Machine tsy mety misokatra

1. PACO11 ( 19/04/2010 11:25)
Manao ahoana daholo,
Misy virus ny ordiako, de ni-instaleko Anti-virus Avast5, de avy eo ni-scan, de
nahita fichier infecte 9000, de ny sasany nataoko mise en quarantaine, ny sasany novonoiko.Avy eo redemareko ny machine de tsy nety velona mihintsy.Miseho ny curseur de lasa magataka mot de passe, de rehefa hita ilay mot de passe de mi-deconnecte automatique le izy, de ny eo foana no miverina (miverina eo @ ilay mangataka mot de passe foana).

Misaotra e

novalian'i nilex ny 19/05/2010 07:13
2. nilex ( 20/04/2010 07:50)
raha amin ny avast 5 no anaovana scan dia supprimena daholo no mety satria misy virus tsy ho afany foana ao,tonga dia aleo fafana foana .
Raha ny machine tsy miainga indray dia nisy fichier systeme tratran ny virus tao ka voafafa noho izany mila sauvena ny donnees dia reistallena ny syst fa tsy miainga intsony io e.
3. badanne ( 18/05/2010 12:40)
tsy dia tsara loatra ny mapiasa ilay anti-virus avast 5 satria iny tsy mba manao repâration-na system 32 izany fa aleo mapiasa anti-virus hafa
rehefa tsy mety mi-boot hdd izy dia aleo formatena vaovao na dia ny disc C ihany no formatena avy eo mampiasa anti-virus hafa dia scaneo dahola ny disc dur ambony izay vao mapiditra zavatra hafa
4. nilex ( 19/05/2010 07:13)
Izaho a efa tena manana traikefa ela ihany aloha e,ary dépanneur informatique sy éléctronique no tena asako fa ny anti virus itako tena tsara aloha izao dia ny norton sy ny avast ihany.Rehefa notsapaina ny antivirus hafa dia ireo aloha no tsapa fa tsara indrindra.Ny norton 2009 no miakatra no tena tsara sady maivana kely,tsy manazefatra machine mihintsy io,saika afak'io daholo ny virus rehetra fa rehefa tena tsy afany dia fafana amin'ny avast indray.Fa ny tena tsara aloha dia rehefa avy manao scan dia ovaina mihintsy ny system
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1094