bomba mipoaka any @ minisitra

1. ndotofetsy ( 20/04/2010 20:36)
raikitra lasa zao fa mipoaka ny baomba any ananona any

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
novalian'i pikatti ny 22/04/2010 22:01
2. zefalahy ( 21/04/2010 04:42)
attention attention ,efa hitako sahady ialahy io mitady hanao coup d'etat sy hanakorotana eto @ firenenana,efa sur ecoute ny tel an'ialahy izao ka dia mangataka izahay mba hitolon tena eto @ brigade de recherche ety fiadanana
mpanao sonia kly Richard agent de mossad malagasy
3. zefalahy ( 21/04/2010 04:47)
mbola mampitandrina izahay fa mbola misy baomba artisanal mahery ny 5000 isa any entina hanakorontanana an'ity firenena ,koa hiangaviana izay mahita an'ireo mba hanatitra azy ety @ brigade de recherche fiadanana fa misy valisoa omena azy
4. AndriambyII ( 21/04/2010 13:01)
Inona indray ary ity resaka zefa sy donty ity !raha ny fahavendranana no mety hamaha ny olana dia efa betsaka ny afa-pahasahiranana ny malagasy voan' ny tsindry hazolena hatr@ 1960 !! :-D :-D :-D
5. fijo ( 21/04/2010 19:05)
kobo sahady ve kolonely ny mitady hanongana ao??hihihih,toa efa itako ny tohin'ilay film kooo
6. ndotofetsy ( 21/04/2010 20:38)
0h27 La maison de Christine Razanamahasoa, ministre de la justice a été attaquée mardi soir. Des dégats matériels mais heureusement pas de victimes


=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. fijo ( 22/04/2010 19:27)
tsy ampy izany le film fa tsy nisy maty le
8. pikatti ( 22/04/2010 22:01)
4X4 fotsy izany no tazan'olona nanipy baomba tao zany ve tsy ny milisy indray ve izany namorona filmfopla zany kleaza :roll:
Atao daholo izao fika maimbo rehetra izao hanakanana an'i Rajoelina hitady vahaolana ,
Tena ho betsaka ny ho very fihinanana ao @ ireo FATY reto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0557