Silamo nihaiky ny hitany.

21. ikaretsaka ( 12/04/2010 16:22)
Toa efa nohazavain'i soanja ao ambonimbony ao ihany ny tiany hahatongavana ka.. ary efa nofintiniko tsotsotra
Za nge tsy manda hoe tsy mahaliana le tantara sy ny tianao hahatongavana e..mahafinaritra tokoa le izy fa hoe miady sy/na mifandraika @ le tian'i soanja avoaka ve?
Fa misaotra nizara na izany aza
22. milamm ( 13/04/2010 10:01)
tsy hanitatra an'iny resaka iny aho ry ika ,ataoko fa matoa nentiny soanja eto ny loha-hevitra dia mahaliana azy ny hevitry ny hafa,tsy mahasakana izany fifanakalozana izany izay heveriny ika ho famitinana fa loabary an-dasy ny resaka eto raha tsy diso aho .Zo sy fahafahana ny milaza ny fijeriny rehetra ka
aleo halalaka ny tafatafa,najainy rehetra ny voalazany zoky de aleo ho toy izay koa ny hafa :wink:
23. ravonjison ( 13/04/2010 15:28)
[quote=soanja]

Gaga be tokoa anefa izy nony niresaka tamiko fa hoy izy hoe mahagaga ahy ny olona aty US fa tsy nampoiziko mihitsy. Manao ny fomba takiana ao anaty Coran izy ireo nefa tsy nianatra izany akory sy tsy nilazana izany no sady mety tsy mahalala an'i Allah akory. Ny tiany hambara dia tsara fanahy daholo ny olona nifandray taminy. Manampy azy aminkitsipo izay zavatra tsy hainy ka nilany fanampiana nefa mety tsy mahalala azy akory ireo olona fa dia tampotampoka any amin'izay alehany any. Gaga koa izy fa afaka mamerina entana tsy mifanaraka aminao any amin'ny mangazay raha sanatria ka nividy izany entana izany ianao ka tsy simba na nisy simba avy any ampotony ny entana. Miaina ny fiainana takian'i Allah amin'ny fifandraisana ny aty hoy izy sady nitsiky tamiko. Dia hoy aho taminy, Imam tadidio fa ao anatin'ireo olona rehetra ireo i Allah na dia tsy mino ny fisiany aza izy ireo....

Itý indray ny ahy no mba azoko lazaina mikasika an' io.
Ny akamaroan' ny arabo fantatro, na ireo hitako @ telé, dia matetika manaratsy an' i Amerika no ataony. Ny anisan' ny antony mahatonga izany moa dia itý : ireo vahoaka arabo ireo ( ny valala be mandry) dia voasasa daholo ny atidohany, eo @ fiainana andavanadro rehetra mihitsy. Anisan' ny toerana fanaovana izany ny mosquée, ampiarahina @ Coran. Noho izany ny fomba fisainan' izy ireo dia mifanaraka @ ireo " informations " hiniana hatolotra sy hasesika azy. Itony ankizilahy kely izay ampianarina mitokana itony, ny matiere mibahana ao dia ny Coran, ny fanaratsiana an' i Amerika etsy andaniny......dia efa tsy lazaina intsony.

Ka tsy dia mahagaaga ahy loatra raha nisokatra ny mason' ilay ranamana, satria ireo " informations " nomena azy tany an-toerana dia mazava hoa azy fa tsy mifanaraka @ zava-misy velively

24. ikaretsaka ( 13/04/2010 16:35)
Marina tanteraka io ravonjy.. izay no mahatonga ahy miteny hoe aza mihanona @ ze voalaza sy nolazain'olona anao fotsiny fa mandehana koa mitrandraka sy manadihady ho anao raha manana opportunity.
Ary nahatonga anahako tsy hino loatra ny "zao hono de ekeo. Sy inoy fotsiny"
25. niryna ( 14/04/2010 04:01)
soanja:

Gaga be tokoa anefa izy nony niresaka tamiko fa hoy izy hoe mahagaga ahy ny olona aty US fa tsy nampoiziko mihitsy. Manao ny fomba takiana ao anaty Coran izy ireo nefa tsy nianatra izany akory sy tsy nilazana izany no sady mety tsy mahalala an'i Allah akory. Ny tiany hambara dia tsara fanahy daholo ny olona nifandray taminy. Manampy azy aminkitsipo izay zavatra tsy hainy ka nilany fanampiana nefa mety tsy mahalala azy akory ireo olona fa dia tampotampoka any amin'izay alehany any.
satria samihafa ny fomba sy ny firenena ary ny fiainana ka mahatonga ny hafa ho alalaka sy anjakan'ny fitiavana.Afaka mizara azy amin'izay fa ny olona izay miainana ankalalana dia afaka mizara ankalalana ihany koa ary ilay Atra izay tovozina isan'andro no ampiharina amin'ny fiainana mba ho fantatry ny hafa tokoa fa tsy atao tsianjery araka ny eritreritry ny hafa na ho robot ilay Atra izay hinoany fa tena ampiharina amin'ny fiainana ny teny izay nomeny

