ka raha tsy inona koa.....

41. Ratoa ( 04/04/2010 02:08)
Voalaza tetsy ambony hoe mi-jouer role matanjaka ny sex eo @ fitiavana. Et vice versa. Manandanja amin’ny firaisana koa ny fitiavana, ny fanajàna sy fankasitrahana ilay olona iraisana.

Ny mampalahelo dia , matetika ny vhv dia mihevitra fa victim foana rehefa manao firaisana, eny fa na dia teny nierana izao aza ilay firaisana. Nahoana angaha?

Mba mihevitra ve ny lehilahy fa mety tsy nizotra araky ny fanirian’ilay vhv ilay firaisana ka nivadika ho fijaliana na tsy fahafahampo ilay nantenainy ho fahafinaretana ka dia mahatsiaro tena ho victime ravhv?

raha lhl sy vhv samy 16 taona no tratra nanao firaisana dia ilay lhl no tsy maintsy voasazy e!

Izany ve? Raha samy mineur ve? Voasazin’iza aloha? Tsy manasazy ve ny ray amandrenin’ilay zazavavy? Tamin’ny atanoranay aloha dia lazaina fa vhv tsy mahatan-damba ny zazavhv tsy virjiny. Ary atao fiomehezana ny lhl mampakatra ireny ho vady.. Ary mazàna arian-draiamandreniny ny zazavhv niteraka tsy nanambady.
Hoy i soanja
Tsy i xxx no lazaina eto amiko fa misokatra ny fomba fijerena ny resaka sex ka ny fijerin\'isan\'ny ambaratongany avy no ampisehoana, amin\'izay tsy very ny olona raha sendra ka mianjady aminy ny zavamisy.

Ka izay mihitsy ilay hevitra ambarako raha nilaza «izy» aho,mikasika ilay lazainareo ho trondro maty na tapakazo no ambarako eto. Tsy nilaza xxx mihitsy aho . Ary dia tohizako fa tsy voatery mahay miray ara-nofo aman’olona daholo ny olona rehetra, na lhl na vhv. Tsy voatery mahita fahafinaretana daholo koa ny olona rehetra. Misy ny sasany mijaly be eo ampiraisana, ao ny leony tsy te hierika izany intsony. Misy mihanina amin’ny fanatontosana adidy sns (devoir conjugal) …hoy ihany i soanja
Ny fahalalana ny zavamisy ihany no hanafaka antsika amin\'ny tebiteby amiko
.
Ka izay ary. Mety tsy mahalala inoninona ilay olona (mbola resaka mivelatra ihany fa tsy miteny na manakiana an\'i xxx aho, na an’iza na iza ) ka dia miandry fotsiny na menatra na «géné». Zava-tsarotra sy saro-pady anie io fiaisana io!!! (complexe et délicat)
Hoy i soanja (hevitra faha 31)
raha tsy efa manazava izy ka milaza hoe izao no zavanisy talohan\'ny fiarahana ary izao no nahatonga ny firaisana , ary izao no nitranga teo ampanaovana sns sns ...
.
Efa nanambara aho tery ambony (hevitra faha 16) hoe: \"Mba anontanio aloha ra-xxxx hoe inona vy ny tranga taloha - nandritry- ary taorian\'ilay firaisana, izay vao haminany hoe izao angamba no tsy nety sns..\"
Hoy Ravonjison (valiny 35) \" description \" - na hypothese. Fa inona no atao hoe hypothése ? Mba azavao amiko kely hoe fa tsy takatry ny saiko tsotra. Iza no nandroso ny « description sy ny hypothèse » eto ? Moa va tsy ianareo sy soanja ? Dia no tohizako tamin\'nny fanontaniana ny hevitrareo fa tsy niteny aho hoe ataovy izao na izao no antony. Dia mba manambara aho fa izay no hainy ka dia mba tokony ampianarina ho» trondro velona» izy. - Ity IZY ity dia tsy manondro olona manokana fa fanambarana amin’ny akapobeny. - Iza no hanao izay ? Izay tandrifina ny tranga fa tsy milaza mihitsy aho i Ranona iry na i Ranona ity. Milaza fotsiny aho hoe misy koa ny tahaka izao( «hypothèse hoy ianao ravonjison) ary nialoaviko ny teny kely hoe RAHA (si).
Ka asa aloha raha izaho no mampifangaro na ianao no minia tsy mahazo. Ny hevitra no ampiadiana sy alahatra eto ka samy manana fahalalahana ny amin\'nizany na ambosaka na handray na tsy hanino-tsy haninona.
Tsy misy mahay hatrany ankibondreniny? Efa voalazako tery amin’ny valiteny faha 33 «Satria fianarana ny fiainana. Hatrany ambohoka ka hatrany ampasana.\" Any ankibondreny no manomboka ny fiainana sy ny fiarana. Sombiny ihany no azo any fa rehefa tonga eto an-tany vao tena mianatra sy miaina ny lafiny rehetra, mantevina lalandava. Ary ny fahafatesana no mampitsahatra azy, mampitsahatra ny fianarana sy ny fiainana . Tena marina: tsy misy mahay hatrany ankibondreniny ary tsy misy tapipahaizana.

