TAPIDALAN-KALEHA TANTERAKA mampalahelo be ...snifff...
1. terrywui
(
24/03/2010 10:31)
Eo nareo ry vendrana ireto de variana miandry sazy hiatra amin'ny TGV eo hoe hanao ahoana nefa ny oul efa mamita resaka amin sinoa atsy !...hin hin hin hin miandry vasoka be amzany fati-tsazy zany eo nareo fa tsy miotsona amizany ny BULLDOZER aleo alou oa zahay hitondra fa nareo efa teo fa tsy nahavoa akory sady namono olona fotsiny ! no sady nangala-bolam-panjakana !! nangala-tanin'oul ! nibodo ny fihariana rehetra teto M/car ! ... zao ny vahoaka zao afa-gadra ,famiandry an'i dada ahatsapa tena hamerina ny vola nopaohany tao !!
vive TGV = FRANCE = CHINE hon hon hon hon !.....
=)) =)) =)) =)) mahareta fery e ! mangotsoka be ...!
vive TGV = FRANCE = CHINE hon hon hon hon !.....
=)) =)) =)) =)) mahareta fery e ! mangotsoka be ...!
novalian'i nilex ny 26/03/2010 07:59
2. pikatti
(
24/03/2010 10:42)
Mba jereo tsara leisy ny taonanan'ireo statistikan'elah ireo bain a
Tena mantanjaka be rabitro an, 2009 :-D :-D :-D
Tena mantanjaka be rabitro an, 2009 :-D :-D :-D
3. terrywui
(
24/03/2010 11:03)
TSISY RESAKA BITRONLAH ZANY REO RAOSILAHY MAINTY FA STAT NNY CHINE IREO AVOAKAKO REO A :evil: :evil: :evil:
ARY ELAELA KO ELAH TSY HITA BAINNN A SA LAOZANLAH MITOMANY AO ANTRANO AO NDRAY ? RAZOAM ZAO REFA ANTSOINA DE MIAVONA BE KOU LERY :evil: :evil:
ARY ELAELA KO ELAH TSY HITA BAINNN A SA LAOZANLAH MITOMANY AO ANTRANO AO NDRAY ? RAZOAM ZAO REFA ANTSOINA DE MIAVONA BE KOU LERY :evil: :evil:
4. pikatti
(
24/03/2010 11:09)
vive TGV = FRANCE = CHINE hon hon hon hon !...tsisy hifandraisany zany ny kôzin'elah raha izany :idea:
Ny bitron'elah aloha zao efa ho voahendy e
5. terrywui
(
24/03/2010 11:15)
Tsisy nin'inona hoa zany sazy sazy nlaisany zany :-D :-D :-D tsy mampihetsika singambolo iray akory !!!!
--sazy tsisy valeur ny , sazy sazy foana , sazin'ankizy !!!! :-D :-D :-D
--sazy tsisy valeur ny , sazy sazy foana , sazin'ankizy !!!! :-D :-D :-D
6. pikatti
(
24/03/2010 12:00)
Tsisy hifandraisany hoa ny resak'elah
Ny sazy midika fa tsy ahazo fankatoavana izany ny tgven'elah de ahoana, fa angah leity zany mampandroso firenena izany vitan'ny hoe hiaraka @ anona de hamiratra daholo rampitso maraina ny fiainan'ny Malagasy :roll: :roll: :roll:

7. nilex
(
24/03/2010 13:05)
Raha ny fijeriko azy dia izao e.Erintaona izay nyHAT no teo nilaza fa tsy mila ny fanapiana avy any ivelany fa mahita hevitra hafa nefa efa erintaona ve dia tsy mbola hita ihany le hevitra hafa fa miodikodina fotsiny ao ry zalahy mangorona harena.Tsy mbola nisy ny sazy taminizany nefa tsy tafavoaka.
Koa ankehitriny indray ve misy sazy vao ho tafavoaka.Fanina tanteraka ny HAT izao ka asa izay hitranga eto fa na izy samy ao ary lasa tsy mitovy hevitra intsony.
Le daty hanaovana fifidianana izao tsy mety tapaka satria ny vola nantenaina ity tsy misy.Handroso ity maty nefa raha hiembotra koa mba menatra ihany.
Ny miaramila no tambatambazana mafy fa ho ratsy io rehefa ho tezitra ny vahoaka.
Ratsy ity tatara ity fa ho hita eo ihany e.

8. stalingrad
(
25/03/2010 16:35)
Ny miaramila no tambatambazana mafy fa ho ratsy io rehefa ho tezitra ny vahoaka.:-D :-D :-D :-D :-D rediredy re izao ....! ary hono oa maninnn raha manao reservistes ndray e!!
Ratsy ity tatara ity fa ho hita eo ihany e.
9. nilex
(
26/03/2010 07:59)
ary ny tena mahagaga eto dia izao,ny olony TGV eto toa tsy mba manana hevitra mafonja azo aroso fa toa manao resaka botolo fotsiny,sa izay tokoa izany le foza orana.