Nihomehy kely izy. Nefa anie ny anay any Ejipta sy any ankafa Silamo dia zara raha manao ireo fomba fitiavana takiana ireo ny olona hoy izy. Nefa dia ampianarina isanandro ary lazaina isanandro eo ambava eo.
ka na ampianarina aza anie ny olona rehefa tsy mampiantra izany nampianarana azy izany dia toy ny rano mitete eo ambonin'ny lamosingisa fotsiny e

Misaotra an'i soanja nizara

Ireto ary misy olona nijoro vavolombelona silamo nivadika ho kristiana

http://www.youtube.com/watch?v=I1cSSFJGfN0&feature=related

Jesosy kristy niresaka tamin'ilay lehilahy

http://www.youtube.com/watch?v=bHiYzTzkGY8&feature=related
Ity koa misy iray.Rehefa sendra nifanena tamin'ity kristiana izy ka nasainy nisakafo tany an-tranony ary teo no nahitany fa hafa ny fomba kristiana,mivavaka alohan'ny hisakafo,nahita ny fiainana hafa eny fa na dia nandeha niangona tany amin'ny mosque-ny aza izy ary nitady an'Atra dia tsy nahita fifaliana.

http://www.youtube.com/watch?v=yS6GzsLWih0&feature=related
tsy vitan'ny niova fo fotsiny izy fa natao batisa mihitsy ary dia nanomboka nanana fitiavana,nangataka famelankeloka ny olona ihany koa

http://www.youtube.com/watch?v=9MdM7rKEXM0&feature=related
nanambady kristiana izy ary nieritreritra ny amadika ny vadiny ho silamo.Tao antsainy dia nieritreritra izy fa dondrona ny kristiana ary izy dia mahay sy mahiratra. Nianatra ny boliny izy saingy rehefa namadika ny baiboly izy dia nahatsikaritra fa resaka fitiavana no tena resahina tao anatin'ny baiboly izay tsy itany tao anatin'ny bokiny
26. milamm ( 14/04/2010 09:33)
vatsikaritro ihany koa fa misy tosika sy fanovana foana ny tontolony finoana sy fivavahana t@ vanimpotoana nivoarany tantarany zanak'olombelona noho ny fanjakany tany,raha ity taonjato ity zao dia feno ohatra marobe ifangaroany politika sy fivavahana( reo silamo radical extremist,sinoa sy ny tibetain ary ny kristiana sy ireo tsy voatanisa).Volavolainy mpanao politika ny rafitra fivoarany ireny finoana ireny ampiasainy aza ahazaana toerana eo anivony fiarahamonina
27. soanja ( 14/04/2010 13:37)
milamm:

Efa hatramin'izay no nisian'ny politika teo amin'ny sehatry ny finoana. Ka na io Xtianisma inoan'ny be dia be eto io aza dia efa tany amboalohany no niainan'ny politika taminy. Raha tsy nandray an-tanana ny finoana Xtianina ny tao Roma dia tsy toy izao no mety fizotry ny fivoaran'ny Xtianisma.

Ny finoana dia azo lazaina fa politika tokoa.

28. soanja ( 14/04/2010 13:40)
milamm:

tsy hanitatra an'iny resaka iny aho ry ika ,ataoko fa matoa nentiny soanja eto ny loha-hevitra dia mahaliana azy ny hevitry ny hafa,tsy mahasakana izany fifanakalozana izany izay heveriny ika ho famitinana fa loabary an-dasy ny resaka eto raha tsy diso aho .Zo sy fahafahana ny milaza ny fijeriny rehetra ka
aleo halalaka ny tafatafa,najainy rehetra ny voalazany zoky de aleo ho toy izay koa ny hafa :wink:

Marina izany. Hisokafan'ny adihevitra no nitondrako ny resaka ary mivelatra araka izay tian'ny rehetra hitondrana azy tokoa io loha-hevitra io. Misaotra nizara.

