TSY MISY TIA TANINDRAZANA NA IRAY AZA
1. bobimarolahy
(
27/03/2010 19:14)
Mpandainga iray tanàna no sady koa mpanano kobaka ambavany ireo olona nitondra ny gasy anaty lavaka toy izao. dia misy ve izao mihevitra fa raha tsy niala teo ravalomanana dia mbola ho mafimafy noho izao ity fahantrana ity?
sao mba ny mifamadika @zany ny tokony hitranga , raha tsy nopotehina ny tanàna raha mba navela hotsarain'ny fifidianana ny mpitondra mino kosa aho fa tsy toy izao no niafarantsika kah
izao dia ny mpitondra ihany sisa no miaina milamina fa ny ankoatr'izay raha mihary robain'ny dahalo, ny very asa lasa malaso , gravy an
hikipy avokoa ny masontsika rehetra miaina izao fa tsy ahita an'i Gasikara hamiratra sy ho fitaratra izany intsony .

novalian'i pikatti ny 29/03/2010 11:45
2. ndotofetsy
(
27/03/2010 23:20)
atao inna tanindrazana aleo mirevy mooooooooooooly be
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. milamm
(
28/03/2010 15:30)
nopotehany hat tokoa ny tanana,ny RTM,RNM(archives nationales mba tahiriny fiaraha-monina Malagasy ),ny ala moa naripaka raha toerana mahafinaritra tokony ho lovainy fara aman-dimby sy harena izay nangalarin\\\'izy reo ho an\\\'ny taranaka (16 ha very mandrakizay ny velarany alam-pirenena)
http://www.youtube.com/watch?v=feLbrHWaITI&feature=related
http://www.youtube.com/watch?v=y4Ex1a6d74A&feature=related
isika rehetra no tsy afaka mahita izany intsony,ary ny nahavanona izany heloka bevava eo @ Tanindrazana de ireo mbola mitazona ankeriny ny fitondrana tsy nofidiam-bahoaka no tsy ankasitrahany daholobe satria manitsakitsaka ny zo sy ny safidin\\\'izy ireo.Ny dingana hafa manaraka eo tsy mitanila raha fifidianana no resahina de averina ny antenimieran-doholona sy antenimieram-pirenena izay notsoahiny hat teo @ fintantanana ny tetezamita satria ireo no misolo ny vavam-bahoaka sy nitondra ny teniny ary handatsa-bato ny mbola hijanonany hat eo intsony na tsia(izany rehetra izany de eo ambany fanaraha-maso ireo solotenany vondrona iraisam-pirenena samihafa,miaramilany satroka manga toy ny ao Guinea tsy ela izay) de karakaraina @ zay ny fifidianana sy hisokatra ny fampielezan-kevitra.
Izany rehetra zany tsy ho tanteraka raha tsy miditra ny satroka manga hanelanelana sy ampitony ny fahandriam-pahalemana ao amintsika,tsy henatra akory izany raha ampitoviana ireo firenena hafa miaina ny olana mitovy amintsika,ny fiarovana ny zo sy hasiny olompirenena,dia miankina \\\" fanajana azy ireo efa tsy misy intsony izany 1 taona lasa izao ka ahiratra @ zay ny maso
fotoana ampiverenana ny filaminana izao rehefa ny firenena mikambana no hiditra an-tsehatra.

4. milamm
(
28/03/2010 16:48)
efa nivoeka ela reo ny artista miray hina @ Malagasy miaro sy manamafy ny mandatehezany fanevany firenena,manetsiketsika @ io hira marina io http://www.youtube.com/watch?v=MyjrdS6lzuU&feature=related
...reo fahendreny razantsika
ekaro,nivadika lohan'alika
lohan'alika dia nidiran-doza
lohan'alika dia nandoro Rova
lohan'alika dia lasa mpandroba...
http://www.youtube.com/watch?v=MyjrdS6lzuU&feature=related

5. pikatti
(
29/03/2010 11:45)
dia misy ve izao mihevitra fa raha tsy niala teo ravalomanana dia mbola ho mafimafy noho izao ity fahantrana ity?
ary ny nahavanona izany heloka bevava eo @ Tanindrazana de ireo mbola mitazona ankeriny ny fitondrana tsy nofidiam-bahoaka no tsy ankasitrahany daholobe satria manitsakitsaka ny zo sy ny safidin\'izy ireo.
izany rehetra izany de eo ambany fanaraha-maso ireo solotenany vondrona iraisam-pirenena samihafa,miaramilany satroka manga toy ny ao Guinea tsy ela izay) de karakaraina @ zay ny fifidianana sy hisokatra ny fampielezan-kevitra.=D
Izany rehetra zany tsy ho tanteraka raha tsy miditra ny satroka manga hanelanelana sy ampitony ny fahandriam-pahalemana ao amintsika,
lohan'alika dia nidiran-doza
lohan'alika dia nandoro Rova
lohan'alika dia lasa mpandroba...
Hiady @ adala, tsy maintsy kapoka ihany aloha no mety @ dry zalahy hatramin'izao,na dia milaza eo @ molony fotsiny aza ry zalahy fa hoe tsy koi dia efa betsaka no mimenomenona,mitsoaka an-daharana,mifanaikitra ny foza,sady le CENI feno foza,tsy ho hisy zany resaka mangarahara izany raha tsy natao teny @ gouvernement ny fiaraha-misa