tsy hovoazera gratos izany i tgv

1. bazylou ( 20/04/2010 18:40)
jereo tsara anie, na hi^poaka eo aza ny pokona tsy afa miala ao e.
Aza adino fa frantsay no ambadika tompoko o.hehehe
Ianao koa rehefa milalao sy mihinan-kanina sy mampianatra ny zanakao dia frantsay koa.Ny lalana mifehy frantsay.

Ndeha ary ataotsika hoe diso aho, enga anie, dia raikitra tsara ary ny negosy any rsa, niverina hono ty le8. raikitra ny fifidianana.
Dia ianareo ve di ahino fa hiala maina sy anao bezoro gratosy i tgv????????
tsy poinsa voir impossible angamba ny valiny a.

vive tgv, tsy tafala eo io alohan'ny 2011
répondu par ralaisolo le 23/04/2010 08:58
2. ndotofetsy ( 20/04/2010 19:55)
toa milentika hono ny nosy jereo fa miakatra ny ranomasina


=)) =)) =)) =))
3. Toumba ( 20/04/2010 21:41)
rehefa mitsipaka ery izy dia ho poky ialahy bazile an
4. AndriambyII ( 21/04/2010 13:05)
Tadiavo kosa izay marimaritra hiraisan' ny malagasy rehetra fa aza dia mandrangitra @ fahalemen' ny sasany ry toumba sy bazylou aaa !! Efa ela nijaliana ny firenena klé !! :idea:
5. milamm ( 21/04/2010 16:23)
ka i bazy otrany ny tsy ampy taona mijery sarimihetsika gangsta avy nilaiso @ raharampirenena de faly @ fahoriany avy norobaina ny firenena sy ny mpiray tanindrazana :�) tsy mahagaga
6. ndotofetsy ( 21/04/2010 20:50)
taiza koa no nisy malagasy nifandray h@ izay tsss resaketotra be zany ry andriambill aaa angaha vy izy ireo ka sitonina

aleo samy maka ho azy ze mafy eo ihany no mijanona na ravalotra io na i ra djika


=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. AndriambyII ( 21/04/2010 21:59)
ndotofetsy:

taiza koa no nisy malagasy nifandray h@ izay tsss resaketotra be zany ry andriambill aaa angaha vy izy ireo ka sitonina

aleo samy maka ho azy ze mafy eo ihany no mijanona na ravalotra io na i ra djika


=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

Ampivanaovana taingim-bozona ao rehefa tsy mahay mifandray , voatery hiara-hiaina foana tsinona mandrakizay !!! prrrrrooooouuuuuttt! ambony ambanyyyyy , aaaaambany ambony !!! allezzzzzzz !!!Tsy akivaky loha !!!

:-D :-D :-D
8. ndenn ( 21/04/2010 22:34)
AndriambyII:

ndotofetsy:

taiza koa no nisy malagasy nifandray h@ izay tsss resaketotra be zany ry andriambill aaa angaha vy izy ireo ka sitonina

aleo samy maka ho azy ze mafy eo ihany no mijanona na ravalotra io na i ra djika


=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

Ampivanaovana taingim-bozona ao rehefa tsy mahay mifandray , voatery hiara-hiaina foana tsinona mandrakizay !!! prrrrrooooouuuuuttt! ambony ambanyyyyy , aaaaambany ambony !!! allezzzzzzz !!!Tsy akivaky loha !!!

:-D :-D :-D

Ahoana moa no ampifandraisana ny olona tsy te hifandray noho ny fifandirana ara-tantara nisy hatr@ izay teo @ samy olombelona ry Vymafonja ?? "les classes sociaux sont evidentes en elles mémes "le contraire est irrationnel , à condition de mettre les ouvriers à la place des docteurs chirurgiens , les paysans à la place des techniciens ,les vas nu pieds à l'endroit des traders de wall street ???

:?:
9. milamm ( 22/04/2010 09:42)
ndenn,ka zay le efa nolazainy manandafy iny oe pyramid mitsongoloka ,miaramila ampiasaina manongana fanjakana fa tsy miaro ny fiandrianampirenena(lasa mpibizna zany lerony no mihinana ny volambahoaka refa avy mampihorohoro azy),henika ao afrika hatraty amintsika .Satria tsy voafehiny sivily izay tsy mifanaraka dia izao,hatr@ 1972 -2010 mitohy ny tantara,foanana no tsara @ reo dia soloina rafitra vitsy no vaovao (aleo manomana sy mametraka izay rafitra izay toa izay avela @ reto jeneraly sy kolonely mihoatra 40 taona daholo hivarotra tanindrazana)

bazy,le oe misaina frantsay(mandady @ reo) otranla kalo de ho any ela sy ny taranakela manokana zay(mitomany ho vaza nefa sisam-piarahamonina ela ao frantsa),betsaka ireo malagasy hafa mampianatra ny zanany @ teny hafa sy mamolaka azy ireo @ zany nefa mamolavola azy ireo sy mampita @ taranany ny fanahy Malagasy .Mba mivoaha kely nge ela @ tany anglophone oh. miaina any de hitanla zany fivoarany rafimpisainany fiaraha-monina misy ao @ izy ireo,raha tsia dia borke ny kozy satria tsy ho azonla mandrakizay :-D
10. pikatti ( 22/04/2010 22:17)
bazy,le oe misaina frantsay(mandady @ reo) otranla kalo de ho any ela sy ny taranakela manokana zay(mitomany ho vaza nefa sisam-piarahamonina ela ao frantsa),betsaka ireo malagasy hafa mampianatra ny zanany @ teny hafa sy mamolaka azy ireo @ zany nefa mamolavola azy ireo sy mampita @ taranany ny fanahy Malagasy .

Io any le anti-dahy efa naloan'y tanindrazany e, mifatratra any @ maison de retraite sisa
Mitomany vazaha nefa hagetoran-dry zalahy :lol:
11. ralaisolo ( 23/04/2010 08:58)
vive tgv, tsy tafala eo io alohan'ny 2011
hay!!!! , efa akaiky kosa raha zany le 2011 n'i bazylou zany kno , efa ho fin 2010 anie isika zao afaka 6mois mahery kely eo fotsiny e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0347