29. soanja ( 14/04/2010 13:44)
ravonjison:

Itý indray ny ahy no mba azoko lazaina mikasika an' io.
Ny akamaroan' ny arabo fantatro, na ireo hitako @ telé, dia matetika manaratsy an' i Amerika no ataony. Ny anisan' ny antony mahatonga izany moa dia itý : ireo vahoaka arabo ireo ( ny valala be mandry) dia voasasa daholo ny atidohany, eo @ fiainana andavanadro rehetra mihitsy. Anisan' ny toerana fanaovana izany ny mosquée, ampiarahina @ Coran. Noho izany ny fomba fisainan' izy ireo dia mifanaraka @ ireo " informations " hiniana hatolotra sy hasesika azy. Itony ankizilahy kely izay ampianarina mitokana itony, ny matiere mibahana ao dia ny Coran, ny fanaratsiana an' i Amerika etsy andaniny......dia efa tsy lazaina intsony.

Ka tsy dia mahagaaga ahy loatra raha nisokatra ny mason' ilay ranamana, satria ireo " informations " nomena azy tany an-toerana dia mazava hoa azy fa tsy mifanaraka @ zava-misy velively

Ka izay indrindra anie no tena fotokevitro eto raha nitondrako azy dia hoe tsy voatery izay notenenina sy nankalazaina (haino aman-jery, fampianarana, toriteny finoana, sns sns) any aminao no momba ilay olona na vondron'olona n'inona n'inona fa ilaina lalandava fikarohana akaiky ary mety iainana koa aza vao tena afaka hisokatra ny masom-panahy ka ahita ny tena zavamisy.

Isaorako tanteraka Andriamanitra/Allah nitarika an'i Said ho tody taty Amerika mba ahitany ny marina momba ny olona izay heveriny fa fahavalony ohatra.

30. ikaretsaka ( 14/04/2010 14:08)
niryna> tsisy idiran'ny silamop nivadika ho kristianina loatra angamba ilay resak'i soanja eto fa hoe le fahatongavan-tsainan'ilay olona hoe "anarany moa izaho sy izahay no mba... silamo (azo atao hoe kristianina) nefa kay ny karazan'olona tsy ohatra anay sy tsy mino izay inoanay akory ity aza mahavita zavatra soa betsaka noho zahay"

_>izay le "fandinihan-tena ery niryna an"
I said no resaka eto fa mety ho avy koa ny anjaran'i niryna
31. soanja ( 15/04/2010 14:23)
niryna:

soanja:

Gaga be tokoa anefa izy nony niresaka tamiko fa hoy izy hoe mahagaga ahy ny olona aty US fa tsy nampoiziko mihitsy. Manao ny fomba takiana ao anaty Coran izy ireo nefa tsy nianatra izany akory sy tsy nilazana izany no sady mety tsy mahalala an'i Allah akory. Ny tiany hambara dia tsara fanahy daholo ny olona nifandray taminy. Manampy azy aminkitsipo izay zavatra tsy hainy ka nilany fanampiana nefa mety tsy mahalala azy akory ireo olona fa dia tampotampoka any amin'izay alehany any.
satria samihafa ny fomba sy ny firenena ary ny fiainana ka mahatonga ny hafa ho alalaka sy anjakan'ny fitiavana.Afaka mizara azy amin'izay fa ny olona izay miainana ankalalana dia afaka mizara ankalalana ihany koa ary ilay Atra izay tovozina isan'andro no ampiharina amin'ny fiainana mba ho fantatry ny hafa tokoa fa tsy atao tsianjery araka ny eritreritry ny hafa na ho robot ilay Atra izay hinoany fa tena ampiharina amin'ny fiainana ny teny izay nomeny

Nihomehy kely izy. Nefa anie ny anay any Ejipta sy any ankafa Silamo dia zara raha manao ireo fomba fitiavana takiana ireo ny olona hoy izy. Nefa dia ampianarina isanandro ary lazaina isanandro eo ambava eo.
ka na ampianarina aza anie ny olona rehefa tsy mampiantra izany nampianarana azy izany dia toy ny rano mitete eo ambonin'ny lamosingisa fotsiny e

Misaotra an'i soanja nizara

Ireto ary misy olona nijoro vavolombelona silamo nivadika ho kristiana

http://www.youtube.com/watch?v=I1cSSFJGfN0&feature=related

Jesosy kristy niresaka tamin'ilay lehilahy

http://www.youtube.com/watch?v=bHiYzTzkGY8&feature=related
Ity koa misy iray.Rehefa sendra nifanena tamin'ity kristiana izy ka nasainy nisakafo tany an-tranony ary teo no nahitany fa hafa ny fomba kristiana,mivavaka alohan'ny hisakafo,nahita ny fiainana hafa eny fa na dia nandeha niangona tany amin'ny mosque-ny aza izy ary nitady an'Atra dia tsy nahita fifaliana.

