ambohijatovo anio
1. bazylou
(
29/03/2010 19:41)
Anio folakandro teo hoeo dia nisy ny lanonana sy fanasana vangy
Nataon ny 3 movasy teo ambohijatovo. Tsy nisy hafa tsy
ny ompa sy ozona ary fandrabirabina ny andaniny no natao teo. Araka ny
Hitako tamin ny nety teo dia nisy mihitsy ny fampisehoana vody maromaro
Hanaratsiana sy anoharana iretsy andaniny.
Dia mbola tena analin kisa ny gasy matin ny tia kely satry ny ahay ividianam
bary kely hanina. Tena mampalahelo. Eny fa nary bebe zoky olona aza dia
Nampiseho teny daholo.
Tsy aleo nanao makorelina teny amin ny indra sy berox ,
BEuuuuuuuurrrrrkkkkkk. Mampieritreritra raha ireny no troa movansy ary
Vehivavy malagasy. Beeeeeeuuuuurrrrkkkkk
Tsy kobony fa vao maika mahazo aina be i tgv.

répondu par pikatti le 30/03/2010 12:10
2. andrywui2002
(
29/03/2010 22:41)
i bazylou no tratra nanitrakitraka ny vonikazo napetrak'i tgv teo
3. xxxw
(
29/03/2010 23:35)
Fampitandremana ho an'ireo bemarenina ireo io e,ny manaraka ny hiala'io foza io no tena tadiavina, tsy hilaina intsony ny fanagejana
Masina ny tanindrazana
Masina ny tanindrazana
4. rijadolly
(
30/03/2010 01:21)
Bazylou>>>> tena marina v ry se izany sao dia fanaratsiana fotsiny ny an' se. Izay anie le mila ovaina e! tokony ny marina sy fihenoina ny hevitry ny hafa izao ny fanaovana politika fa tsy fanaratsiana ny hevitry ny hafa.ary dia mitarika rapport vilana rehefa avy eo.
Araka ny teniny xxxw io izao dia azoko tsara fa tsy mbola tara ny fitondrana FAT raha miverin- dalana raha marina ny niseho teny Ambohijatovo izany.
Araka ny teniny xxxw io izao dia azoko tsara fa tsy mbola tara ny fitondrana FAT raha miverin- dalana raha marina ny niseho teny Ambohijatovo izany.
5. vitalkamaoly
(
30/03/2010 11:32)
avy ndray reto akama mpanaratsy fotsiny reto.Efa very lesy ny fitondrana fa le sosy sisa no ijanonana ao a.Za alo hipitika aloha refa tena ratsy io e.
6. pikatti
(
30/03/2010 12:10)
Za alo hipitika aloha refa tena ratsy io e.
Izay manan-tsaina ihany bainn no sahy mipitika a, ireo sisa kamo be tenda ireo hiredrika miaraka @ saosy nopehany tao ,dia inona no dikany , zany no lazaiko fa mialà izay mbola misaina
Anio folakandro teo hoeo dia nisy ny lanonana sy fanasana vangy
Nataon ny 3 movasy teo ambohijatovo. Tsy nisy hafa tsy
ny ompa sy ozona ary fandrabirabina ny andaniny no natao teo.
Koa inona ny blem an-drangah !!! ny adalàna vitan'elah teto izay aloha tsy mbola ialahy mihitsy no hanomé morale eto e!! sady rehefa tsy hiano ny feom-bahoaka leity dia de toraho any ho henony tsara a :lol: efa tsara izany fa efa naheno aloha elah zay!!!..