Silamo nihaiky ny hitany.
41. Ratoa
(
20/04/2010 23:51)
Ny Jodaisma ihany izao no mba hitako tsy maika mampadika olona hanaraka ny finoany firy ary tsy filamatrany izany.tsy manambady jiosy raha tsy mivadika ho jiosy
42. soanja
(
21/04/2010 00:52)
Hinagasy:
Ny niainako indray dia mifamadika amin'io tantarain'i Soanja io.
Tany Madagasikara aho tsy mba nifanerasera tamin'ny olona silamo ary azoko atao hoe nanana fijery tsy dia tsara tamin'ny fivavahana silamo, noho ny tontolo niainako. (ivo kristianina sy ny haino amanjery any amintsika koa).
Tonga tany USA aho dia nahazo namana fianakaviana silamo tena hiringiriny, fa dia niaky aho fa mbola tsy nahita olona tso-po, tia olona ary marina tahaka izany. Tsy mbola nitarika ahy na indray mandeha aza izy hivadika silamo fa ny kristianina teo amin'ilay toerana no tonga manakotaba azy ireo hivadika kristianina.
Naha velo-panontaniana ahy mihitsy, ka nahatonga saina ahy fa tsy an'ny kristianina irery ny famonjena sa ny fanjakan'ny lanitra moa izany, fa raha misy izany dia ireo couple fantatro ireo no anisan'ny mendrika an'izany na dia tsy manara-dia an'i Jesoa amin'ny anarana aza izy fa ny zavatra ataony sy katsahiny rehetra dia hitako miandala amin'ny tena atao hoe fahamarinana.(tsy ny religion-any no lazaiko hoe fahamarinana fa ilay fahamarinana sy ny tsara azo atao hoe universel na ho an'ny olona tsy mino aza!)
Marina izany Hinagasy. Raha ny fifandraisako tamin'i Said dia tsy nisy pentina tokoa. Afapo aho na dia tsy nitovy aza ny finoanay. Izy tsy nanezaka hamadika ahy moa za tsy nanonona izay Xtianina taminy mihitsy. Izy koa anefa dia hitako tena tsara fanahy tokoa.
Zavatra iray fantatro anefa dia hoe raha vao naman'i Arabo hono ianao dia namany tanteraka. Tsy hamadika anao izy ary hitia anao tokoa amin'ny fony sy ny fisainany. Ka izy moa Arabo dia izay no zavanisy taminay.
Izay anefa moa tsy nolazaiko satria tsy izay no tena tiako tsindriana tamin'iny fa ny fahitany ny taty Amerika noho ny fahenoany fa ratsy saina ny Amerikanina satria tsy mino an'Andriamanitra ny ankamaroany.
43. rakapy
(
21/04/2010 07:36)
Hoy i Hinagasy
Tena marina tokoa ny voalazanao. Tsy ny kristianina irery no atao hoe olona tsara sy voavonjy.
Ny fahatsarana sy ny famonjena dia natao ho an'izay rehetra manao ny tsara , tsy misy ankanavaka na mpino na tsy mpino.
Naha velo-panontaniana ahy mihitsy, ka nahatonga saina ahy fa tsy an'ny kristianina irery ny famonjena sa ny fanjakan'ny lanitra moa izany,
Tena marina tokoa ny voalazanao. Tsy ny kristianina irery no atao hoe olona tsara sy voavonjy.
Ny fahatsarana sy ny famonjena dia natao ho an'izay rehetra manao ny tsara , tsy misy ankanavaka na mpino na tsy mpino.
44. ravonjison
(
21/04/2010 08:06)
Hinagasy:
Ny niainako indray dia mifamadika amin'io tantarain'i Soanja io.
Tany Madagasikara aho tsy mba nifanerasera tamin'ny olona silamo ary azoko atao hoe nanana fijery tsy dia tsara tamin'ny fivavahana silamo, noho ny tontolo niainako. (ivo kristianina sy ny haino amanjery any amintsika koa).
