretsaka ( 09/05/2010 03:11)
Niryna; io nohalalinin'i soanja io no fanazavana ilay nolazaiko ao ambony ao lazainao hoe hors sujet
42. xxx ( 09/05/2010 07:11)
fa tsy nisy nisaina ny hoe rehefa azon'ny harato tokoa moa le trondro (sy olona) de atao inona?
Volosana ny ampahafolom-pananany (kiraina sns ... tsy haiko hoe ampahafirin'ny fananan'ny trondro aloha ny kirany) ... esorina ny maha trondro azy... sns..[quote]
[quote]De avy eo le trondro sy olona voarato ho hanina atao sosy?

tsy misy biby olona eto ka ihinana olona kosa e aoka woa

Fa ngah tsy sariteny no resaka eto ry nirina? nefa toa raisinao ara-bakiteny indray ilay teny nolazaiko. aza mamadika sujet woa fa nofa be
43. niryna ( 10/05/2010 16:20)
ikaretsaka:

fa tsy nisy nisaina ny hoe rehefa azon'ny harato tokoa moa le trondro (sy olona) de atao inona?


hoy kristy hoe tsy ataoko mpanarato trondro intsony hianareo fa ataoko mpanarato olona
inona no nataon'i kristy ry ika?
rehefa nisalasala ny finoany ireo mpianany dia nasainy nandantsaka ny aratony (vovo ) fa tsy fitana(ny fitana mety voafaingoka ny molony ka maratra ilay trondro
rehefa nino ny tenin'i kristy izy ireo ka nampiditra ny vovo tao anaty rano dia feno hazandrano (152 ny trondro azony ary tsy zakan'ny lakana fa nozarainy ny hafa izay nanarato teo koa )
ny sarinteny eto izany dia izay mino ny tenin'i kristy ka mampiasa izany amin'ny fiainana dia ahita izany teny izany amin'ny fiainany tokoa sa ahoana, sa tsy izay ilay izy ,asa aloha fa mbola miandry ny hafa indray aho sao misy mahita hevitra hafa ihany koa

Volosana ny ampahafolom-pananany (kiraina sns ... tsy haiko hoe ampahafirin'ny fananan'ny trondro aloha ny kirany) ... esorina ny maha trondro azy... sns... :wink:
a bon entendeur
[/quote]


44. ikaretsaka ( 10/05/2010 16:55)
ka rehefa azo hoa le olona de atao inona.. foanana ny maha olona azy ve? esorina ny ampahafolom-pananany ve... sasaina ny atidohanyny ve... ovaina ho schizo ve ...

eo le fanontaniana fa tsy hoe firy ny isany na nisy tilapia ve tao sa requins aby!
45. niryna ( 10/05/2010 16:58)
ikaretsaka:

fa tsy nisy nisaina ny hoe rehefa azon'ny harato tokoa moa le trondro (sy olona) de atao inona?

niryna:

hoy kristy hoe tsy ataoko mpanarato trondro intsony hianareo fa ataoko mpanarato olona
inona no nataon'i kristy ry ika?
rehefa nisalasala ny finoany ireo mpianany dia nasainy nandantsaka ny aratony (vovo ) fa tsy fitana(ny fitana mety voafaingoka ny molony ka maratra ilay trondro
rehefa nino ny tenin'i kristy izy ireo ka nampiditra ny vovo tao anaty rano dia feno hazandrano (152 ny trondro azony ary tsy zakan'ny lakana fa nozarainy ny hafa izay nanarato teo koa )
ny sarinteny eto izany dia izay mino ny tenin'i kristy ka mampiasa izany amin'ny fiainana dia ahita izany teny izany amin'ny fiainany tokoa sa ahoana, sa tsy izay ilay izy ,asa aloha fa mbola miandry ny hafa indray aho sao misy mahita hevitra hafa ihany koa
ikaretsaka:

