TGV tsy afa-tavony

1. Bazilou ( 15/04/2010 10:13)

Raha tsy mbola afa-tavony @ireo tafika ireo i Rajoelina dia tsy ho hisy fanjakana mihitsy ao Madagasikara ao
Ny miaramila no mpajaka i Andry saribakoly fotsiny,izany no alehany rehefa ampiasan'olona !
VIVE R8
novalian'i pikatti ny 18/04/2010 22:02
2. pikatti ( 15/04/2010 10:31)
Tsy afaka leisy io a, ry zalahy ireo anie efa nilaza fa izay tiany atao dia vitany ary tsy mila baiko avy any @ Andry akory,mazava izany
« il existe des contraintes qui ont provoqué ce retard de six heures mais je ne peux pas les dévoiler car ce sont des secrets d’Etat ».
Tsy nety nanaiky ilay passation i Noely raha tsy ho tendrena Ambasadaoro na hiasa @ ambasadaoro fa mba te hitsangatsangana kely ry zalahy , ka mety ho any Italie
3. Bazilou ( 15/04/2010 10:31)
Tsy haiko aloha fa izay no malaza ao @ tanàna ao , mibababa i lepetit fa tsy hamitaka miaramila,ary tsy nanaiky koa ikotonandra raha tsy milaza ampahibemaso i vitalkamoly fa tsisy an'izany fanoganam-pajakana izany
4. bekiraro ( 15/04/2010 10:44)
Karakao fa mivoraka ,tapi-dalan-kaleha le sokina nanani-bato
5. pikatti ( 15/04/2010 11:05)
Andry Rajoelina : « Si je suis candidat, je serai élu »
Jeudi, 15 Avril 2010 00:00
Le président de la HAT, Andry Rajoelina considère sa rencontre avec l’ancien président Ravalomanana, prévue se tenir à Johannesburg le 24 avril prochain comme une ultime rencontre pour la résolution de la crise. « Si aucune entente n'est trouvée à l’issue de cette rencontre, je pourrai prendre des décisions », a-t-il soutenu. Et de réitérer que cette crise devrait étre résolue d’ici la fin du mois. Au cours de ce débat télévisé, le président de la HAT a également fait savoir que la communauté internationale, par l’intermédiaire de la France et de l’Afrique du sud a proposé une feuille de route pour résoudre la crise politique qui prévaut actuellement dans la Grande île. Une feuille de route qui consisterait dans l’organisation des élections dans les plus brefs délais et la mise en place d’un gouvernement d’union nationale. Au passage, le président de la HAT a laissé entendre que le gouvernement actuel sera dissout prochainement. Pourtant, Andry Rajoelina a annoncé que le nouveau ministre des Forces armées sera connu d’ici la semaine prochaine. Afin de mieux préparer cette rencontre à Johannesburg, des émissaires sud-africains sont dans nos murs depuis hier. Ils rencontreront le président Andry Rajoelina à Ambohitsorohitra ce jour. Concernant son éventuelle candidature à la prochaine élection présidentielle, Andry Rajoelina de rappeler les communales pour dire que s’il avait décidé de s’aligner à la course à la mairie de Tana, c’est parce qu’il était sûr d’étre élu. Une manière de dire et il le dit que « si je me porte candidat, c’est que je serai élu ».
Davis R -Midi


Faran'ny volana io izany ilay fepotoana nomen'ny miaramila??
Fampaherzan-tena sisa ty klé:-D :-D
6. pikatti ( 15/04/2010 11:18)
(Conseil Supérieur Mixte de la Médiation et de l’Éthique) CSMME, CENI, CST… Madagascar aurait dû étre un modèle. Leçon de vocabulaire: C comme Calvaire, Complot, ou encore Coup d’État qui engendra la Crise.
Sefoben'io indray i Noely izao tsy lasa indray ozy lery le hinana mofodopaina foana miaraka @ rabazilozitra ao @ masoin de retraite ao à Fresnes zany :lol:
Iza sisa no mbola tsy no mbola tsy nahazo toerana,haingana ilahy isany fa ho soloina ny gouvernemanta @ herinandro ambony :-D
7. vitalkamaoly ( 15/04/2010 13:29)
milay kosa le paoziko miaraka @ le tenue sy rangers an.ntsay ntsay ntsay
otran'reny komando vazaha reny mitsy.hon hon :^)
8. AndriambyII ( 15/04/2010 22:05)
[quote=Bazilou]

Puuuuttttttaiiiiiiinnnnnnnnn !! c' est la cata toooootttttalllllllle lollll

:idea: :idea:
9. Bazilou ( 15/04/2010 23:56)

