sipa

1. coco15 ( 31/03/2010 05:43)
message
ahoan no ilazana fa tena tia ny sipa
novalian'i vale ny 23/09/2010 16:06
2. soanja ( 31/03/2010 22:26)
coco15:

message
ahoan no ilazana fa tena tia ny sipa


Anontanio re izy! "Tena tia ahy ve ianao?" dia hita eo izay havaliny. Sa ??


3. Ratoa ( 01/04/2010 00:29)
ny fietsiny tombona fa tsy mitraotra , patiente, ny fomba fiteniny feno fanaja tsy ambolimbolena ary tsy voaterya iangitigonty, toetra madinidinika attentionnée hoy ny vazaha; Tsy voatery ambara hoe "tiako ianao" ny fitiavana.
Fiainako an-davan'andro ny fitiavako hoy ilay olona iray izay fa ts fanambarana an-tendron'ny molotra. Anjaranao izany ny mamaky sy mandinika ary mandika ny hetsika sy seho ary tao rehetra é!!!
4. Ratoa ( 01/04/2010 00:30)
tomombana
5. xxx ( 03/04/2010 09:03)
:?: marefo izy rehefa tia
6. Ratoa ( 04/04/2010 21:41)
marefo izy rehefa tia
ahoana koa izany? zozoro angaha?
7. ikaretsaka ( 05/04/2010 00:21)
anontaniana no mora ahalalana ny valiny (raha nonette izy)
8. ikaretsaka ( 05/04/2010 00:21)
honette fa adinoko ny nisintona tsara ny h :wink:
9. maeva74 ( 05/04/2010 00:35)
Ika hihihihhihi
10. LAVASANGA ( 20/04/2010 06:43)
Ny afantara fa tena tia ilay sipa dia mandefitra izy @zavatra rehetra,na fiteny zany,na fihetsika zany,na inona atao dia manapitiavana be izy,miaritra izy @zay zavatra rehetra mitranga eo eny fa na dia @tsy fitovian-kevitra aza dia mandefitra ihany izy fa ianao kosa no mahita @farany hoe diso za tsy nanaraka ny heviny ary tsapanao eny ihany izany rehefa miaraka eny ianareo roa.
11. mandrindra ( 20/04/2010 07:40)
kôfa : tena tia ahy ve ianao?
siap : tena tiako beeee ianao (fa eto imolotra ihany, ty ko tsy kôpy lililll)
12. vale ( 23/09/2010 16:06)
Toa samy manana ny TOETRANY dol ka sarotra ihany, ao ny lasa timide be tampoka rehefa ampiresahana à voalohany!
ao ny tonga dia izy no manao premier pas!
ao indray ny saro-piaro be, etc, etccccccccccc.. hihihi ;-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5768