Izaho indray etoamin\'ity dinika iray ity dia tsy manoro hevitra (conseil) fa mba mihezaka mandinika araky ny sai-pantatro ka dia anjaran’izay mamaky ny voasoratro (na iza na iza) no misafidy, maka , mametraka na manantanteraka izay nofidiany.
42. ikaretsaka ( 05/04/2010 00:31)
hypothese ve tsy tombatombana e
manarak'izany... tsy hitako loatra izay zavatra atoronao ankoatran'ny milaza "faits"
43. soanja ( 05/04/2010 13:46)
Ratoa:

Raha ny fahitako azy dia olana amin'ny tsy fahampian'ny vokabilera malagasy manazava ny hevintsika no mahalava ity resaka ity.

Ny ankoatr'izay dia tsy hitako loatra. Raha mihevitra Ratoa fa tsy tohina sy malahelo ny fonay mahita ireo zavavy malagasy iharan'io fomba fisainana isan-karazany rehetra voalaza etsy ambony ireo dia diso ianao. Raha tsy aty aminay ny iantefan'i tenin-dRatoa dia hoy aho hoe tsara ny hevitrao ary tohanako fa tsy tsara ny ieritreretana toy ireo voalaza ireo saingy tsy vitan'ny fanakianana be fahatany toy izany no hampianatra/ hanova ireo tanorantsika hijery sy hiatrika ny zavamisy.

Mila fanabeazana mihoatra noho izay na ny lahy na ny vavy io satria mila mahalala ny momba azy aloha izy vao hitia sy hikolo ny hafa.

44. soanja ( 05/04/2010 13:56)
Mitomany sympathy avy aty amintsika i xxx raha ny fahitako azy manokana amin'io lohahevitra io. Nefa tsy vitan'izay ny fiainana fa tena mila manome/ tsy anontaniana akory ny antony itomanizany izany izy raha te hahazo izany.
Raha RAD niny aho dia tokony ho fantatro ny olana amin'i xxx saingy tsy isika no RAD-niny ary misy ary RAD tsy mahalala izay olan-janany raha lazaiko hoe sipakely i xxx.

Soa koa anefa eo izy niteny izany satria raha manoratra ny zavatra misy / fomba fisainana / fihetsika sns sns any amin'ny fiarahamonina isika dia aoka ho fampafantarana azy ireo sy ho fanabeazana azy ireo na eto fotsiny aza hoe tsy vitan'ny hoe nifampiditra fotsiny ny fitaovam-pananahana (firaisana/ manao/ mi...) dia mifankatia ny olon-droa fa mbola lavidavitra noho izay ny atao hoe FITIAVANA.

