TSIRARAHIKO INTSONY E

1. TEGEVE ( 02/05/2010 14:14)
Tsimiraharaha izay resaka mikasika izany fifanarahana izany intsony aho zalahy a :evil: :evil: :evil:
Izay tsy te hiditra @ governemantako dia aleo any , izahay tsy mial izany reconnaissance izany dia velona ,koa raha tsisy saina izahay :twisted: :twisted:
novalian'i pikatti ny 03/05/2010 07:20
2. vitamatavy ( 02/05/2010 23:27)
dia aiza saosy omena ny rasil e sa i mialy aloha no hamidy an'i satane
3. Rajakoo ( 03/05/2010 00:52)
AIZA NY VOANDALANA RY LELEN A! :twisted:MIALA TSINY AMINAREO AHO RY ZALAHY, AIZA NY BASIKO TEO ! GE VAI REZOUDRRRA SA PAR LA FORSSA :twisted:
4. pikatti ( 03/05/2010 07:20)
Izay tsy te hiditra @ governemantako dia aleo any , izahay tsy mial izany reconnaissance izany dia velona ,koa raha tsisy saina izahay

Voalohany izay manan-tsaina tsy azon'ialahy hiara-maty @lah any , ary faharoa ,tsy afaka ho aiza ialahy tsisy faneken'ny firaisambe mpirenena izany,ataovy ao an-doha tsara izany ary iainan'elah mandra-pahaFATIn'elah :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.05