Volosana ny ampahafolom-pananany (kiraina sns ... tsy haiko hoe ampahafirin'ny fananan'ny trondro aloha ny kirany) ... esorina ny maha trondro azy... sns... :wink:
a bon entendeur

ampahafolom-pananany(kiraina ) hi,hi tsy ratsy koa ilay fanoharana k'ty
izaho indray dia tsy mijanona amin'ny ampafafolony fa mihoatra raha misy ny eto an-tanako sy miankina ny atao anatin'ny foko io satria 100% ny harenako rehetra no tany aminy(na vola ,na fahaizana na fahasalamana na ny fahasoavana sy ny fifaliana ary ny maro samy hafa ) ka rariny raha omeko izay ato am-poko izy.Tsy anao kosa anefa aho hoe ny any am-piangonana ihany no ataoko an,maro koa ireo fianakaviana mahantra mila vonjy dia manao izay vitanay koa izahay
^:^ Aleloia ,deraina ny anarany Avo indrindra fa Tsara Izy ^:^


46. ikaretsaka ( 10/05/2010 17:07)
de inona intsony no maha ianao anao? sy maha zava boahary anao raha omenao izay nanao lavage de cerveau anao (ilay nanarato anao) ny maha anao rehetra?
47. niryna ( 10/05/2010 17:24)
niryna:

fa ahoana no nampihomehy anao ?
soanja:


Ny mampihomehy ahy dia ny kilalaon-teny ao anatin'ilay teny ranomasina nefa ota no resahina.
Masina= masira nefa koa ny masina= lavitry ny ota.
Fa raha niteny izy ohatra hoe rano, farihy sns sns... fotsiny dia mety tsy ni-react aho ary tsy nihomehy momba izany satria mahalaza izay tiany hambara ny sarin-teny omeny.
hay ve e,misaotra fa mazava ny tianao tenenina
soanja:

Ny teny iray izany dia afaka iantombohana resaka lavabe hafa misy ifandraisan'ilay tiana resahina nefa koa mety hiala ny tiana hampitaina. Literatiora no resahiko eto fa tsy finoana akory an!
marina izany ary izay no antony hifampizarana azy tokoa eto ka ,misaotra nizara

niryna:


Olona iza no manenligelina an'iza ? azavao hoe soanja azafady raha ny sarinteny trondro no tianao tenenina eto
soanja:

Tsy manana eritreritra hoe sariteny trondro aloha ny ahy eto ny tiako tenenina. Ny sarinteny eto dia ny fahadiovan'ny fo ho olom-baovao tsy misy tahotra. Zany hoe raha hiaradia amin'ny Kristy dia ho tsy hisy ny fisalasalana ary ahazo tokoa olona amin'ny izay fahatokisana ananana/ namana sns sns... ho voasarika noho ny modely tsara aseho.
marina tokoa izany ary misaotra anao.
Ny zavatra mahavariana ahy indray ry soanja dia ity: na kristiana na tsy kristiana dia tokony samy hifanampy avokoa,iny tsy olana aloha.Samy mety ho tsara fanahy avokoa(manampy olona,mizara ny zavatra mba nahatsara azy sns) fa ny mahavariana ahy raha misy olona tsy mino an'Atra ohatra ka manao ratsy na manao toetra tsy mety(masiaka,miafonafona ,na inona ataony )dia toa tsy mampiraika ny rehetra fa raha misy kristiana(izay tenenina foana hoe modely,mino an'izany koa aho satria jiro tokony hanazava ny tsy mba manana jiro(ilay toetra maro tsara tokony hanana io na toetra na fihetsika na fanoratra,maro no takiana eto) ka misy iray manao toetra toa tsy mendrika na tsy mifanaraka ny mpiaramonina dia tonga dia voatora-bato. hi,hi
mba mahatsampa izany ve soanja? izany hoe natao ho modely foana izany ny kristiana kanefa mino aho fa isika rehetra no tokony ho modely hifampianatra sa tsy izany asa aloha fa eritreritra sy zavatra mitranga foana io
48. ikaretsaka ( 10/05/2010 20:38)
fa ny mahavariana ahy raha misy olona tsy mino an'Atra ohatra ka manao ratsy na manao toetra tsy mety(masiaka,miafonafona ,na inona ataony )dia toa tsy mampiraika ny rehetra fa raha misy kristiana(izay tenenina foana hoe modely,mino an'izany koa aho satria jiro tokony hanazava ny tsy mba manana jiro(ilay toetra maro tsara tokony hanana io na toetra na fihetsika na fanoratra,maro no takiana eto) ka misy iray manao toetra toa tsy mendrika na tsy mifanaraka ny mpiaramonina dia tonga dia voatora-bato. hi,hi

