Fihaonana

1. zakilinina ( 02/04/2010 19:29)
Tao aorian'ny fitsidiham-pahitra nataon'ny misintra frantsay teto Madagasikara dia misy feo milaza fa hihaona hono ny filoha voafidim-bahoaka sy ny filoha nanongam-panjakana. Ilaina ve io fihaonana io mba hisorohana ny faneken'ny frantsay hiara-dalana amin'ny vondrona eraopeanina hanasazy ny Faty ?
répondu par pikatti le 06/04/2010 11:58
2. bekafara ( 03/04/2010 07:53)
ny sazy ihany satria efa hoavy le tena izy avy any @ UE ary obligé fransa hi accepte an'io dia io mitady handrebireby io indray ,ny ACCORD de maputo efa vita sonia ka mbola hitady aiza indray ?
arakaraky ny handrosoany fotoana no mampidelira an'ireo eo,izao dia efa lasa paranoia be ry lerony ao palais ambohitsorohitra ao.
On peut tout faire avec une baïonnette, sauf s'asseoir dessus.Koa aiza ho aiza amin'izany ireo mpanao coup d'etat @ izao fotoana izao ,tsy may volo tratra intsony f'efa volombody mihitsy mbola tsy taitra ihany
=)) =)) =))
3. zakilinina ( 03/04/2010 08:15)
Ny tsy tako-nafenina mantsy dia efa nandefitra be (tafahoatra aza) ny ankolafy Ra8 tany Maputo satria ny mpanongam-panjakana ihany no nekena ho prézidà. Efa nosoniavin'ny Faty io. Kanefa ilay fitondrana mandeha ilany toy ny kiraron'i Beminahy ihany no tadiaviny.
Raha ny tena marina dia tokony hiala hanaja tena amin'izay ny Faty. Ary tsy avela akory hiverina any Maputo akory satria tsy azo ianteherana toy ny hazo boboka.
Ny hazo boboka ve no ianteheran'ny firenena rey olona ô !
4. bekafara ( 03/04/2010 08:22)
marina izany zakilina an ,TSAR ihany e,izao efa malaza be ny resaka mutinerie etsy sy ero ,nefa ny tena marina dia mbola miandry izay maha sahy mividy lafo azy ny militaire,toy ireny lavanty ireny e
5. ndotofetsy ( 03/04/2010 17:33)
bekafara:

marina izany zakilina an ,TSAR ihany e,izao efa malaza be ny resaka mutinerie etsy sy ero ,nefa ny tena marina dia mbola miandry izay maha sahy mividy lafo azy ny militaire,toy ireny lavanty ireny e



ty bekafara ty oa tena nandra velona mintsy

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. pikatti ( 06/04/2010 11:58)
Tao aorian'ny fitsidiham-pahitra nataon'ny misintra frantsay teto Madagasikara dia misy feo milaza fa hihaona hono ny filoha voafidim-bahoaka sy ny filoha nanongam-panjakana. Ilaina ve io fihaonana io mba hisorohana ny faneken'ny frantsay hiara-dalana amin'ny vondrona eraopeanina hanasazy ny Faty ?

Nisy tokoa ny fihaonana nataon'ny voazaha t@ rabitro sy Zafy, ary nidaty ny hihaona @ le8 koa ry voazaha, saingy tsy nety R8 raha tsy eo ny ny ankolafy izay nandray anjara t@ MaputoI sy Addis Abebba
Marina iny satria aleo hisy vavolombelona sao hitranga indray ilay zava-niseho tao @ Carlton, tonaga dia nitatata be ny ny Radio RFI fa nanaiky daholo ny ankolahy 4,é, sady nampian'ny Ny Hasina koa t@ haino aman-jery teto an-toerana fa fa ok daholo, ka i Le8 ihany no nilaza fa tsisy zavatra tapaka tao , AFA-DRAKOTRA LE RESAK'HEHY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7004