Ati-dahy maty ozatra io ve no soloinan'papanoely :-D
10. bekiraro ( 16/04/2010 00:13)
Monibou bandy lian-drà be io tary io, ireny olona mpamono olona t@ andron'i deba , ireny no anisan'ny namono t@ andron'ireny tts vs kung fu,...nanomé baiko nititra olona nakeny Iavoloha ireny ...Ratsimandrava?? Rakotomalala?? .... :oops: :oops:
Manahy aho fa mila an'io bandy io ny FAT satria na nandra ny hetsika Magro sy ny hafa ny miaramila dia tsy voasakana foana, ka asa ity olona retraite naverina ity no tena vahaolana amam-p(F)ATY :cry: :cry:
11. Bazilou ( 16/04/2010 00:26)
Mba avoahy any daholo ny zava-doza nataon-drangahy Mounibou Ismaël hoe :roll: 8O :oops:
12. pikatti ( 16/04/2010 12:43)
Miaramila goaka antitra tsy mahazaka kiraro itony ve no averina eto indray klé, tsss, aiza le novazavazaina teny @ 13 May hoe ny tanora ihany e, ny tanora , inona tony olona avy any @ maison de retraite reto ry bazylou a :-D :-D bazylozitra oz ry zalahy =)) ^:^
13. diloo ( 16/04/2010 13:22)
Sali jiaby,
Tsy lery ve ilay akaikin'ilay zandary bekibo voky THB io, en tenue civile?
Tena rehefa mandinika ny inclinaison ny lamosiny sy ny lohany ary ny démarche an'lery, dia hoatran'ny olona zatra mitondra tehana. Manao pas ny olona atteint par le début de la maladie de Parkinson.
Rehefa mandinika ny tarehiny kosa, dia mampatsiahy ny tarehin'ny i Mal. Pétain.
Ny famerenana ireo gagantitra angamba midika fa mbola tsy matotra ny tanora te hitondra ny fanjakana.Porofon'izany, en 1 an le jeune lapin sortie du HAT(chapeau en anglais), est toujours entrain de sucer sa sucette sans grande conviction de convaincre la CI.Il a toujours besoin d'étre guidé par ses mentors. Un peu comme il espérait étre guidé par son guide Khadafi qui a été lâché par l'UA.
Pour l'instant Mada est son matériel DJ non audible car atteint par le délestage
de la jirama.=))
Bref! :wink:
14. pikatti ( 16/04/2010 13:51)


Slt Diloo,


Philippe Pétain
AKA Henri-Philippe Pétain

Born: 24-Apr-1856
Birthplace: Cauchy-à-la-Tour, Pas-de-Calais, France
Died: 23-Jul-1951
Location of death: ÃŽle d'Yeu, Vendée, France
Cause of death: unspecified
Remains: Buried, Port-Joinville Cemetery, Vendée, France

Gender: Male
Race or Ethnicity: White
Sexual orientation: Straight
Occupation: Head of State

Nationality: France
Executive summary: Leader of Vichy France

Military service: French Army (Commander-in-Chief, WWI)

Wife: François de Hérain (div., one child)
Wife: Eugénie Hardon (m. 14-Sep-1920, until his death)

Prime Minister of France (1940-42)
French Academy 1929
Treason Convicted 1946, sentenced to death, commuted



Io bain be mifoka sorah io le izy nefa efa marary havokavoka? :lol:
Miverina indray ty ny collabo sao misy voafandriaka lisany
Famintinana fohifohy;
Io Monibou (homme de paille)io no nanome hevitra an'i Rajoelina ny haka an'i AVC ho PM, io no nodimbiazan'ny Ndrinarijaona tao @ GEMGAN, ireo lery miaraka @ ekipany i Bruno be kibo le zandary nihinan-drery ny volan-dra8 saika hanampiana ny fianakaviaben'ny zandary e :lol: ilay kibotaina nifaly t@ le kibotaina Zafera zandary FIGN
Betsaka ihany FIS de Pé(u)tain ao zany klé
15. fijo ( 16/04/2010 21:59)
ita fa taranany aby reo ko
16. diloo ( 17/04/2010 02:45)
ilay kibotaina nifaly t@ le kibotaina Zafera zandary FIGN
Betsaka ihany FIS de Pé(u)tain ao zany klé
=)) =))
Fis de Pé(u)tain =)) =))
Grave Rapika kle. :wink:
Merci amin'ilay sary.Misy hitovizany tokoa:jereo ilay mositasy borosy kiraro :-D
:wink:
17. Mirananirina ( 17/04/2010 06:41)
Olom-baovao ihany no andrasanay,mankaleo ireo taloha
18. pikatti ( 18/04/2010 22:02)
Merci amin'ilay sary.Misy hitovizany tokoa:jereo ilay mositasy borosy kiraro
sady le fikafika tsy manjary io tena hitovizan-dry zalahy ireo koa :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0461