Saingy iza no mahalala mba eritreritra mandalo fotsiny koa ny azy mba hanetsika ny hijerentsika ny fiainana..... Tsara ilay sobijekitra!
45. Ratoa ( 06/04/2010 23:41)
tsy hitako loatra izay zavatra atoronao ankoatran'ny milaza "faits"
tsy mitantara "faits" mihitsy aho. Ny faits dia tranga niainan' olona na nihatra taman'olona voasokajy mazava tsara. Filazana ankapobeny ny nataoko. Raha ny tena marina aza dia fanontaniana no napetrako "inona no niseho taloha, nandritry , taorian'ilay firaisana?" sy ny hoe " ary raha tsy nampianarina ho trondro velona na hazo maniry ary izy?". Apetrako amintsika rehetra , amiko koa izany, ny fanontaniana ka samy manana fahalalahana isika hamaly, hanoso-kevitra na hangina na hody tsy mahazo ny resakyny hafa. Tsy manome toro-hevitra mihitsy aho. Mazava izany. Ary tsy mikendry ny anoro hevitra koa aho fa manontany tena sy mieritreritra an-tsoratra.
46. rakapy ( 07/04/2010 17:52)
Ratoa> Rehefa namaky ny vasoratra teto aho dia nahatsikaritra fa ity fehezanteny ity no matetika naverinao ka ho valiako fa toa tsy nisy mpamaly.
" ary raha tsy nampianarina ho trondro velona na hazo maniry ary izy?"

Tsy voatery ampianarina na mila mpampianatra tompoko ny olona iray vao afaka ny ahay zavatra iray.
Afaka ny mampiana-tena sy mandinika ary mandray lesona araka ny zava-nisy ,hitany, nianany izy.
Hoy Ratoa
Mba mihevitra ve ny lehilahy fa mety tsy nizotra araky ny fanirian’ilay vhv ilay firaisana ka nivadika ho fijaliana na tsy fahafahampo ilay nantenainy ho fahafinaretana ka dia mahatsiaro tena ho victime ravhv?

Ny filazanao mazava @ ilay lhl ny marina no vahaholana, fa tsy ny fitomanianao sy fitabatabanao aty ambadika fa victim ianao.

Hoy Ratoa
Izany ve? Raha samy mineur ve? Voasazin’iza aloha? Tsy manasazy ve ny ray amandrenin’ilay zazavavy? Tamin’ny atanoranay aloha dia lazaina fa vhv tsy mahatan-damba ny zazavhv tsy virjiny. Ary atao fiomehezana ny lhl mampakatra ireny ho vady.. Ary mazàna arian-draiamandreniny ny zazavhv niteraka tsy nanambady.

Aza mihevitra fa mitovy na koa tsy miova ity tany ity ry Ratoa ka hoe t@ hatanaoranao no mbola nofisinao hitovy @ zao fotoana izao. Misy ny fanasaziana zaza tsy ampy taona nandika lalana @ zao fotoana izao. Tsy vitan'izay teny kely tsy misy dikany hoe "tsy mahatan-damba" izany ny sazy mihantra @ zaza mandika lalana @ zao fotoana izao.
Manaraka izany dia ,toe-tsaina efa lomorina sy lo ilay resakao momba ilay hoe "Fimehezan'ny lhl ny mampakatra vady tsy virijiny"
Raha virijiny no andrasanao sy tadiavinao dia ireny ilay atao Hoe "trondro maty sy tapa-kazo na saribakoly vori-damba hoy ny sasany."

47. bazylou ( 08/04/2010 20:29)

Mivelabelatra am lhl tsy milaza fitiavana ???!!!! Iny indray no tsy hitako
48. soanja ( 09/04/2010 00:03)
bazylou:

Mivelabelatra am lhl tsy milaza fitiavana ???!!!! Iny indray no tsy hitako

Ka misy fomba hafa azo hanazavana izany ve ry Bazy.

:-D
49. bazylou ( 09/04/2010 15:19)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
mahita voam bolana tsy haihay koa ianareo tony ka,
50. bazylou ( 09/04/2010 15:21)
sa ve le hoe ny vhv dia vonikazo no tianao lazaina e??????? dia vao misy arrosoir sy rano tonga dia lasa izao , :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
51. soanja ( 09/04/2010 16:46)
bazylou:

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
mahita voam bolana tsy haihay koa ianareo tony ka,

Nofidiko mihitsy io voambolana io mba hi-stick (hijanona) hoy zahay gasy aty us ao an-tsain'ny zavavy kely. Ka raha sangy hisy ny tranga dia efa arany tsy tsy hisy fivelarana eo fa aleo andohalika aloha ny bandikely hibadabada fitiavana.

