artista évangélique vao namoaka rakikira, tena mahaliana
1. moustaraf
(
10/04/2010 14:13)
bonjour, misy artiste iray vao namoaka rakikira évangelique aty dago, tena mahafinaritra be le izy fa tsy haiko ny mampiditra azy ato ho zaraina amintsika rehetra
novalian'i bichette ny 09/07/2010 06:22
2. soanja
(
10/04/2010 16:05)
moustaraf:
bonjour, misy artiste iray vao namoaka rakikira évangelique aty dago, tena mahafinaritra be le izy fa tsy haiko ny mampiditra azy ato ho zaraina amintsika rehetra
Omeo fotsiny ary ny anaran'ilay tarika dia avy eo anjaranay indray mitady azy any an-tsena na am net, n'aiza n'iaza mety hahafantarana azy. Misaotra anao nampilaza ary.
3. MCZ
(
11/04/2010 14:10)
Iza marina ilay artisita , lazao an`i Hery dia izy no mampiditra azy ao eee
4. rijadolly
(
11/04/2010 16:29)
Ankamatatra ve sa ????? IZA ARY Ö?
Vazivazy eo ihany, fa angaha moa efa afaka mampiditra Video ato amin' serasera koa?
Vazivazy eo ihany, fa angaha moa efa afaka mampiditra Video ato amin' serasera koa?
6. niryna
(
14/04/2010 03:06)
rijadolly:
Ankamatatra ve sa ????? IZA ARY Ö?
Vazivazy eo ihany, fa angaha moa efa afaka mampiditra Video ato amin' serasera koa?
eny angamba raha fantatra ilay anarana toy ny youtube sy ny dailymotion na website hafa ,asa anefa aloha :D
7. moustaraf
(
14/05/2010 13:56)
HERINISA no anaran'ilay artiste io, musicien pro niaraka t@ groupe bdb dia tapakevitra fa mmba hidera ny tompo amin zay, fa ambiance tropicale lay iazy dia nasiany fotokevitra hoe: "Ny lela rehetra hidera ny anaran'ny Tompo" ka hira 9 @ teny gasy ofisialy, tatsinanana, angilisy, frantsay, ary swahili; izany hoe mahafehy ny aty @ nosy océan indien ny fiteny ao anatiny, ary koa ny rythme ( segge, salegy, bassessa, sud af, funk ihany koa e),
aiza io no tokony ampidirina mba ifampizarana e
aiza io no tokony ampidirina mba ifampizarana e