Ny antony? tsotra!
satria:
-ny Krtistianina no nametraka code sy nizahozao hoe zao zahay dia izao avy no tsy azonay atao, de eny ary hoy ny fiaraha-monina! dia normal ny fiaraha monina raha gaga sy mitora bato rehefa misy mandika ilay code sy manao hoe nareo milaza ho manao anzao sy zao nefa toa tsy izany no hitanay...

-ny olona lazainao hoe tsy mino an'Atra (aleo atao hoe tsy ohatranao) dia tsy nametraka code sy fitsipika arahina.. ka sarotra be ho an'ny fiaraha-monina ny mamantatra hoe zao no no promettevany nefa nodikainy!ka na nandika izy na tsy nandika: nandika inona?
49. soanja ( 11/05/2010 05:12)
niryna:

fa ny mahavariana ahy raha misy olona tsy mino an\'Atra ohatra ka manao ratsy na manao toetra tsy mety(masiaka,miafonafona ,na inona ataony )dia toa tsy mampiraika ny rehetra fa raha misy kristiana(izay tenenina foana hoe modely,mino an\'izany koa aho satria jiro tokony hanazava ny tsy mba manana jiro(ilay toetra maro tsara tokony hanana io na toetra na fihetsika na fanoratra,maro no takiana eto) ka misy iray manao toetra toa tsy mendrika na tsy mifanaraka ny mpiaramonina dia tonga dia voatora-bato. hi,hi
mba mahatsampa izany ve soanja? izany hoe natao ho modely foana izany ny kristiana kanefa mino aho fa isika rehetra no tokony ho modely hifampianatra sa tsy izany asa aloha fa eritreritra sy zavatra mitranga foana io



Miankina amin\'ny toerana misy ilay olona sy ny fiarahamonina iainany no ahitana ny fitsarana olona iray ho mafy na tsia raha ny fahitako azy.

Aty aminay izao dia tena vitsy ny atao hoe Xtianina fa raha vao misy manao toetra tsy mendrika na tsy ampiheverana na mampiakatra orona dia hoy ny rehetra indray miredona hoe fa angaha tsy mba nahita fianaranaBold text no dia manao toetra toy izany sa ve efa jamben\'ny vola na ny fahambanian-tsaina be loatra tokoa? Zany hoe raha mba efa nahita fianarana ny tena dia efa mahalala ny fomba fanao iarahan\'ny mpiara-monina miaiky fa fomban\'olombelona manana fanajana tena sy ny fanajana ny hafa. Marihana fa avo indrindra hono ny olona manana ph.d eto aminay isaky ny block raha oharina amin\'ny tanana hafa.

Tsy misy manontany iny olona iny mihitsy na Xtianina iza na tsia. Ny razany angamba no mety mandeha aloha hi-stereotype-vana azy.