http://www.youtube.com/watch?v=yS6GzsLWih0&feature=related
tsy vitan'ny niova fo fotsiny izy fa natao batisa mihitsy ary dia nanomboka nanana fitiavana,nangataka famelankeloka ny olona ihany koa

http://www.youtube.com/watch?v=9MdM7rKEXM0&feature=related
nanambady kristiana izy ary nieritreritra ny amadika ny vadiny ho silamo.Tao antsainy dia nieritreritra izy fa dondrona ny kristiana ary izy dia mahay sy mahiratra. Nianatra ny boliny izy saingy rehefa namadika ny baiboly izy dia nahatsikaritra fa resaka fitiavana no tena resahina tao anatin'ny baiboly izay tsy itany tao anatin'ny bokiny

Za indray aloha ry Nyrina tsy niteny na iray momba ny Xtianina tamin'i Said ary tsy mba hiteny amin'i Said koa hoe manaraha ka ialao I Allah fa izy anie miasa ihany na mino ianao na tsy mino. Tsy niteny izany aloha aho fa dia izay hitany dia isaorako an'i Allah be dia be tokoa satria sady nanampy azy, nanampy ahy no nanampy ny hafa nanome fitiavana an'i Said.

32. rakapy ( 15/04/2010 14:32)
Hoy i Soanja

Ka ilay izy anie efa lasa automatique be hoe rehefa tsy kristianina dia tokony hivadika ho kristianina e! :-D
33. soanja ( 17/04/2010 19:01)
rakapy:

Fisainana tokoa izany ka fisainana.

34. ikaretsaka ( 17/04/2010 23:00)
robot e
35. Ratoa ( 18/04/2010 21:01)
dia misy ny fisainana hoe rehefa tsy silamodia tokony hivadika ho silamo :lol: :lol: :lol:
36. soanja ( 19/04/2010 01:27)
Ratoa:

dia misy ny fisainana hoe rehefa tsy silamodia tokony hivadika ho silamo :lol: :lol: :lol:

Ie. Izay no antsoina hoe "Jihad" ara-panahy amin'i Silamo. Atao izay hamadihana ny tsy silamo ho silamo. Ny Jodaisma ihany izao no mba hitako tsy maika mampadika olona hanaraka ny finoany firy ary tsy filamatrany izany.

37. ikaretsaka ( 19/04/2010 22:53)
ka ny judaisme tsy mila kil ny fahitako azy fa 'religion exclusive'
38. soanja ( 20/04/2010 01:06)
ikaretsaka:

ka ny judaisme tsy mila kil ny fahitako azy fa 'religion exclusive'

Izay mantsy.

39. ikaretsaka ( 20/04/2010 14:23)
"vahoaka voafidy" fa tsy "nifidy tena" hoy ilay mompera izay
40. Hinagasy ( 20/04/2010 22:19)
Ny niainako indray dia mifamadika amin'io tantarain'i Soanja io.
Tany Madagasikara aho tsy mba nifanerasera tamin'ny olona silamo ary azoko atao hoe nanana fijery tsy dia tsara tamin'ny fivavahana silamo, noho ny tontolo niainako. (ivo kristianina sy ny haino amanjery any amintsika koa).
Tonga tany USA aho dia nahazo namana fianakaviana silamo tena hiringiriny, fa dia niaky aho fa mbola tsy nahita olona tso-po, tia olona ary marina tahaka izany. Tsy mbola nitarika ahy na indray mandeha aza izy hivadika silamo fa ny kristianina teo amin'ilay toerana no tonga manakotaba azy ireo hivadika kristianina.
Naha velo-panontaniana ahy mihitsy, ka nahatonga saina ahy fa tsy an'ny kristianina irery ny famonjena sa ny fanjakan'ny lanitra moa izany, fa raha misy izany dia ireo couple fantatro ireo no anisan'ny mendrika an'izany na dia tsy manara-dia an'i Jesoa amin'ny anarana aza izy fa ny zavatra ataony sy katsahiny rehetra dia hitako miandala amin'ny tena atao hoe fahamarinana.(tsy ny religion-any no lazaiko hoe fahamarinana fa ilay fahamarinana sy ny tsara azo atao hoe universel na ho an'ny olona tsy mino aza!)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0655