Ohabolana androany

1. xxx1 ( 21/04/2010 13:13)
be famaritra toy ny rambon'osy, ny lanitra tsy hianjera no tohanana nefa ny vody kakerin'ny moka tsy hita.
=)) =)) =))
novalian'i Ratoa ny 21/04/2010 21:06
2. Ratoa ( 21/04/2010 21:06)
fa angaha hono mitily ny lanitra ny rambon'osy fa tsy midina, mitsotsorika?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.462