eto mitoraka kiraro an'i radomelina daholo

1. bekafara ( 05/04/2010 17:57)
http://nopuschists.bravehost.com/
atao toy ny nahazo an'i bush tany irak
novalian'i bekafara ny 07/04/2010 20:31
2. ndotofetsy ( 05/04/2010 20:24)
12 POINTS =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. ndotofetsy ( 05/04/2010 20:25)
RA WIWI NOTOKONY EO
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. bekafara ( 05/04/2010 21:15)
resiko ialahy ry ndotofetsy an za nahavoa 13 be izao ,ra wiwi tsy sahy hipako lery fa matahotra hono :-D :-D :-D
5. andrywui2002 ( 05/04/2010 21:23)
inona indray lesy t adalana be ataon'ialahy ty rapikany an,mba nanandrana nitoraka ko lesy za fa dadany be raha hisikiva le president ,toy nataoin'i bush mihitsy ,enjana le zalahy ty ka
http://www.dailymotion.com/video/x7qcax_bush-echappe-a-un-jet-de-chaussures_auto
6. andrywui2002 ( 05/04/2010 21:26)
i dada moa lesy no saika haovako ohatran'io nefa izy ity lasa aloha ny fotoana,sady mba misy an le TBS mamofona frome iny ato tena reveko be mihitsy raha hamelezako azy iny :-D :-D :-D
7. pikatti ( 06/04/2010 11:18)
:lol: voatoratorakin'ny kiraro ao elah rawix , zany ny lah refa be fialonana loatra :-D :-D
haingana ela raha hanao chasseur de prime,ao daholo ny tgv mpamono Malagasy
8. AndriambyII ( 06/04/2010 20:29)
Ary mitovy @ docks ko le izy lé annaa !! ooouuuuuayy !!hi hi hi hi !! :-D :-D :-D
9. ndotofetsy ( 06/04/2010 20:31)
bekafara:

resiko ialahy ry ndotofetsy an za nahavoa 13 be izao ,ra wiwi tsy sahy hipako lery fa matahotra hono :-D :-D :-D


nen la isa lakosy be ko




=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. fijo ( 06/04/2010 21:14)
niman ty ty
11. AndriambyII ( 07/04/2010 10:13)
Tena ra wuiksa marna no tokony hoe klé !!! :-D :-D :-D
12. vitalkamaoly ( 07/04/2010 11:32)
itrangao lela fotsiny prezida fa tsy mahavoa anao ireo a. hon hon hon hon :-P :-P =)) =)) =)) =))
13. vitalkamaoly ( 07/04/2010 11:36)
ity kay le tena tranga lela :p :p :p hon hon
14. terrywui ( 07/04/2010 16:53)
MONSIEUR LE PRESIDENT !

HO ELA FANAPAHANA ANIE HIANAO DIA HO TOJO NY TANJONA IRINAY VAHOAKA MALAGASY DIA NY HAMPANDROSO TSY MISY ANKANAVAKAVAKA AN'I MADAGASCAR

HO ELA VELONA
MAKATELINA
RAJOELINA


=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>


15. AndriambyII ( 07/04/2010 20:06)
vive Andry Rajoelina !! =D> =D> =D>
16. bekafara ( 07/04/2010 20:31)
efa tsy sahy mipoipoitra firy intsony fa lasa paranoia be ,izany no aina ka te hanao eo .Tandremo soa miafina ao @ ambasady frantay ao indray an :* :* :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1332