Tonga tany USA aho dia nahazo namana fianakaviana silamo tena hiringiriny, fa dia niaky aho fa mbola tsy nahita olona tso-po, tia olona ary marina tahaka izany. Tsy mbola nitarika ahy na indray mandeha aza izy hivadika silamo fa ny kristianina teo amin'ilay toerana no tonga manakotaba azy ireo hivadika kristianina.
Naha velo-panontaniana ahy mihitsy, ka nahatonga saina ahy fa tsy an'ny kristianina irery ny famonjena sa ny fanjakan'ny lanitra moa izany, fa raha misy izany dia ireo couple fantatro ireo no anisan'ny mendrika an'izany na dia tsy manara-dia an'i Jesoa amin'ny anarana aza izy fa ny zavatra ataony sy katsahiny rehetra dia hitako miandala amin'ny tena atao hoe fahamarinana.(tsy ny religion-any no lazaiko hoe fahamarinana fa ilay fahamarinana sy ny tsara azo atao hoe universel na ho an'ny olona tsy mino aza!)
Dia somary hafa kely noho io indray ny experience personel ananako.
Izaho tany @ tony "centre de langue " tony t@ vao nanomboka nianatra tatý, dia nisy mpianatra vahiny betsaka niaraka taminay tao. Anisan ' izany ny ireo arabo avy any Yemen roa. Tena anisan' ireo izay mivavaka araka ny fomba silamo isan' andro.
Dia ny etranges dia lasa mpinamana daholo, ary anisan ' ny mpinamana tokoa izaho sy ireo Yemenite roa ireo. Nanasa ahy nisakafo foana izy ireo sns....
Indray andro anefa nanao " histoire geographie " izahay tao ampianarana, ka tonga tany @ hoe : iza marina no tena tompotany ao israel ? Ny jiosy ve sa ireo palestiniens ? Izaho moa nilaza ny hevitro hoe tsy possible raha rohasina fotsiny ny jiosy hiala ao Israel, satria taniny koa io. Izy ireo moa nanda izany, ary nanamafy fa ny palestiniens ihany no tokony hipetraka ao. Gaga ihany izy ireo hoe : ahoana no ahazoan ' ny bandy kely iray avy any Dago hiresaka lalina an ' i Israel sy ny olany ?
Nony hariva ny andro dia tonga tao amin' izy ireo aho hanohy ilay ady hevitra, ary dia niady hevitra hatramin'ny 24ora alina.
Hatramin' iny fotoana iny dia somary nalazo ilay finamananay.
Mifampiarahaba sy miresaka normal ao ampianarana, fa tsy nanasa ahy hisakafo intsony izy ireo.
45. rakapy
(
21/04/2010 08:13)
Ka izay Ravonjison no ilazao hoe tsy izay rehetra mitondra ny anarana hoe silamo, xana, Frantsay, Amerikanina, nigerian, boudhist,pasitera,masera sns... dia tsara na ratsy avokoa. Io dia resaka personalite.
46. soanja
(
21/04/2010 13:20)
ravonjison:
Hinagasy:
Ny niainako indray dia mifamadika amin'io tantarain'i Soanja io.
Tany Madagasikara aho tsy mba nifanerasera tamin'ny olona silamo ary azoko atao hoe nanana fijery tsy dia tsara tamin'ny fivavahana silamo, noho ny tontolo niainako. (ivo kristianina sy ny haino amanjery any amintsika koa).
Tonga tany USA aho dia nahazo namana fianakaviana silamo tena hiringiriny, fa dia niaky aho fa mbola tsy nahita olona tso-po, tia olona ary marina tahaka izany. Tsy mbola nitarika ahy na indray mandeha aza izy hivadika silamo fa ny kristianina teo amin'ilay toerana no tonga manakotaba azy ireo hivadika kristianina.
Naha velo-panontaniana ahy mihitsy, ka nahatonga saina ahy fa tsy an'ny kristianina irery ny famonjena sa ny fanjakan'ny lanitra moa izany, fa raha misy izany dia ireo couple fantatro ireo no anisan'ny mendrika an'izany na dia tsy manara-dia an'i Jesoa amin'ny anarana aza izy fa ny zavatra ataony sy katsahiny rehetra dia hitako miandala amin'ny tena atao hoe fahamarinana.(tsy ny religion-any no lazaiko hoe fahamarinana fa ilay fahamarinana sy ny tsara azo atao hoe universel na ho an'ny olona tsy mino aza!)