Fa raha any Mada kosa ka hoe ohatra ao Tana dia hita fa efa Xtianina aby na efa nahalala izany atao hoe Jesoa ny olona rehetra ary samy efa mba nandeha nivavaka aby koa afa tsy ireo izay tena mahantra tokoa ka tsy nanam-potoana nampianatra izany ny RADniny. Dia miainga avy any ny fifampitsaranaBold text hoe Xtiana sns sns satria amin\'io dia hiseho eo hoe iza no milaza azy ho Xtianina kokoa noho ny hafa sns sns.... Etsy andaniny koa moa vao maika manampy trotraka ireo miseho eo imasom-bahoaka fa mpivavaka be tokoa ary milahatra amin\'ny akanjo lava fotsibe sns sns... dia miaraka amin\'iny ny fitsarana ireny olona ireny satria aminy dia izay miseho dia madio mangatsakatsaka tokoa lavitry ny ota, ka raha sanatria ireny no misy hadalana na zavatra tsy nety natao dia hahazo tora-bato tokoa satria ny olona manantena tokoa fa raha mangatsakatsaka ny akanjonao dia izay koa ianao ao anatiny. Saingy diso be izay fiheverana izay fa izay no ao anatin\'ny sainy.... tsy fahalalana daholo no mitondra izany. Fitsarana ny hafa mafimafy kokoa foana nefa minia tsy mahita ilay arina an-tava na milaza fa efa fo vato satria efa mpanota foana araka ny fiheverany ka tsy mahatanty ireo izay miseho azy ho madio sy mivavaka mafy manome ny rehetra amin\'
Andriamanitra.

Raha any ambanivohitra anefa ianao dia ny fokonao na ny razanao na ny fianakaviana nipoiranao no mahazo soketa voalohany hoe zanak\'iza iny na hoe zafin\'iza koa iny????

zany hoe raha fintiniko dia isika Xtianina dia mahita fa mafy ny manjo antsika noho ny hafa fa ny hitako dia samy mizaka izany hazo fijaliana izany avokoa fa amin\'ny lafiny samihafa no isehoan\'izany.

Raha ny amiko izao dia hitako ny torabato azoko rehefa milaza ny tsy fisian\'ny helo sy ny satana aho eto. Nefa milaza koa aho fa Xtianina.


:? dia izay rehetra izay dia manelingelina tokoa ny fisainan\'ny hafa. Saingy anjarako ny manome fanazavana ny mahatonga izany ary nahoana? ary anjaran\'ny hafa ny misaina hoe diso izany na tsia. Ny finoako anefa dia tsy ho voatery ho finoan\'ny hafa. Fa raha kosa manolotra fitondran-tena diso aho na modely ratsy eo amin\'ny fanazavako dia aoka ho ahy sy Andriamanitra izay nataoko izay ary aoka hanana fanetretena mba hahatsapa fa diso ka manarina izany.

Ny fifampitsarana dia zavatra faran\'izay tsy mety mihitsy amiko saingy somary efa raikita-pisaka amintsika olombelona io fa dia ny fiezahana no zavadehibe.

Misaotra indrindra nitondra izany resaka izany. Fa efa ela aho no nahita fa misy milaza fa tsy tiako indry na itambarako amin\'i Ika amin\'ny fifanesen\'ny famaliana amin-dry eto. Diso fihevitra izany olona izany fa ny hevitra terabary no eto ary samy manana ny fiheviny fa ny iray fantatro dia tsy misy halako ny olona eto ary mbola hangatahiko amin\'Andriamanitra ho toy izany hatrany aho mandrapialako eto. Tsy mbola nanome hevi-diso teto aho ka hampiditra handavaka ny iray na olona be dia be. Fa matoa voalaza eto dia satria heveriko fa mahatsara antsika izany. Saingy raha tsy izay dia Andriamanitra mahalala ny ao am-poko tsy miloaka.

Fitiavana no ankanesako eto ary raha mbola miaina fitiavana aho dia hizara fitiavana ho an\'ny hafa! Amen!

:-* :-* :-* :-* (l) (l) (l)
50. niryna ( 17/05/2010 19:41)
fa ny mahavariana ahy raha misy olona tsy mino an'Atra ohatra ka manao ratsy na manao toetra tsy mety(masiaka,miafonafona ,na inona ataony )dia toa tsy mampiraika ny rehetra fa raha misy kristiana(izay tenenina foana hoe modely,mino an'izany koa aho satria jiro tokony hanazava ny tsy mba manana jiro(ilay toetra maro tsara tokony hanana io na toetra na fihetsika na fanoratra,maro no takiana eto) ka misy iray manao toetra toa tsy mendrika na tsy mifanaraka ny mpiaramonina dia tonga dia voatora-bato. hi,hi
ikaretsaka:

Ny antony? tsotra!
satria:
-ny Krtistianina no nametraka code sy nizahozao hoe zao zahay dia izao avy no tsy azonay atao, de eny ary hoy ny fiaraha-monina! dia normal ny fiaraha monina raha gaga sy mitora bato rehefa misy mandika ilay code sy manao hoe nareo milaza ho manao anzao sy zao nefa toa tsy izany no hitanay...
tsotra,satria hianao no mitsara ilay olona e
izany hoe raha ny kristiana no manao ny tsy mety dia mitorabato azy (hianao no voalohany eto ) na ireo milaza ho kristiana(hianao ihany koa io) ihany koa aza? fa raha olona tsy mpino dia efa hoe efa tsy mpino izy ka aza torahana vato ? (dia hianao ihany koa io,rehefa fantatra fa diso ilay izy dia mbola mahazo vahana any aminao ihany ilay olona:hany ka lasa mi-confuses avy eo

-ny olona lazainao hoe tsy mino an'Atra (aleo atao hoe tsy ohatranao)
ha,ha, ika ity ka manapatsinay ahy ,fa angaha hianao lasa tsy mpino indray ? itako eto ha,ha
dia tsy nametraka code sy fitsipika arahina.. ka sarotra be ho an'ny fiaraha-monina ny mamantatra hoe zao no no promettevany nefa nodikainy!ka na nandika izy na tsy nandika: nandika inona?
lasa fariseo sy mpanoradalana izany ika,tsy mahazo manao na inona na inona amin'ny andro sabata ? kanefa kristy no sabata ary Atra miasa andro aman'alina raha tsy izany tsy tonga ato ny tenin'Atra fa misy mpanohitra azy foana (toa anao io) na mitondra titra hoe jesusist aza hianao ,aoka re e dia ny tena no menatra a


51. ikaretsaka ( 17/05/2010 20:07)
1) tsy ho voatsara mihitsy ilay olona ry niryna aloha raha tsy nametraka ny lalana momba azy izy tenany aloha..
zavatra lojika be izany: na kristianina io na silamo io na jiosy io na maha gasy io.. raha vao miteny ianao hoe izao ny momba anao dia tonga de eny ary hoy ny olona de efa iny no andrandraina sy antenain'ny olona aminao, raha tsy iny d'efa na tsy te hitsara aza ny olona d'efa miharihary fa handeha ho azy ny heo "mba anarany hono ianona no (kristianina, propesta, advantista....) nefa zao no ataony!

2)Raha tsy niteny ianao tsy ho misy ninoninona mihitsy hitranga.. efa zaka normaly izany hoy ny olona na nangarompaosy io na nijangajanga io na nanolan-jaza io.. bof fotsiny ho'zy ny olona...

tsy voatery ho fitsarako io, fa meteza ianao eo @ toeran'ny olon'ny fiaraha monina en general
52. niryna ( 17/05/2010 20:17)
soanja:


Miankina amin'ny toerana misy ilay olona sy ny fiarahamonina iainany no ahitana ny fitsarana olona iray ho mafy na tsia raha ny fahitako azy.
izay koa izany no mahatonga ireo olona ambony ireo raha vao misy mahazo azy tonga dia ny vahaoka iray manontolo no mahalala ny affaires-ny raha mahantra kely ery anefa tsy misy mpijery.

Aty aminay izao dia tena vitsy ny atao hoe Xtianina fa raha vao misy manao toetra tsy mendrika na tsy ampiheverana na mampiakatra orona dia hoy ny rehetra indray miredona hoe fa angaha tsy mba nahita fianaranaBold text no dia manao toetra toy izany sa ve efa jamben'ny vola na ny fahambanian-tsaina be loatra tokoa? Zany hoe raha mba efa nahita fianarana ny tena dia efa mahalala ny fomba fanao iarahan'ny mpiara-monina miaiky fa fomban'olombelona manana fanajana tena sy ny fanajana ny hafa.
hay ve vitsy kristiana any aminareo e
ny fahendrena indray amiko dia tsy mila fianarana fa Atra no manome an'io antsika(ny fatahorana an'Atra no fiandoham-pahendrena- The fear of Lord is the beginning of the wisdom)

Marihana fa avo indrindra hono ny olona manana ph.d eto aminay isaky ny block raha oharina amin'ny tanana hafa.

