Ilay Lanitra paradisa

41. ikaretsaka ( 12/05/2010 15:05)
Izay le izy...misy karazana "manery an'andriamanitra" hanatanteraka ny sitrapony...
Karaha mibaiko zanahary
42. Mpanazava ( 14/05/2010 05:25)
Karakory tsara ah!
43. ikaretsaka ( 14/05/2010 13:41)
Mpanazava:

Amiko manokana dia tsy misy mahalala na 1 aza hoe hiverina eto an-tany rehefa any aoriana any na tsia afatsy Atra irery ihany.

Marina ny teninao hoe afa-tsy Atra irery, ary raha noresahany ao amin'ny teniny ary izay hiafarantsika, mbola tsy hahalala ihany ve isika sa tsy mahatoky izay lazainy?


Tsy hoe resaka tsy fahatokisana. Fa resaka honetette...Na voalazany @ teniny aza manko de miankina amintsika sy izy koa io.
Ohatran'ny hoe ianao manao. Fifandraikitra @ na mpiasa manao trano io. Ao aloha ny resaka fanananao vola snsa raha ianao ny tompontrano.. ny resaka toetr'andro.. fisiana na tsy fisian'ny akora ampiasaina..ny loza voajanahary. Sy ny tampoka rehetra.. toy izany koa ny mpiasa.... fa tsy hoe voalaza de zay..raha tsy voalohanao ny karamany de ahoana? Raha nisy cyclone tampoka nanimba ny efa vita sy tsy hahafahana miasa raha tsy ela de ahoana... raha nisy korontana sy ady tampoka ao @ le tanana nokasainareo hanorenana ny trano de ahoana?



44. Mpanazava ( 25/05/2010 12:33)
Ny Olona manko mety hivadika mahatonga anao hiteny an'ireo teny ireo, fa mba manao ahona kosa Andriamanitra?
Izao no lazainy ao @ Malakia 3:6 "Tsy mba olona Andriamanitra ka Handainga"
45. ikaretsaka ( 25/05/2010 14:27)
Za tsy manao hoe Atra no mandainga fa iilay plona miseho azy ho mpitsinpona sy mpanasamatsamaka ny teniny ka mampiova tanteraka ny maha Atra an'Atra.
Le "samatsamahana de forcena atambatambatra" ireny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0605