efa voaozona sy voahidy tsara

1. bazylou ( 02/04/2010 20:08)
Tadidio ry zareo fa efa vita depuis 1950, izany mdg sy gasy izany ary tsy hotafala mandrakizay am lafrantsa ireo.
Jereo tsara hoy aho no anaovan nny frantsay azy ary tsy maintsy anompo azy ireo, jereo tsara anie.
Le8nareo aza milelaka frantsay izao fa tsssssssss, ampfilain sarkozy tsara.
Ary lazaiko eto ianareo fa efa nahazo invity i tgv hanao 14juillet aty am champs E.
Tsy misy maharesy ny frantsay ao mdg, na 1 aza. Mpanompony sy andevony daholo ny ao.
Satria ohatran ny maizina tsy misy saina sy hazon damosina azo aodina daholo.

Bref, vive tgv, Ary mitsangana ze mahery hanao aminy anala azy teo
fa io nama tsy tafala eo io av 31 dec 2010 a.

BEeeeeuuurrrrrkkkkkk
novalian'i pikatti ny 06/04/2010 11:51
2. bekafara ( 03/04/2010 07:45)
ialahy no andevony frantsay eto ,tapohiny nahazo RMI sy CMU sy milahatra sakafo eny @ resto de coeur,secour populaire sy croix rouge,sy soupe populaire sns...) ialahy dia manambany ny gasy.Hitako anie ialahy no sady fantako e.
Ireo mbola manana ny atao hoe digniteny mihoatra lavitra an'ialahy leche cul ny vazaha masiso :-D :-D :-D
beurkkkkkkkkkkkkkk aza mba nandra ihany
3. rijadolly ( 03/04/2010 10:15)
bazylou :
Tadidio ry zareo fa efa vita depuis 1950, izany mdg sy gasy izany ary tsy hotafala mandrakizay am lafrantsa ireo.
Misaotra anao nampianatra toa heo 50 taona ilay fanarahana bazylou sa za no diso?
bazylou:
Jereo tsara hoy aho no anaovan nny frantsay azy ary tsy maintsy anompo azy ireo, jereo tsara anie.
Dia in no fika atao marina? mba hatoroy bazylou ra oh mahita fika ry se a!
Le8nareo aza milelaka frantsay izao fa tsssssssss, ampfilain sarkozy tsara.
toa tsy hoe nanao fifanarahana izany hono Ravalomanana amin' ilay vaovao nalefan' Vatofototra ao ambany ao http://www.vatofototra.com/topic1/index.html sa misy vaovao hafa hitan' se any mba alefao eto ohatry ny hataon' Vatofototra e! lina be mantsy aho.
Ary lazaiko eto ianareo fa efa nahazo invity i tgv hanao 14juillet aty am champs E.
Mahasahy koa ny Frantsay izany an! ny rehetra mandaha izy manaiky, sa diso io vaovao an' se io?
Tsy misy maharesy ny frantsay ao mdg, na 1 aza.
Marina tokoa io raha ny tamin' fanjanahatany - 2010, fa izao mbola...??????? eo am- panoherana tsika Bazylou a! sa ahoana hoy se?
Mpanompony sy andevony daholo ny ao.
Raha anotaniana ny Frantsay aty toa mandaha an' io daholo, Izany hoe mbola azo toherina izany raha misy manao an' io na dia maro aza satria izy aza mandaha.
4. ndotofetsy ( 03/04/2010 17:28)
bekafara:

ialahy no andevony frantsay eto ,tapohiny nahazo RMI sy CMU sy milahatra sakafo eny @ resto de coeur,secour populaire sy croix rouge,sy soupe populaire sns...) ialahy dia manambany ny gasy.Hitako anie ialahy no sady fantako e.
Ireo mbola manana ny atao hoe digniteny mihoatra lavitra an'ialahy leche cul ny vazaha masiso :-D :-D :-D
beurkkkkkkkkkkkkkk aza mba nandra ihany



aza mba nandra otran i bekafara
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. pikatti ( 06/04/2010 11:51)
Bref, vive tgv, Ary mitsangana ze mahery hanao aminy anala azy teo
fa io nama tsy tafala eo io av 31 dec 2010 a.

Eto hono le bado ty mitady olona hifampin-tsako @ rabitro de aty ambony atsy indray de hoe, matahotra mafy aho ry zalahy fa hendasin-dry rasily ny bitro ,tsy mahagaga ny maha-bado an-drangahy :roll: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0365