Tsy misy manontany iny olona iny mihitsy na Xtianina iza na tsia. Ny razany angamba no mety mandeha aloha hi-stereotype-vana azy.
hay va re izany ny any aminareo e,misaotra nizara


Fa raha any Mada kosa ka hoe ohatra ao Tana dia hita fa efa Xtianina aby na efa nahalala izany atao hoe Jesoa ny olona rehetra ary samy efa mba nandeha nivavaka aby koa afa tsy ireo izay tena mahantra tokoa ka tsy nanam-potoana nampianatra izany ny RADniny. Dia miainga avy any ny fifampitsaranaBold text hoe Xtiana sns sns satria amin'io dia hiseho eo hoe iza no milaza azy ho Xtianina kokoa noho ny hafa sns sns....
asa indray aloha izay fa ny hitako kosa na mahantra be tahaka ny inona aza dia mahita azy ireny aho miangona ary misy fiangonana aza ireo mahantra ireo mihitsy no antony nonorenany fiangonana

Etsy andaniny koa moa vao maika manampy trotraka ireo miseho eo imasom-bahoaka fa mpivavaka be tokoa ary milahatra amin'ny akanjo lava fotsibe sns sns... dia miaraka amin'iny ny fitsarana ireny olona ireny satria aminy dia izay miseho dia madio mangatsakatsaka tokoa lavitry ny ota, ka raha sanatria ireny no misy hadalana na zavatra tsy nety natao dia hahazo tora-bato tokoa satria ny olona manantena tokoa fa raha mangatsakatsaka ny akanjonao dia izay koa ianao ao anatiny.
hafa indray iny,izaho indray dia tsy mba nieritreritra na mitsara ireny olona ireny fa maro ihany no efa nifanerasera tamiko,samy manana ny ao antsainy tokoa angamba ka,ny fantatro sy lesona nianarako sy mbola hianarako hatramin'izao dia ny hoe aza mitsara mba tsy ho tsaraina dia miezaka an'izany koa aho na misy aza amin'ny maha olona no mety ho tonga ao antsaina dia avadiko aingana ilay izy
Saingy diso be izay fiheverana izay fa izay no ao anatin'ny sainy.... tsy fahalalana daholo no mitondra izany. Fitsarana ny hafa mafimafy kokoa foana nefa minia tsy mahita ilay arina an-tava na milaza fa efa fo vato satria efa mpanota foana araka ny fiheverany ka tsy mahatanty ireo izay miseho azy ho madio sy mivavaka mafy manome ny rehetra amin'
Andriamanitra.
mitovy hevitra aminao koa aho


Raha any ambanivohitra anefa ianao dia ny fokonao na ny razanao na ny fianakaviana nipoiranao no mahazo soketa voalohany hoe zanak'iza iny na hoe zafin'iza koa iny????
io ko mbola raharaha hafa manaraka ny arabe :D

zany hoe raha fintiniko dia isika Xtianina dia mahita fa mafy ny manjo antsika noho ny hafa fa ny hitako dia samy mizaka izany hazo fijaliana izany avokoa fa amin'ny lafiny samihafa no isehoan'izany.
miombokevitra aho

