avy aty anao petition omena ny UE

1. feticon ( 09/04/2010 22:31)
aiza daholo ireo mpiara mitolona mafana fo toa an'i ifiona ,yuka,ry mirananirina ,locl,pikatti ,fijo ,zoam ,papoose,hery,vatofototra,noue,diamondra27,diloo,rijadolly, zakilinina milamm,tess ,stilo,ANARIM,vitamatavy sy ireo izay tsy voatanisa maro mpanohana ny ara dalana mba hanao sonia an'ity petition ity
http://www.ipetitions.com/petition/madagascar-callue/
tsy voatery manao fanampiana fa juste signature fotsiny ho mariky ny fandraisana anjara ho aminny fitolomana misy
novalian'i pikatti ny 14/04/2010 10:33
2. diloo ( 10/04/2010 00:50)
Tsy voatery manao fanampiana!
Nameno sy nanindry ilay sign aho, saingy tsy niseo ilay valiny fa next + paypal no nitohy. :?: :?
3. diloo ( 10/04/2010 01:01)
Désolé fa mety ilay sign pétition.
Tsindrina ilay soratra "signatures", dia hita ao daholo ny mpanao pétition.
Name: Diloo on Apr 10, 2010
Comments: Nous demandons à l'UE d'aider un peuple entier qui ne cherche qu'à appliquer les règles internationales et régionales, et d'apporter tout son soutien à Madagascar dans l'application des accords de Maputo et de l'acte additionnel d'Addis Abeba.

Diloo Laharana 331 et 332
Ho ela velona Madagasikara
:-* :*
4. diloo ( 10/04/2010 01:03)
Misaotra Feticon
:-* :*
5. xxx3 ( 10/04/2010 09:45)
jereo ao @ 352 aho ,misaotra lesy feticon an :-* :-* :-*
6. ifiona ( 10/04/2010 09:58)
nankaiza marina zay fetison e!
7. milamm ( 10/04/2010 10:12)
misaotra rafety a ,Ho ela velona Madagasikara
8. xxx3 ( 10/04/2010 10:26)
vao nihangona teny alarobia izy t@ HMV teo ,somary nahazo aina kely satria manao repos ao antranony sisa
9. ndotofetsy ( 10/04/2010 11:25)
:^) :^) :^) :^)
10. locl ( 10/04/2010 13:43)
Fa ry zareo ireo ve mitampona inona ny masony no isika foana no mila manao premier pas e!
Merci e!
11. pikatti ( 14/04/2010 10:33)
Misaotra leisy bainn a, nasaiko nanao pétition tao daholo koa ny fianakam's :lol:
nankaiza marina zay fetison e!

Ao izy ka vao haingana izy no nanao fanambarana mikasika ny hihaonan'i Ravalomanana sy Rajoelina fa manohana hatrany ny fihaonana miraka @ ireo ankolafy 2 ,Zafy, Ratsiraka sy ny hafa koa ry zareo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0403