Dia somary hafa kely noho io indray ny experience personel ananako.
Izaho tany @ tony "centre de langue " tony t@ vao nanomboka nianatra tatý, dia nisy mpianatra vahiny betsaka niaraka taminay tao. Anisan ' izany ny ireo arabo avy any Yemen roa. Tena anisan' ireo izay mivavaka araka ny fomba silamo isan' andro.
Dia ny etranges dia lasa mpinamana daholo, ary anisan ' ny mpinamana tokoa izaho sy ireo Yemenite roa ireo. Nanasa ahy nisakafo foana izy ireo sns....
Indray andro anefa nanao " histoire geographie " izahay tao ampianarana, ka tonga tany @ hoe : iza marina no tena tompotany ao israel ? Ny jiosy ve sa ireo palestiniens ? Izaho moa nilaza ny hevitro hoe tsy possible raha rohasina fotsiny ny jiosy hiala ao Israel, satria taniny koa io. Izy ireo moa nanda izany, ary nanamafy fa ny palestiniens ihany no tokony hipetraka ao. Gaga ihany izy ireo hoe : ahoana no ahazoan ' ny bandy kely iray avy any Dago hiresaka lalina an ' i Israel sy ny olany ?
Nony hariva ny andro dia tonga tao amin' izy ireo aho hanohy ilay ady hevitra, ary dia niady hevitra hatramin'ny 24ora alina.
Hatramin' iny fotoana iny dia somary nalazo ilay finamananay.
Mifampiarahaba sy miresaka normal ao ampianarana, fa tsy nanasa ahy hisakafo intsony izy ireo.
Normal be izany fa raha ny zavatra tena maha sensitive azy kosa ve no iadivanareo hevitra dia tsy ho toy izany izy. Izy efa manana ny finoany sy ny fahatsapana heveriny.
Raha io resaka tany Israel sy Palestiniana io dia tsy fanao ianao ao amin'ny Arabo sy ny Jiosy mihitsy. Raha te hinamana dia aza miditra amin'io pataloha tery io- indrindra raha Arabo no iresahana. Mahasarotiny azy ireo io.
Indray mandeha izay tany New Mexico dia nisy Peace corps iray nanao famelabelarana momba an'i Dago. Izy moa dia nilaza fa dia soa izao Dago izao ary tsara fanahy ny olona. Vory ny olona ary samy nilaza ny heviny teo. Indro nisy PC hafa nitsangana ary nanaratsy ary tena namingavinga an'i Madagasikara sy ny olony. Gaga daholo ny Malagasy rehetra tao ary farany moa dia naka fitenenana aho niteny hoe miala tsiny raha tsy nahafapo anao ny tanindrazanay saingy tsy midika izany fa izay olana niainanao dia niainan'ny hafa daholo fa isika olombelona samy manana ny luck na ny riziky na anjara amin'ny fiainana. Mino aho fa 85% ny PC mankany dia mankatia an'i Dago daholo. Ie, hoy ny rehetra PC hafa namaly tao.
Vita ny fety dia namonjy niresaka tamiko izy. Hoy izy hoe tokony mba hifandray sy hifampiresaka, dia hoy aho hoe somary tsy manam-potoana aho fa mila mandeha amin'izay. Gaga izy dia niteny hoe ilay resaka tary ve no tsy tianao? Dia hoy aho hoe ho faly tokoa aho raha hanoro anao ny hatsaran'ilay tanindrazako saingy aleoko mandany fotoana mifandray amin'olona vonona hijery zavatra amin'ny + fa tsy - satria voafetra ihany ny enerjia ananako. Na izany anefa na tsy izany dia hisaotra anao aho tamin'ny fanampianao sy finiavanao hanampy ny Malagasy sy ny hafa.
Izy moa nisaotra za koa tsy sarotiny.