Ilaina ny mampiasa voambolana isankarazany mba hisy fivelarany ny Teny Malagasy! Sa ahoana hozy ianao. Izahay vehivavy indray tsy miala amin'io voninkazo io ka. Ka tsy manan-taho toy ny arrosoir tsinona koo....

:-D :-D :-D
52. soanja ( 09/04/2010 16:48)
Ny rano no fitiavana eo an! Iny tsinona ilay tena mamelona!
53. bazylou ( 09/04/2010 21:17)

De toute facon, rano koa anie no avokany eeee, rano hafakely mahabe ftiavana
Sy mampibotsina kibo
Lllllllllloooooooooolllllllll
54. bazylou ( 09/04/2010 21:21)

De toute facon, rano koa anie no avokany eeee, rano hafakely mahabe ftiavana
Sy mampibotsina kibo
Lllllllllloooooooooolllllllll
55. lelimpi ( 09/04/2010 21:39)
xxx:

Rehefa avy nanaovan ilay bandy aho dia izay lery vao miteny hoe " madio be hono ny eritreriny fa namana fotsiny no andraisany ahy" koa raha tsy inona koa!!!
mampalahelo ianao ry sipa ,tsy hoe raha vao hoe hanao anie dia haka vady no dikan'izay e

56. soanja ( 09/04/2010 23:00)
bazylou:

De toute facon, rano koa anie no avokany eeee, rano hafakely mahabe ftiavana
Sy mampibotsina kibo
Lllllllllloooooooooolllllllll

Tsy mampihome izany e fa siansa! Firy taona koa zany Bazil izany!!! raha tsy ampy taona dia mila manova paika ndray alo za!

:-D :-D :-D
57. bazylou ( 11/04/2010 18:31)

Fa ianareo very soanja olona constipee sa ahoana????? Sa ny anareo atao serieux be fona
It's'a joke,
58. soanja ( 11/04/2010 18:39)
bazylou:

Fa ianareo very soanja olona constipee sa ahoana????? Sa ny anareo atao serieux be fona
It's'a joke,

Ra-Bazil raha nitohana aho tamzay die efa nolerako rano-paiso-rakena!

:lol: :lol:
59. Ratoa ( 17/04/2010 18:16)
Hoy rakapy
Raha virijiny no andrasanao sy tadiavinao dia ireny ilay atao Hoe "trondro maty sy tapa-kazo na saribakoly vori-damba hoy ny sasany."

Mampiomehy be ianao rakapy. Ny hevitro ihany no avaokanao eto. Nataoko sous-entendu izy dia nabaribarinao. Ireny ilay tsy nisy nampianatra . Ary tsy afaka ny ampiana-tena izay tsy nanana expérience na tsy manana olona tena tia azy, mahatsapa fa mbola tsy ampy expérience ka mila ampianarina.

Manaraka izany, ny voalaza ery ambony ery hoe
ny lhl ihany no voasazy.
Tsy manonofy mihitsy aho raha milaza aminao ireo voalazako ireo. Ary mbola misy izany hetsika sy hevitra izany hatramin’izao, raha iMadagasikara no jerena sy heverina. Tsy mbola tong any amin’ny féminisme'n'i Lafrantsa sy ny tany» tandrefana" na occident daholo iMadagasikara manontolo, ary na tany betsaka eran’izao tontolo izao aza mbola tsy tonga amin'izany tanjona lazainao izany fa aza manao safo be mantsina. Tsy ny tsy ampy taoana ihany koa -ny koa, ary na zatovo lahy na zatovovavy dia samy voasazy. Tadidio fa tsy ny lhl ihany no manolana fa ny vhv koa; Eny é!

Any Afrika, na silamo na tsia, dia mbola betsaka ny RAD mampiseo amapahabe maso ny lamba avy nandrian’ny mpanambadyao, v anaporofona fa mbola virjiny ramatoa. Mbola betsaka ny gasy maniry hanambady zazaviavy virjiny.

Hoy i Samoela – (izay zandriko amantaonany maro be) hoe : «nolotoin-dry zalahy ity anjarakao». Mbola ao ilay toe-tsaina
60. RAJOTIANA ( 13/05/2010 14:50)
mamangy @fahoriana dia aza misosoka intsony ny manjo :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1871