misotro toaka ny sipako, leo be ah nefa tiko izy ts foiko

21. xxx ( 17/05/2010 07:19)
xxx19> otran lasa eritreritra aho rah namaky ny teninao ! sode mba ts tia ahy koa ary le bandy matoa manao mamo : ny tena ts tiko de mande mitsena ana avy mibĂ´sy izy de maimbo toaka ny vavany : mamo lematy ! halakoooo !
22. Mirananirina ( 17/05/2010 08:50)
za de vevav 24ans miarak am bandy 25ans ao an-tananay ! t@ voalohan niarahanay de ts nisotro alou izy fa zao izy lasa mpimamo.Leo be ah nefa tiko izy ts foiko: tsy ampy 1mois akory zay sy izy no niaraka nefa de efa leo ny toetrany sahady ah tam ty toaka ty : manana blem hono izy !! inn tokony hataoko fa tiko izy ary te hampiala azy amin'io fahazarana ratsy io aho fa tsy hiala fotsiny am zao !!
dia asakasakao ihany aloha,fa raha za ny teo amin'ny toeranao dia atao izay hialany tsikelikely amin'io raha tsy izay dia misaraka raha tena mamolava.
23. nilex ( 17/05/2010 11:51)
raha tena tia anao izy tsy maintsy miezaka izy hanao izay mahafinaritra anao,hafoiny mora foana io toaka io raha toa ka tena mibahana ao ampony ny fitiavany anao satria ny olona afaka manova olana iray ami'ny toetrany dia ny olona akaikin'ny fony indrindrindra.ka matoa ianao tsy mahafolaka azy dia mbola tsy mibahana ao am-pony izany ianao.Ianao izao ta azy be fa mino aho fa raha misy zavatra tiany angatahina aminao dia hanaiky ianao ,ny fahadiovanao aza moa lasany,dia tokony ho toy izany koa izy.
24. xxxy ( 13/08/2010 17:34)
fa inona no hitiavanao azy ankoatran ilay toaka aloha????
25. sendram ( 16/10/2010 07:23)
Bon tsy alavaina ny resaka fa za efa teo no niala, mety marina fa manana olana izy fa resao tsara dia meteza mipetraka amin'ny toerany fa rehefa hainao ny mi-comprendre azy dia mandeha ho azy io, ampio izy raha tena tinao fa aza tonga dia leo azy zany, betsaka ny possibilité mety hitranga fa mahereza e !
Aleo koa nge milafika @toaka aloha toy izay andriam-body tahaka anay an !
26. MitovyB ( 02/06/2011 19:37)
Za band miteny @nao ary band tena mpisotso koa fa na d tena tinao aza izy, aza manontany ny olany enao fa tonga d mandraisa fepetra somary aza mifandray aminy enao(ra mety aza mampiasa finday koa) d itanao eo zay ataony, ra tia anao izy ka vonona hijery ny ho avinareo d tadidio fa tsy maintsy handodona ny varavaranao izy refa tsy misy fifandraisana ianareo d eo no manarorotra fa tsy mety @nao ny misotro toka sy ny hafa tsy voalaza fadio anefa ny mikara band fa tsy azo atao!.Ary ny fanontaniko D zao manana anton' asa V reny band misotro lava reny ?????.Ny band misotro lava zany koa ry neny tsy azo anankinana ny fiainana!, ra ny amko aloa d zay sa v oe tsy ao anatiny za D mahay miteny,diso enao fa tena avy tao afovoany aho fa efa nahazo sisiny zao zany oe tsy misotro lava fa fohy!!!!!.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4232