Fianarana manao hosoka vatotokana ho an'ny FAT

1. Vahoaka ( 24/03/2010 10:21)
Maoritania no firenena vao avy nanao fifidianana tamin’ny alalan’ny biletà tokana ka nahavoafidy ny mpanongam-panjakana hitondra ny firenena tamin’ny taon-dasa. Hain’ny mpanongam-panjakana anefa ny nanao hosoka tamin’ny alalan’ny akora simika ny biletà tokana ka nibatany ny fandresena. Vao avy nihaona tamin-dRajoelina tamin’ny herinandro lasa teo ny minisitra iray avy any Maoritania. Tsy re tsaika ny nahatongavany sy ny nandehanany.
novalian'i nilex ny 24/03/2010 13:46
2. terrywui ( 24/03/2010 10:39)
eesssy de mazava oazy zany rapika fa handresy ny TGV a..!! merci amlah ...! misaotra amin'ny tso-drano sy ny fahatakarana hon hon hon hin hin hin :-D :-D :-D :-D


VIVE TGV = FRANCE = CHINE



VIVE TGV = FRANCE = CHINE





VIVE TGV = FRANCE = CHINE







ZE RESY MIALA FA ALEO HIFANA-VARATRA EO E

de aza be menomenona
3. pikatti ( 24/03/2010 10:50)
Hain’ny mpanongam-panjakana anefa ny nanao hosoka tamin’ny alalan’ny akora simika ny biletà tokana ka nibatany ny fandresena. Vao avy nihaona tamin-dRajoelina tamin’ny herinandro lasa teo ny minisitra iray avy any Maoritania.

Tsy mahagaga io , efa nangalatahaka ny tany Guinée ry lerony,izao ndray ny any hoso-bato izay fika nahalàny ny mpanongam-panjakana tany Maoritania

Hay ve elah ty rawix hanaiky ihany fa ny nataon-dR8 t@ sinoa ka mety :?: :?: :lol: fa tsy ny tsy azon'elah tsra fotsiny dia ny sinoa sy ny frantsay maso sy sakay raha ny raharaha Afrikanina no resahina, ary io no tena mahatonga na-dry zalahy manao izay hafany, hametsana an'izao zanataniny rehetra ireo tsy ho azon'ny sonoa sy ny indianina
4. terrywui ( 24/03/2010 11:06)
AN AN AN AN LETY RAPIKA TSY TEHALALA LETY FA HIARAKA AMIN CHINE I M/car AZA BE WOUWOUW EO ELAH FA ZAY NO IZY



VIVE TGV = FRANCE = CHINE
5. pikatti ( 24/03/2010 12:07)
VIVE TGV = FRANCE = CHINE diso be elah @ équation'elah io
Asio mises à jour kely klou ny lohan'elah bainn a :lol:
6. AndriambyII ( 24/03/2010 12:47)
???????????VIVE TGV = FRANCE = CHINE ????????
Fa inona lety izany wui wui ?? :-D :-D :-D :-D :-D
7. nilex ( 24/03/2010 13:46)
Mampalahelo fa mbola misy gasy mahavita mivarotra ny taniny ho tsetsafiny frantsay ihany .Dia tena faly ery izy an.Sa mbola zaza kosa angaha io manoratra eo ambony io ka tsy dia omena tsiny loatra .Tsy mba mamy aminy ny tanindrazany.















































































© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0602