Raha ny amiko izao dia hitako ny torabato azoko rehefa milaza ny tsy fisian'ny helo sy ny satana aho eto. Nefa milaza koa aho fa Xtianina.
tsy maninona izany,afaka manao recherche soanja ary afaka mino ny fisiany satria ilay izy efa voasoratra anaty baiboly ary i kristy tenany mihitsy no azon'ny fakampanahy ka notadiavin'i satana ho azy Izy saingy kosa ny tenin'Atra no fiadina nanoherany an'i satana ka nahatonga azy niala teo aminy.Toa izany koa isika ,rehefa tsy mino dia afaka mamaky ny tenin'Atra izay maro no fanambarana ampiasaina ao anatin'ny baiboly mikasina an'i satana:liar,light of the world,accuser,killer ,destroyer
Satana tsy tonga afatsy ny hamono,andromba ary andratra(he came to kill,destroy and still ....fa izaho kosa hoy kristy tonga mba hananareo fiainana be be kokoa.( Jesus said but I came so you can have abandant life ) dia afaka mino i soanja ary mangataha amin'Atra ny ampianatra an'izany tsy finoana izany ho tonga finoana,tsy mora fa any aminao ihany no mahatonga anao hino na tsia .izay mahereza

:? dia izay rehetra izay dia manelingelina tokoa ny fisainan'ny hafa. Saingy anjarako ny manome fanazavana ny mahatonga izany ary nahoana? ary anjaran'ny hafa ny misaina hoe diso izany na tsia. Ny finoako anefa dia tsy ho voatery ho finoan'ny hafa.
ka izay ilay mahatonga ny fizarana eto ka,mandray isika raha mahasoa antsika ilay izy ary dia mianatra mijery an'iny koa isika ary mangataka amin'Atra mba ho hazavainy amintsika ilay izy satria Atra manome antsika ny fanahy masina ary ny fanahy masina no mamatatra ihany koa na avy aminy na tsia ,tsy tonga amin'izao anefa io fa ny famakiana ny Teniny ,ny fianarana izany ,ny fihainoana ny olona nomen'Atra izara izany dia anampy antsika tokoa rehefa resy lahatra isika
Fa raha kosa manolotra fitondran-tena diso aho na modely ratsy eo amin'ny fanazavako dia aoka ho ahy sy Andriamanitra izay nataoko izay ary aoka hanana fanetretena mba hahatsapa fa diso ka manarina izany.
marina hianao sy Atra irery no mahalala na mino azy hianao na tsia, toa izany ny rehetra ,izay zaraina ka tsy avy amin'Atra dia izy no hitsara antsika rehetra raha manoro vohana ny hafa isika .

Ny fifampitsarana dia zavatra faran'izay tsy mety mihitsy amiko saingy somary efa raikita-pisaka amintsika olombelona io fa dia ny fiezahana no zavadehibe.
ka izay no mahatonga antsika hianatra ny fanetrehantena ka,tsy tonga ho azy na hoe normale ilay izy fa misy fihezahana goavana ao anatintsika ary misy fiarahana amin'Atra fa tsy tongatonga foana ,hevitro io

Misaotra indrindra nitondra izany resaka izany. Fa efa ela aho no nahita fa misy milaza fa tsy tiako indry na itambarako amin'i Ika amin'ny fifanesen'ny famaliana amin-dry eto. Diso fihevitra izany olona izany fa ny hevitra terabary no eto ary samy manana ny fiheviny fa ny iray fantatro dia tsy misy halako ny olona eto ary mbola hangatahiko amin'Andriamanitra ho toy izany hatrany aho mandrapialako eto. Tsy mbola nanome hevi-diso teto aho ka hampiditra handavaka ny iray na olona be dia be. Fa matoa voalaza eto dia satria heveriko fa mahatsara antsika izany. Saingy raha tsy izay dia Andriamanitra mahalala ny ao am-poko tsy miloaka.
tsy misy fisaorana ka, izaho koa aza misaotra amin'ny resaka fifanaovantsika eto.Ny hevitra no tsy mitovy fa ny maha-mpiray serasera eo foana.

Fitiavana no ankanesako eto ary raha mbola miaina fitiavana aho dia hizara fitiavana ho an'ny hafa! Amen!:-* :-* :-* :-*

marina tanteraka izany ary mitovy ny eritreritsika. misaotra betsaka e
:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2073